de tsy mbola tonga saina

1. bazylou ( 14/10/2009 17:46)
ihany ve?? tsy hitrotra mihitsy izany an, aorian'ny maputo dia i geneve indray dia avy eo iza, NU, sa tokyo sa sydney indray,
Aiza ihany le bandy be mokony no ho i tgv?? tena tsapa sy hita fa trondro maty tokoa ny gasy 20.000.000. Atelina daholo izany ze tonga eo an, mazotoa omana ary e, beuuurrrk :-P :-P :-P . TSy mahagaga ihany raha gisitra foana kle,
novalian'i bazylou ny 15/10/2009 08:54
2. STONG ( 14/10/2009 19:37)
bazylou:

ihany ve?? tsy hitrotra mihitsy izany an, aorian'ny maputo dia i geneve indray dia avy eo iza, NU, sa tokyo sa sydney indray,
Aiza ihany le bandy be mokony no ho i tgv?? tena tsapa sy hita fa trondro maty tokoa ny gasy 20.000.000. Atelina daholo izany ze tonga eo an, mazotoa omana ary e, beuuurrrk :-P :-P :-P . TSy mahagaga ihany raha gisitra foana kle,


Vot pr moi
:wink: fils d put va!!!!!!!!
3. Papoose ( 14/10/2009 19:47)
zany v no mampiasa saina an'i zilouba??? beurk :lol: :lol:
4. fijo ( 14/10/2009 20:47)
mba miasa aza ny sainy ko
5. pikatti ( 14/10/2009 22:10)
manomboka misaina i bazylou saingy mbola beuurkkk ihany :-D :-D
6. ndotofetsy ( 14/10/2009 22:12)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. Papoose ( 14/10/2009 22:21)
bravo zany zilouba fa enao aza mba miasa saina, misy tokoa mantsy ny tsy mahatakatra izany
8. pikatti ( 14/10/2009 22:25)
lany GTT ihany elah ry bazylou refa misaina misimisy :-D
9. ndotofetsy ( 14/10/2009 22:31)
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
10. Papoose ( 14/10/2009 22:48)
ary maha remarquer zvt aho :-D :-D :-D :-D :lol: :lol: :lol: :lol:
11. ndotofetsy ( 14/10/2009 22:53)
lany GTT ihany elah ry bazylou refa misaina misimisy :^) :^) :^) :^)
12. xxx ( 14/10/2009 23:22)
ndontofetsy=zama91 :-D :-D :-D
13. Papoose ( 14/10/2009 23:27)
:-D :-D
14. Rajakoo ( 14/10/2009 23:29)
ataovy clonage lesy ndontofetsy fa toa tsy fetsy akory elah zany :-D :-D
15. pikatti ( 14/10/2009 23:31)
ataovy clonage lesy ndontofetsy fa toa tsy fetsy akory elah zany
=)) =))
16. Papoose ( 15/10/2009 00:35)
zao sisa marina no mva kozy ato anaty dinika!!!! nefa misy mahatsara azyihany fa mbo mihafanafana ny fanatismen'ny sasany.... teo aloha teo nangotraka tsy laitra!!! zao mba milalao sy mifaninana miclone pseudo :lol:

milay ry zalah fa tohizo aaaa!!!!
17. bazylou ( 15/10/2009 08:54)
jereo tsara fa aorian'ny geneve indray dia tokyo na sydney no alehandry lerony , indrisy ry trondro maty isany, beuurrrk :-P :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2266