Liste des messages
Liste des messages, inserés par pikkati, par ordre de date
pikkati
(
22/10/2009 14:40)
Tsy tafavoaka intsony isika TIM fa mafy be ny adva tsika
Efa malaina dia malaina mihitsy zaako Pikatti miditra eto amity serasera nohon'ny tsy fahombiazan'ny tolona atao ,ka aza manome tsiny be ahy hianareo namana mavitrika eto raha tsy de mahavaly andry za...
suite
répondu par xxx le 22/10/2009 17:37
pikkati
(
16/10/2009 15:42)
Mifona am'i Hery sy n mpisera ah fa ts andef sary veta2 tson
Izaho PIKATTI dia mifona aminareo mpisera sy Hery fa io sary Vetaveta HUMOUR.COM io no sary vetaveta farany nalefako eto amin'ny forum de tsy hanao tsony aho !!
--itako mantsy fa tsy fanabeazana sy ...
suite
répondu par pikatti le 17/10/2009 09:21
pikkati
(
14/10/2009 16:13)
Aza terena amz safidiko ah,TIM ajanon le mesazy moral fa tss
Tsisy ahasakana ahy tsy hanao tgv na iza na iza , ary ajanony le mesazy hanaovana moral anah fa tsy voavadika intsony ah fa zahay ndray tsy mitaingina soavaly reraka e, ze mande iany no taingenanay a...
suite
répondu par pikatti le 14/10/2009 23:41
pikkati
(
14/10/2009 11:21)
Aferanay TGV io fa tsy anareo TIM ka aza hidirana kely azafd
Na nesorinay aza Monja na nampidirinay aza i mangalaza ho PM dia anay izany fa tsy anareo ,izay ihany no nialako tamin'ny Tim tsy niditra nanao politika aminareo tsony :-D :-D :-D ...
suite
répondu par pikatti le 14/10/2009 22:46
pikkati
(
14/10/2009 10:57)
hanao TGV aho letsy ra-wuiwui fa dondrona ireto TIM ireto a
Kozio any daholo letsy ny fianakams nareo fa mba hiditra TGV aho ra-wuiwui a aza ailika letsy aho fa mba raiso a lelafiko daolo ny faladianareo bazylou , wuiwui , ntsss ,essera .... a mifona letsy a...
suite
répondu par pikatti le 14/10/2009 22:20
