raha ohatra ve miteraka izahay
1. xxx
(
13/10/2009 14:55)
izaho efa manambady miteraka 1, tsis olana zahay mivady, d miaraka @ sipako taloha zà @zao, efa 8 taona nerahana izahay d samy b ambopo d nisaraka nefa mbola tao le fitiavana, d zao zay miverina miaraka, iz kou nefa manambady, d ny olanako @ zao dia bevohoka 2 mois za bevohoka n le sipako taloha io,( diso lou za fa mamitaka ny vadiko), dia aona oz nareo refa teraka za? mety hisy hahafantatra ve oe tsy zanakilay vadiko io, tena diso be za fa aza mandatsalatsa anà eto fa conseil no ilaiko azafady idd, dia misaotra betska
répondu par Ratoa le 26/10/2009 22:06
2. Papoose
(
13/10/2009 15:08)
Ilay izy aloha tsy maintsy ho hita foana eo @ vatany foana ny hitovian'ny le sipanao eee!! fa aza esorina ilay zaza fa teraho soa aman-tsara dia milaza ny marina @ vadinao....zany hoe safidy ilay izy na hilaza enao dia tsy maintsy hizaka ny vokany dia mitovy @ zay koa raha hanafina
mahereza dia aza manao an'izany intsony fa mampalahelo zany zanaka manana ray be de be zany
mahereza dia aza manao an'izany intsony fa mampalahelo zany zanaka manana ray be de be zany
3. JEMPL
(
13/10/2009 15:16)
mandritry ny hitondranao vohoka aloha.aza ambara aminy ny tsy maha zanany an'io.enao koa atombeno ny sainao amin'ny fiatrehana izany mba tsy
hisy fiatraikany aminao sy le zaza...fa any amin'ny volana hanombohan'io zaza io miteny hoe dada no ambarao azy amin-kitsipo amizay ny marina.marina fa somary hisafoaka kely izy nefa ataoko fa tsy handrava ny fitiavanareo izany.
zay an . mahereza .nefa fadio ny miteny amilay sipanao hoe azy io zaza io zao an. probleme hafa indray no aterak'izay

4. Mirananirina
(
13/10/2009 16:24)
Tsy mety izany mamitaka ny vadinao izany.Na ianao misaraka aminy dia miaraha aminy sipanao.Na asory io zaza io(zay tsy fidiny sy tsy niriana)Fahotana aloha...nefa raha sendra ny sarotra tsy maintsy atao.
5. xxx
(
13/10/2009 17:29)
Dray dray dray dray......Tankina mihitsy ny tenako mahita ny resak'ireto andriambavi-lanitra ireto. Very lavitra mihitsy ny lehilahy kay mihoatra ny fitapitak'ireto vhv ireto.
6. Ratoa
(
13/10/2009 21:49)
1°) manapaka hevitra aloha ianao raha hiteraka ilay zaza na tsia.
2°) raha manapaka hevitra ianao fa hanala dia tsy mila ny fahefana avy amin'ny vadinao. Midika izany hilaza ny zava-misy ianao.
3°) raha manapaka hevitra indray ianao fa hitazona ilay zaza dia tsy maintsy milaza amin'ny vadinao dia ny mety ho vokany:
a) misaraka ianareo satria tsy mahatanty izy;
b)mahatanty izy dia tanany ianareo mianaka fa tsy ariany. ny zanakareo koa tokana monja.
4°) azonao atao koa ny tsy miteny hoe iza no rain'ilay zaza. Tsy voatery mihitsy hoe hitovy amin-drainy biolojoka ilay zaza. Mavesatra be anefa izany lainga izany. Misy anefa vehivavy ty miteraka amin'ny vadiny manao izany.
Raha tànana ny zaza dia mitondra ny anaran'ny vadinao fa izay no voa fetran'ny lalàna.
Raha manaiky anareo mianaka ny vadinao dia tsy azo lazaina amin'ilay sipanao hoe izy no rainy satria anakorontana anareo (ny tokatranona) izany.

7. simplex
(
13/10/2009 22:07)
Raha ohatra ka tena manenina tokoa enao, ary mahatsapa fa diso dia mandehana resaho ny vadinao, mandehana mifona. Dia avelao izy no hanapa-kevitra ny hoavinareo. Efa diso enao ka tsy misy zavatra holazainao hanamarina na hampatsara ny situation anao mihintsy, vis a vis-ny, fa raiso araka izay ambarany. Eny sarotra be izany fa akory atao, fa efa izay no vita.
Ra tsy mety fa tsy maintsy hisaraka moa izy dia izay izany. Ra hijanona izy, fa misy fepetra sy ny karazany dia tokony manaiky an'zay ihany koa enao.
Ny tsy tokony atao fotsiny, coute que coute dia ny manala an'le zaza. Tsy tokony manala zaza izany raha tsy hoe misy antony ara-pahasalamana, hoe mety mahafaty anao. Ny anareo efa adalana hatr@ voalohany, ka tsy tokony ny zaza tsy manan-tsiny no hizaka ny vokany. Ra tsy manaiky ny vadinao fa hoe tsy maintsy esorina ra mbola te hiaraka... dia miresaha @ RAD, @ pasitera sns... fa ra ny tena tokony izy hoy aho tsy tokony manaiky an'zany enao. Averiko indray fa tsy manan-tsiny ilay zaza. Ary matoa enao nampirafy, eny hadalanao izany, fa misy responsabilite zarainy koa izany... refa tsy mahazaka izy dia tokony misaraka.
Ra hoe ateraka ny zaza fa tsy ho tazainareo indray dia tokony ho ekenao satria na enao tsy ho eo @ toerany kosa aza ve, hitaiza ny zanaky ny rafy?? anisan'ny sacrifisy tsy maintsy zakainao izany, ny hoe mandao anaka, satria efa enao ihany no niteny hoe hadisoanao ilay izy...
dia izay fa mahereza ee.
aza kivy izany fa mbola mitohy foana ny fiainana.
:-* :-*
8. soanja
(
14/10/2009 05:23)
xxx:
izaho efa manambady miteraka 1, tsis olana zahay mivady, d miaraka @ sipako taloha zà @zao, efa 8 taona nerahana izahay d samy b ambopo d nisaraka nefa mbola tao le fitiavana, d zao zay miverina miaraka, iz kou nefa manambady, d ny olanako @ zao dia bevohoka 2 mois za bevohoka n le sipako taloha io,( diso lou za fa mamitaka ny vadiko), dia aona oz nareo refa teraka za? mety hisy hahafantatra ve oe tsy zanakilay vadiko io, tena diso be za fa aza mandatsalatsa anà eto fa conseil no ilaiko azafady idd, dia misaotra betska
De refa teraka dia eo indray no mahalala ny tohiny. Ny fiterahana aloha omanina sy atrehina tsara amiko mba tsy hijaly ny zazakely ao ankibo.
Fiainana daholo izany ka akory atao. Io ilay safidy amin'ny mahaolombelona antsika. Mivavaka ho anareo aho mba tsy hijaly ilay zaza rehefa tonga ety ambonin'ny tany.
9. xxx
(
14/10/2009 06:42)
misaotra betsaka anareo @ conseil rht fa tena manana namana tokoa , mbola ireritreritra tsara oe inona ny ataoko sady mifona ampanetretena fa diso be eo anatrehan'Andriamanitra sy fiaraha monina. Misaotra indrindra
10. mmmhh
(
14/10/2009 07:08)
Ilay izy rah tsy fantatr'ilay vadinao ilay sipanao izany (ny tantaranareo taloha) dia tsy hahamahana izy, fa rah misy mahafantatra, nefa koa ilay zaza mitovy amin'ilay bandy dia eo ny anao no be indrindra.
Rah zah ndray ianao dia tonga de tsorina dieny izao,
tsy maintsy hiady ianareo, sur be izany, fa anjarany ny manapa-kevitra :
I) na hisaraka aminao izy satria nofitahinao
II) na hiaraka ihany ianareo fa esorina ny zaza,
III) (ENGA ANIE) na hateraka ilay zaza ary ho raisiny ho toy ny zanany, fa @ zay kosa tokony hifanaraka ianareo fa tsy ampahafantarina an'ilay zaza ny tena marina,
Satria rah andrasana hoe latsaka ilay zaza vao hiteny ny marina ianao, na ianao aza tsy mandry saina andro aman'alina @ lainga be afeninao azy,
Fa hono tkou hoah, ianao milaza fa nanenina, tena efa tsy miaraka ve ianao sy ilay sipanao? satria vao roa volana izany manko toa sarotra be ny milaza fa tsy miaraka tsony nareo,

12. booboo
(
14/10/2009 07:34)
Aza izay ho fijerin'ny hafa no atao mahamaika fa izay hampatsara ilay zaza ao am-bohoka katsahana : conçu dans le mensonge na t@ fitiavana aza efa misy fihatraikany @ maha-izy azy zay na incosciemment aza, rehefa lehibebe dia inona havalinao azy raha toa ka misy ahiahy tsy hay² eo aminy hoe tsy mitovy endrika @ zokiny na @ dadany ( raha ity ka hita be ), na tsapany ny tahotrao hoe sao misy hahafantatra ny secret-nao ( éponge à émotion be mihitsy ny zaza / ankizy ), sns.
Raha mila miresaka @ vadinao ianao mba hahatongavana @ io raha io, dia resaho ny vadinao.
Raha ouz enao hoe tananao ho anao samy irery dia tazomy.
Na izany na tsy izany, na ho inona fanapahan-kevitrao dia tadidio foana hoe misy zazakely tsy manan-tsiny eo mizaka ny vokatry ny safidinao. Andraikitrao sy adidinao ny miaro azy @ lafiny rehetra satria tsy manana afa-tsy ianao izy na vao 2 mois ao an-kibo aza...
Bôny korazy sy diniho tsara.

13. xxx
(
14/10/2009 07:52)
Amin'ny maha-lehilahy ahy no hitenenako, na tiako tahaka ny inona aza ny vadiko ka bevoka tamin'ny olon-kafa izany nefa ve tsy nisy disadisa entre-nay dia tsy hanaiky velively mihitsy aho hoe izà no ho lasa hanaiky ho rain'ilay zanak'olona hafa na oviana na oviana. Izà aminareo ireo no hanaiky izany????
Raha tianao zany olo-kafa izany dia izy hiarahana e, fa mbola mitady hamitaka ilay vadinao ihany enao.
Roa ihany izany ny vaha-olana hitako: teneno izao dia izao ny marina rehetra amin'ny vadinao (dia ho hita eo izay ataony) na esory ilay zaza.

14. pisopounn
(
14/10/2009 08:12)
misaotra betsaka reto fa tena decidé za oe esoriko le iz a, met mbola tantara mantsy n tohiny d aleoko esorina, tena mamono ts manantsiny aho nefa tiako koa ny vadiko sady manaja ahy izy fa za mihintsy no miadaladala, sady ilay sipako zay efa nisarahako.
15. ravonjison
(
14/10/2009 09:19)
ni81:
sarotra ihany ilay raharaha ka! :?
Sarotra tokoa ilay raharaha, na hiodin-kavia na hiodin-kavanana !!!
Tena mbola eo ampieritreretana aho hoe inona marina no mba atoro azy. Ny ankamaroany dia efa voalazan ' ny sasany etsy ambony.
17. botra10
(
14/10/2009 14:23)
mmmmmhhh!
ra z aloha de tsy tsara ny mampafatatra izany @ vadinao fa ny tena fahendrena de ny misaraka @ sipanao taloha tsimisy hatakandro iny zz iny tsy misy mahalala hoe iza ny rainy raha tsy ianao ihany dia tazomy izay tsiambaratelo izay sady mbola kely izany 2m izany de aleo ny vadinao @izay no hanalehibe azy ary aza mamerina intsony fa hoy jesoa hoe:"...mandehana de aza manota intsony" ^:^

18. xxx
(
14/10/2009 14:44)
tena miparitaka ny lohako vokatry ny hadalako,@ lafiny 1 za mieritreritra oe esoriko nefan mamono olona za olona ts manantsiny, lafiny 1 tiko hateraka d tazomiko ho secret-ko araka io voalaza io ambony io, d za rahateo efa nisarahako ilay nahabevohoka ahy. d tena mivoady za hanaja ny tokatranoko s n vadiko mandrapafatiko sady ifona mafy @ Tompo, mety ve zay oz nareo, misaotra betsaka.
19. ni81
(
14/10/2009 15:34)
tena miparitaka ny lohako vokatry ny hadalako,@ lafiny 1 za mieritreritra oe esoriko nefan mamono olona za olona ts manantsiny, lafiny 1 tiko hateraka d tazomiko ho secret-ko araka io voalaza io ambony io, d za rahateo efa nisarahako ilay nahabevohoka ahy. d tena mivoady za hanaja ny tokatranoko s n vadiko mandrapafatiko sady ifona mafy @ Tompo, mety ve zay oz nareo, misaotra betsakaEfa ao ilay zaza ka dia tazony ny sekiré ho anao irery (raha ny hevitro). Rano efa raraka io tsy azo raofina intsony! Fa ny ho loza dia raha ity ka ho avy ilay sipanao rain'ity zaza ka hitsangana hilaza fa azy io zaza io rehefa teraka no ho raharaha be? Sa tsy nampahafantarinao azy? :?
20. Papoose
(
15/10/2009 01:02)
mila manana courage be aloha @ zany situation zany.... jereo sy diniho tsara ny lafy ratsy sy tsarany a long terme mba tsy hanenenana!