mpanongana

1. fijo ( 13/10/2009 22:54)
ah ah ah,nahita fanonganana koa izao i monja.hihihih,de milaza indray lery fa "mbola izy no praiminisitra ARADALANA,asa na aradalana taiza io na taiza aloha,fa mitaky fampiarana lalana ny mpandika lalana.kay mafy rehefa voa kle
novalian'i fijo ny 17/10/2009 20:19
2. vitamatavy ( 13/10/2009 22:59)
ny nataony ihany no miverina ko ,mbola ho aiza e
3. xxx ( 14/10/2009 08:24)

Ka lasa 5ème mouvance i Monja sa ho ery @ Magro @ izao

Que des conneries marina mafy !!!

:-D :-D :-D
4. ravatorano ( 14/10/2009 08:47)
na i rossy aza anie hamerina ilay hirany anakiray iny hoe : avereno ilay iraikalahy taloha !
d asa fotsiny indray kle satria hisy fitsenana makotroka be indray hatreny Ivato ka hatrany amin'ny kilaometatra maro be any ka izay lalovany dia hihoby avokoa ary d ho jenjina indray ny mpanongana ! :p :p :p
5. bozyboleta ( 14/10/2009 09:09)
Ary vetivety izany faniriny izany raha izao sahady dia hijinja lay nafafy teo an!

Mbola ho avy koa ny manaraka.
6. terrywui ( 14/10/2009 10:06)
ah ah ah,nahita fanonganana koa izao i monja.hihihih,de milaza indray lery fa "mbola izy no praiminisitra
ARADALANA,asa na aradalana taiza io na taiza aloha,fa mitaky fampiarana lalana ny mpandika lalana.kay mafy rehefa voa kle
FIJO a! de mitovy amin'io ataon'i Monja io anie no ataon'ireo "aradalana" Magro zanak'idada ireo e! asa na aradalana taiza? mitaky fampiharana lalàna ny mpandika lalàna ,kay mafy ref voa klé
7. pikatti ( 14/10/2009 11:02)
Ary vetivety izany faniriny izany raha izao sahady dia hijinja lay nafafy teo an!

Aleo samy hifamely ao reo samy mpangalatra reo é
:-D
8. terrywui ( 14/10/2009 11:04)
mahagaga zany le !:! izy samy izy no mifamely nefa ny TIM ery no petsa ! hon hon hon !! politika zany !!!
9. pikatti ( 14/10/2009 11:41)
zany lisany refa samy tsisy valera ,ny samy tsisy valera mifampitsako , de avelao ao klou jerena :-D
10. fijo ( 14/10/2009 21:00)
tena ita hoe seza no niarahana teo,ka izao avadiky ny seza
11. pink ( 15/10/2009 20:10)
Dia mba ahoana hono ny fidirany sauce ao e.tapaka izany robinets.
Tsy dia misy dikany koa raha oharina ny fahoriany vahoaka efa zara raha mahita ho hanina
12. fijo ( 17/10/2009 20:19)
mangalatra letsy dia vita an,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5441