Tsy tafavoaka intsony isika TIM fa mafy be ny adva tsika
1. pikkati
(
22/10/2009 14:40)
Efa malaina dia malaina mihitsy zaako Pikatti miditra eto amity serasera nohon'ny tsy fahombiazan'ny tolona atao ,ka aza manome tsiny be ahy hianareo namana mavitrika eto raha tsy de mahavaly andry zalahy matanjaka(tgv) tsony aho tato ho ato fa mibosesika ny herin'ny tgv e! zao mody tsy niteny teo iny ndray ry zalah kay nisy hevitra maty paika ndray navoakany ,very isika TIM e, i DADA koa ity tsy hita fa minainaina fotsiny any ivelany any , ny ankizy ato mihahaka manondraka tanimbary fotsiny ! :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:
novalian'i xxx ny 22/10/2009 17:37
2. Mirananirina
(
22/10/2009 14:54)
pikkati :( naritsymba :( Bazzylou :( patriick2002 :( mitapiwiui :( :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
4. terrywiui
(
22/10/2009 15:28)
:snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:
