AHOANA LEITY WIWI MBA NETY VE LE PIKKATIN'ELAH E

1. pikatti ( 14/10/2009 23:00)
Navelako tato mintsy elah hilalao jerena raha mba mahafitaka mpisera nefa sirika be klé, tsy ampy le sarintava no tsy mahay manisy sira
Tsisy valera raha hatao indray miteny
Aiza ary lery teo,aza mbola misitrika lesy fa tsisy hamono anelah eto a,mbola ilaina elah hanalana eto @ politika eto fa aza de midongy lava é :lol:
2. mitapiwui ( 14/10/2009 23:03)
ity aho e
hon hon hon hon efa lasa nivadika tgv indray rapikatti
3. pikatti ( 14/10/2009 23:05)
de ahoana leity fa taiza ndray elah io zao no zao vao nahita cyber,efa nikitihiko dôly reo dinik'elah reo sao tsy tafarina tao ,voaray ve le mail é :-D
4. Papoose ( 14/10/2009 23:10)
:roll:
5. pikatti ( 14/10/2009 23:13)
fa ahoana papoose toa gaga be,tsy nomeko azy anie le MDP e
Alefaso ndray lesy le pikkatin'elah iny ry wiwi a,de mba asio sarintava fa nofa be klé
6. Rajakoo ( 14/10/2009 23:34)
Aiza le pikkati tany naraina iny é :idea:
Efa io le pikatti lasa foza daholo ry lerony ntss :twisted: :twisted:
7. pikatti ( 14/10/2009 23:36)
aza masiaka be lisany e, bandy akama ihany anie nedala iny é,tsy fidiny ho azy fotsiny io tgv io ,mba te hiala ihany lery fa efa nanao fatodrà mantsy de io taraiky ao io :lol:
8. xxx ( 15/10/2009 06:37)
kozy an http://www.humour.com/videos-comiques/videos_zr.asp?VIDvideo=14320
9. pikatti ( 15/10/2009 10:23)
Aza tezitra be lesy elah ry wiwi a,eo de entim-po tsy @napàny fotsiny eo,ny tany ty mihodina ihany ,ny serasera ty mihodina foana :lol:
10. xxx ( 15/10/2009 10:57)
izao izany le omeo sopapa tonga dia sopapa be tena izy ,mahery ialahy rapikkati an
11. ndotofetsy ( 15/10/2009 11:06)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
12. terrywiui ( 15/10/2009 11:09)
hon hon hon hon zao fotsiny e aza manomé lagy elah razoam sy pikatti,miaky anlisany GTT reto raha handragitr'olona!!!!de inona zao ny fahotan'i pikkati zaza vao teraka iny!!! sa refa tsy tinareo fotsiny de fafana!!! hon hon hon :twisted:
13. xxx ( 15/10/2009 11:11)
Voatsoka angaha i wuiwui ? :lol: :lol:
14. ndotofetsy ( 15/10/2009 11:14)
:^) :^) :^) :^) :^)
15. terrywiui ( 15/10/2009 11:18)
Voatsoka angaha i wuiwui ?

tsy mahavoafafa anay zany lesy lisany TGV
vive GTT
vive GTT
vive GTT
16. pikatti ( 15/10/2009 11:27)
Nanonofy tsara ndray elah zany wiwi klé :-D :-D
17. ifiona ( 15/10/2009 11:28)
tena tsisy atao mitsy reto bandy ireto. Rehefa tsy pikkati d pengiun d rangorivao96 d inn ko? terrywiui njay zao


:roll: :-w
18. pikatti ( 15/10/2009 11:37)
slt Ifiona
de mihomehy sisa ry toi a,lasa politikan'ny fihomezana sisa izy ty marina :wink:
19. Mirananirina ( 15/10/2009 12:52)
lasa politikan'ny fihomezana sisa izy ty marina
zay mihitsy :-D :-D :-D
Voatsoka angaha i wuiwui
ilay kambana ka.
20. Mirananirina ( 15/10/2009 12:54)
kozy an Jereo eto
andray,mba nijery ilay jereo eto kay loza :x :x :x :x
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0459