hanao TGV aho letsy ra-wuiwui fa dondrona ireto TIM ireto a
1. pikkati
(
14/10/2009 10:57)
Kozio any daholo letsy ny fianakams nareo fa mba hiditra TGV aho ra-wuiwui a aza ailika letsy aho fa mba raiso a lelafiko daolo ny faladianareo bazylou , wuiwui , ntsss ,essera .... a mifona letsy a
répondu par pikatti le 14/10/2009 22:20
2. terrywui
(
14/10/2009 10:58)
hon hon hon ! merci bainn a! raisina enao e! tongasoa ee! hon hon hon !
5. pikkati
(
14/10/2009 11:07)
vaovao tena olombaovao aho izao ry tim fa efa niova a efa najanoko le toetrako manopanopa be tato kozindra wuiwui lava iny fa hanao damopra mitsy aho , tena "pikatti" vaovao ity e
7. pikkati
(
14/10/2009 11:28)
sali ifiona
taiza foana e,
hiova tgv aho letsy ifiona fa toa midona araky ny kozindrwuiwui foana ity Tim tsika ty a, désolé letsy a, tezitra amiko ve elah ifiona jtm foana letsy na tgv aza aho a hany an , :* :* :* :-* :* :*
taiza foana e,
hiova tgv aho letsy ifiona fa toa midona araky ny kozindrwuiwui foana ity Tim tsika ty a, désolé letsy a, tezitra amiko ve elah ifiona jtm foana letsy na tgv aza aho a hany an , :* :* :* :-* :* :*
8. pikatti
(
14/10/2009 11:29)
hiova tgv aho letsy ifiona fa toa midona araky ny kozindrwuiwui foana ity Tim tsika ty a
tratra wiwi klé :-D :-D
9. terrywui
(
14/10/2009 11:32)
tratra wuiwui aona letsy ra-pikatti a! vao zao ah vo tonga eto zao ko tratra tratra aona ary le ! rehefa petsa alou elah de ereto ao fa za hande kely !
12. Mirananirina
(
14/10/2009 13:25)
pikatti...hihihi :-D :-D :-D :-D afaka mifamadibadika be eto daholo ve e
13. pikkati
(
14/10/2009 15:49)
an an an mirana a :* za mitsy no nanapa kevitra mirana noho ny fahitako fa tsy mande mitsy le eo amn magro fa mihena ampitoerana , aleo aho mba hivadika fa ry Pierre A aza nivadika bedebe nivadika de za ve no teneninareo eto refa mba mifidy ze tiako arahina aho e :-*
14. terrywui
(
14/10/2009 16:20)
midira leroa ! midira tokoa ,, haingana zany akamako zany .....!! midira fa mpanarato ko zany pikatti nay zany ...!! :-* :-* :-* ny akamako !!!
