Zanatany
1. Mandefitra
(
14/10/2009 08:05)
Zanatany isika e ... ary mijanona ho zanatany.
Very maina ny ra latsaka t@ 1947, 1991, 2002 fa eo ambany vahohon i frantsay hatrany Malagasy kely no mandohalika.
Ary efa betsaka ny tononkalo nosoratan'ireo mpanakanto saingy indrisy ...
"Atao couchez dia mandry, atao allez dia lasa
Antsoina hoe ici, dia indry misasasasa"
ireo gasy saribakolin ny mpanjanaka ...
ho aiza nefa? soavaly voafolaka e :
Soavaly: "Ka ny lamboridy zany mbola avelanao ho ahiko?"
fr : "Eny fa satria ianao, soavaly nofolahiko..."
Soavaly:"Raha izany aoka ihany, oh! tsy misy fahafahana"
"Mbola tsy afaka ny tsilo fa ny lay ireo notsoahina"
Rahovina ihany vao ho afaka Gasikara?

novalian'i pikatti ny 15/10/2009 18:35
2. xxx
(
14/10/2009 08:21)
:cry: :cry: :cry:
ny tena mahaontsa ahy dia ireto malagasy namitaka ny malagasy namana, nilaza hoe REVOLUTION hono ity ataony !!! Aza mba bado toy ny malagasy ihany
ny tena mahaontsa ahy dia ireto malagasy namitaka ny malagasy namana, nilaza hoe REVOLUTION hono ity ataony !!! Aza mba bado toy ny malagasy ihany
3. xxx
(
14/10/2009 08:41)
ka izay anie ,aleo hijalijaly ao ireo olona ao tana ireo fa te hifidy an'i andry rajoelina eo ,ereto ao ny anareo dia zakao ao na dia 5000AR aza ny vidiny vary 1kg,en plus ra8 tsy hanao signature noho ianareo ireo
hon hon hon hon hon hon hon hon hon hon hon hon hon hon h
hon hon hon hon hon hon hon hon hon hon hon hon hon hon h
4. xxx
(
14/10/2009 09:37)
Tsy voazanaky ny frantsay izany isika fa NY DOMELINA sy ry goaika antitra ao ambadik'i tgvendrana no VOAZANAKA HATRA@TSINAIMAINTINY fa itgv fitaovana fotsiny ,ka tsy tokony ho KIVY ianao ry mandefitra ,ar y reto manome hevitra eto ambany tsy tokony haneso ny mponin'Antananarivo na manambany gasy le olona faharoa milaza ny heviny fa samy MALaGASY .
Aza manao resy tsy miady re ry mandefitra ô,inona no tsy vita rehefa miray hina ,mitolona ambavaka fa DEVOLY BE no manjaka aloha hatra@izao fa ANDRIAMANITRA mahay ny zava-drehetra mbola hiverin a@laoniny iMCAR fa mahandrasa kely.Ny vazaha tsy tokony hiditra a@raharahampirenena MALAGASY ohtra ny gasy tsy miditra @ny andrizareo!
Io pétrole io no tiany hanagalarina dia "coup d'état " no kotrehin'ny tsotsoka partout,tsy mahay mangataka tsotra ry zareo fa avy toy ny mpangalatra ,ANDRIAMANITRA hikapa andreo fa aza matahora hamaly @fotoanany izy fa MASINA NY TANINDRAZANA .

5. swann
(
14/10/2009 10:36)
koboko matetika ity PS xxx3 entimpo be ity fa ts manakevitra otran'i nancy fa vavabe rano raraka fotsiny !!
6. pikatti
(
14/10/2009 10:45)
Zanatany isika e ... ary mijanona ho zanatany.
zanatany ,zanatsolika,zanakala,zanadrano
zanakolona,tsisy ntsony le maha Malagasy raha ty TGVendrana ty no eo :roll:
7. xxx
(
14/10/2009 10:47)
Ka izay ry xxx3 no lazaiko maha bado antsika a, taritin-dry DOMELINA BE hanao REVOLUTION (mdr) dia manaraka tokoa, tsy mandinika tsy maninona , nefa tsy marina velively izany fa ny hangalàn'i Total ny pétrole no tena antony
Hazavaina foana fa e e e , dia izao no niafarànay, h@ GIC ity manery antsika hanaiky an'i DOMELINA BE
Hazavaina foana fa e e e , dia izao no niafarànay, h@ GIC ity manery antsika hanaiky an'i DOMELINA BE
8. pikkati
(
14/10/2009 11:10)
mahasosotra ahy ny miara manao politika aminareo TIM ireto fa aleoko miaraka amin'ny afaka , veloma hianareo ! vaovao tena olombaovao aho izao ry tim fa efa niova a efa najanoko le toetrako manopanopa be tato kozindra wuiwui lava iny fa hanao damopra mitsy aho , tena "pikatti" vaovao ity e
9. pikatti
(
14/10/2009 11:28)
vaovao tena olombaovao aho izao ry tim fa efa niova a efa najanoko le toetrako manopanopa be tato kozindra wuiwui
hay ve elah ihany ty pikkati vaovao ty ry wiwi :-D :-D :-D
10. xxx
(
15/10/2009 17:32)
Raha mahavita azy ny TGvendranareo IZAY MALAZA FA TSY SALAMA AR-tsaina TATO HO ATO hasaivo mamorina site any an-kafa é,efa hita fa TIM SY GTT no eto à 99% mbola tsy manakambo fa miwawawa lava eo
Mahery ny vendranay é,patati ,patata,nefa tsy sahy MANAO ARROSAGE FA MIFORITRA LAVA EO ,hanAiky an'i MAPUTO é,ridicule lava izao na ny OLONA TANY ivelany aza nahita azy hoe: SANS VALEUR ,mifona aminao aho ry TANIKO fa olona marary saina ka nasesika dia nadeha nanalabara-tena !!!!!!!!!!!!!!!
quelle honte !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!beurk!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

12. pikatti
(
15/10/2009 18:35)
kalamina ihany ry zalahy a, eto anie resaka tsetratsetra tsy aritra fotsiny e, aza de entim-po be hotran'i wiwi de sary maloto sisa no higafina ny mpisera satria tsy faly fotsiny @ Hery,tena tsotra lesy ny teniko wiwi ,ambany be le fisainan'elah