REGARDER VIDEO Journal 14oct09 3ème round à Genève

1. vatofototra ( 14/10/2009 22:59)
REGARDER VIDEO Journal 14oct09 3ème round à Genève

La 3ème rencontre, tant attendue des 4 chefs des mouvances pour régler, espérons le, définitivement la crise politique à Madagascar, va se tenir à Genève le 17-18 octobre 2009.

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
répondu par pikatti le 15/10/2009 11:41
2. zoam ( 14/10/2009 23:01)
toa tsy mety hifarana mihitsy izany krizy politika izany kle
3. pikatti ( 14/10/2009 23:15)
zay anie tsy mihady ozy Roindefo,ha ha ha ,zay lery vao tonga saina fa samy foza sy mpangalatra ve :-D :-D
4. jhouhlambout ( 15/10/2009 04:11)
:-D :-D haha
5. xxx ( 15/10/2009 05:00)
efa ho 4 round io any geneve io fa tsy 3em e,tany maputo ny premier sy deuxieme,tao carlton ny troisieme dia io any geneve io ,tsy hay fa toa hoe mety hisy hatramin'ny 1Oem round ity resaka ity
6. pikatti ( 15/10/2009 10:26)
Misy farany foana lesy bainn ny zavatra retra a,aza kivy e,f-ity tgv ty mety ho ratsy fiafara
7. ndotofetsy ( 15/10/2009 11:07)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. terrywiui ( 15/10/2009 11:13)
Zay tianareo ihany io ,na impiry na impiry zany refa te hifidy anay tgv,petsainay ao daholo de hiareto ao hon hon hon !!!TGV izahay fa tsy mola an'io Andry tgvendrana io!!! hon hon hon :twisted: :twisted:
9. ifiona ( 15/10/2009 11:29)
hahahaha il se mele les pinceaux GTT no tin'lery lazaina d tgv no tafavoaka hon hon hon
10. pikatti ( 15/10/2009 11:41)
Ary mizara roa anie zany TGV nareo zany ry wiwi e
sao diso marina nareo klé :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0488