Aza terena amz safidiko ah,TIM ajanon le mesazy moral fa tss
1. pikkati
(
14/10/2009 16:13)
Tsisy ahasakana ahy tsy hanao tgv na iza na iza , ary ajanony le mesazy hanaovana moral anah fa tsy voavadika intsony ah fa zahay ndray tsy mitaingina soavaly reraka e, ze mande iany no taingenanay ato , zahay koa bandy ko , ary zay mandefandefa mesazy aty eo de ompaompabe no ameko azy , :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
répondu par pikatti le 14/10/2009 23:41
2. terrywui
(
14/10/2009 16:16)
her her her her her ! hon hon hon hon hon !
miicii pikatti an !!!!!!!!............. :-* :-* :-* :-* akamako mitsy ty ...!!! hon hon hon !
miicii pikatti an !!!!!!!!............. :-* :-* :-* :-* akamako mitsy ty ...!!! hon hon hon !
3. terrywui
(
14/10/2009 16:27)
fa mivoaha mitsy alou elah ra-pikatti mandamina ny tanana fa misavoritaka tanterak nidiran'ny dahalo anikeo ny tanana mifangaro voraka ny alika sy ny kisoa a,, aiza elah eee?? hon hon hon !! ahandro alika eo ny sasany ny farany fa tsy voavaka tsony ty kléééé :-D ^^ :-D :-D midira alou elah ra-pikatti manazava ny tanana amin'ny jiro :idea: :idea: a !
4. xxx
(
14/10/2009 16:42)
pikkati:fa nga moa nisy nanakana anao é? mais qu'est-ce qu'on a faire izay safidinao na hiova palitao ianao na tsia?
Tsisy ahasakana ahy tsy hanao tgv na iza na iza , ary ajanony le mesazy hanaovana moral anah fa tsy voavadika intsony ah fa zahay ndray tsy mitaingina soavaly reraka e, ze mande iany no taingenanay ato , zahay koa bandy ko , ary zay mandefandefa mesazy aty eo de ompaompabe no ameko azy , :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
5. Papoose
(
14/10/2009 17:00)
ka io fotsiny aza zao le ps dia mody anaovana fanamboarana kely, zany ve dia tsy mampime sy fisandohana, peu importe hoe iza no ao ambadik'ilay ps :^) :lol: :lol: :lol: tsss comique tssss
8. xxx
(
14/10/2009 18:57)
Maivandoha le olona ka ps ny sasany no sandohana dia avy eo mapmé na le olona arovany koa moa mpangala tahaka anDRA8 KOA HAHITA izay naka teny Mahamasina taloha.
mpiandry nefa KATOLIKA le olona mapmé fa vendrana é!
RIDICULE ? NUL! SANS VALEUR EISE é!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
mpiandry nefa KATOLIKA le olona mapmé fa vendrana é!
RIDICULE ? NUL! SANS VALEUR EISE é!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
10. maryline
(
14/10/2009 20:01)
xxx:
Maivandoha le olona ka ps ny sasany no sandohana dia avy eo mapmé na le olona arovany koa moa mpangala tahaka anDRA8 KOA HAHITA izay naka teny Mahamasina taloha.
mpiandry nefa KATOLIKA le olona mapmé fa vendrana é!
RIDICULE ? NUL! SANS VALEUR EISE é!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
:lol: :lol: Tsy mba mety vizana i wuiwui efa firy izay ny pirate teo???
11. pikatti
(
14/10/2009 22:12)
Tsy mba mety vizana i wuiwui efa firy izay ny pirate teo???
nanao dérdessio, ndray mantsy nedala io zao fa miady an-trano ny samy foza :-D
12. ndotofetsy
(
14/10/2009 22:20)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
14. pikatti
(
14/10/2009 23:41)
lany fika ve ny tgv é,
d'efa miandry anelah zany @ sabotsy , fa aza mitondra an'iny malabary be iny elah wiwi fa le lobaka rôzirôzy hotran'ny nakan'elah sary reny ihany entina mba ho mora fantarina bainn a :-D :-D
d'efa miandry anelah zany @ sabotsy , fa aza mitondra an'iny malabary be iny elah wiwi fa le lobaka rôzirôzy hotran'ny nakan'elah sary reny ihany entina mba ho mora fantarina bainn a :-D :-D
