AHOANA LEITY WIWI MBA NETY VE LE PIKKATIN'ELAH E
21. maryline
(
15/10/2009 13:31)
Mirananirina:
kozy an Jereo etoandray,mba nijery ilay jereo eto kay loza :x :x :x :x
Soa fianatra ilay jereo eto ry Mirana sy papoose an hahaha
Miala any indray ngah ny contrefaconn'i Wuiwui sa kambana @ wuiwui sao dia radadabe fa ny sinoa mantsy no mapanao an'io piraty io koa :lol: :lol: :lol: :lol:
23. swann
(
15/10/2009 18:17)
mbola velona soamantsara lety i terrywui sy fianakams reheytra fa aza manozona eo laisany a,, elah iany anie lety ony ry pikatti no naome ny PS anlah an'i ra-wuiwui de eo ndray elah no be konetaka maka 19 amin mpisera rehetra eo e!! tatsy ambany aza hono elah hozy ra-wuiwui efa niantso vonjy tamindrahery mihitsy fa saika latsaka ampataloha nanaovanlery anlah kle ,, mba tsy eo ndray mantsy wuiwui de vavabe sy be wawawawa eo elah ry pikatti a,, fa refa tonga eo nefa lery de moana elah zay ,,, de aza be konetaka any amin'i hery any tsony elah pikatti fa tsy rainlah lery iny akory !!! :-D :-D :-D hon hon hon hon hon hon !!!!
24. pikatti
(
15/10/2009 18:23)
de aza be konetaka any amin'i hery any tsony elah pikatti fa tsy rainlah lery iny akory !!! hon hon hon hon hon hon !!!!
zao ve elah vao nahita cyber,ary aiza tokoa i pikkati leity .
Tsy mety le toetrn'elah mandefa sary maloto io aloha na dia tsy faly @ Hery aza elah bainn a,ny bandy manala fotsiny :-D :-D
25. maryline
(
15/10/2009 20:55)
maryline:
Mirananirina:
kozy an Jereo etoandray,mba nijery ilay jereo eto kay loza :x :x :x :x
Soa fianatra ilay jereo eto ry Mirana sy papoose an hahaha
Miala any indray ngah ny contrefaconn'i Wuiwui sa kambana @ wuiwui sao dia radadabe fa ny sinoa mantsy no mapanao an'io piraty io koa :lol: :lol: :lol: :lol:
:oops: :oops: Afa-baraka kay kah tena loza be ilay jereo eto izay vao hitako tsara :oops: :oops: Sorry papoose sy Mirana fa tena nicoince ilay ordiako teo
26. pikatti
(
15/10/2009 21:16)
humour.com hono le fika nefa fikana tgvendrana daholo reny ry Mary a ntss :roll:
