raha ohatra ve miteraka izahay
21. botra10
(
15/10/2009 07:13)
Fa ny ho loza dia raha ity ka ho avy ilay sipanao rain'ity zaza ka hitsangana hilaza fa azy io zaza io rehefa teraka no ho raharaha be :?
ayayayayah!!!!! io marina no tena henjana! raha no fatatro ndry ry xxx de notrotroiko ambavaka;ny mitrotro ambavaka olona tsy fantatra manko to mbola tsisy panao; ny fanenenana sy ny fifonana ny ratsy vita de efa ampy hampiverina ny fihavananao @ Tompo fa ny filaminan-tokatranonao no miandry kely.Ary manaova asasoa @ ireny madinika sy mahantra ireny mba ho asa fivalozana de aza mitaintaina loatra fa ndrao hisy fiatraikany @ zaza ao akibonao
22. ravonjison
(
15/10/2009 08:11)
xxx:
tena miparitaka ny lohako vokatry ny hadalako,@ lafiny 1 za mieritreritra oe esoriko nefan mamono olona za olona ts manantsiny, lafiny 1 tiko hateraka d tazomiko ho secret-ko araka io voalaza io ambony io, d za rahateo efa nisarahako ilay nahabevohoka ahy. d tena mivoady za hanaja ny tokatranoko s n vadiko mandrapafatiko sady ifona mafy @ Tompo, mety ve zay oz nareo, misaotra betsaka.
Izao angamba no \"solution concret \" azo atoro anao. Izany hoe solution tsara indrindra ( amiko ) @ ireo ratsy izay misy eo anatrehanao.Mety hisy ady hevitra be avy eo mikasika izany , dia ho hita eo.
Raha fintinina daholo ny voalazan\' ny sasany etsy ambony dia itý no vahaolana tsara indrindra :
- esorinao tokoa ilay zaza, ary tsy tokony hisy ahalala izany ankoatry ny dokoteranao sy izay olona manampy mámpiakatra ny moral -anao.
Itý no antony nahatonga ahy nanoro anao io hevitra io :
- eo anatrehan\' io olana , ny fiainanao ho avy dia miankina @ olona telo:
ny vadinao, ilay sipanao, ary ny dokotera mpanala zaza. Miankina @ ireo olona teo ireo ny hampavesatra na hahamaizvana ny voka-dratsin\' ny vahaolana raisinao.
Tsaratsara kokoa anefa raha ankininao @ dokotery ilay izy ( alána ilay zaza ), satria izy efa nomanina hamaha ilay olana ( asa efa hainy io, afaka manampy anao ara-moraly izy sns...)
Raha tsy esorinao kosa ilay zaza, dia miankina @ vadianao sy ilay sipanao ny fiainanao any aoriana.Satria:
- ny vadinao dia tsy fantatra na ho zakany ilay situation na tsia. Mety ho zakany koa ilay androany ( noho ny fitiavany anao ) , kanefa mety miova ny heviny any aoriana ( rahoviana ?). Ilay zaza anefa efa lehibe. Noho izany voatery miandry ny fanapahan-keviny ianao, mandrapahatonga izany anefa dia tsy matory ianao fa mieritreritra izany foana.
Manarak\' izany mety tsy hanaiky izany mihitsy izy dia hisaraka ianareo.
- Ilay sipanao moa tsy miaraka aminao intsony. Tsy fantany angamba ny zava-miseho. Tiako ho marihina anefa fa ny lehilahy dia mieritreritra tokoa ny hoe : bevohoka ve ilay tovovavy nanao taminy sa tsia ? Noho izany na ho ela na ho aingana, tsy maintsy ho fantany ny fisian\'ny zanany. Avy eo tsy fantatrao velively izay fanapahan-keviny. Risque goavana ho anao tokoa izany.
Raha fintinina dia izao: raha tsy esorinao ilay zaza dia voatery tsy maintsy miandry ny fanapahan-kevitr\'izy roalahy ireo ianao. Ary tsy fantatrao mihitsy hoe inona ary rahoviana ? Mametraka stres @ ny fiainanao ianao, tsy fantatrao izay hipoaka any aoriana any.Mety tsy ahita tory ianao mieritreritra izany avenir miaraka @ olana izany.
Fehiny: tsaratsara izany raha esorinao ilay zaza @ izay tsy voatery manapa-kevitra mikasika izany izy roalahy any aoriana any . Hanampy anao @ izany ny dokotera. Ianao mantsy efa manan-janaka, noho izany moramora ilay situation.
Raha mbola tsy manan-janaka ianao , dia hafa indray ilay situation.
Mahereza. Ny vavaka dia hanampy anao @ fiantrehana ny situation.
23. JEMPL
(
15/10/2009 11:25)
tsy tompoko,ny mamono olona dia fahotana...ny mifanohitra amizay ny sitrapon'andriamanitra...ianao zao efa mahatsapa fa diso dia tadidio zay fa efa
ao aminao io sitrapony io,ka zay tanterahana.( raha misy ratram-po na azom-pahoriana ianao ....antso ataony aminao) hirao hatramin'ny farany iny hira iny....
ZA dia toy io zaza mampiasa ny sainao io ny fiainako fa tsy nesorin'ny mamako...manambady amanjanaka aho zao.TSY ADINOKO MANDRAKIZAY NY FANAPAHAKEVINY ARY HANAFARAKO NY TARANAKO FARAMANDIMBY.Angamba
tsapanao amizany ny valin'ny fanaovanao ny sitrapon'andriamanitra.
mahereza ry namako . .

24. xxx
(
15/10/2009 12:50)
misaotra @ torohevitra rht, n tena olan amantsy d efa nteneniko t@ le olona nahabevohoka ahy le iz d miala pà izy oz oe za azan ts manana confirmation oe zanako io fa ny fantatro hoy izy dia zanakareo sy xxx le vadiko io, nefan indray izy aveo oz oe fa raha tena zanako io dia efa nifampiresaka oz zahay mivady, izy s ny vadiny izany an fa ra ohatra ka mahabevohoka zanak'olona any izy dia alaindry zareo ho tezainy, dia eo no mampatahotra ahy satria sod ra tazomiko dia ho fantatry ny vadiko @zay any aoriana any refa tonga tokoa ny tokoa, sady ts omeko an zareo izany ny zazakeli netiko firy volana ankibo ra izay no mitranga,dia izay no matonga ahy manana eritreritra indraindray oe esoriko dia milamina ny saiko, fa tena ifonako @ Andriamanitra.
25. ravonjison
(
15/10/2009 13:57)

Tsy olana ny heo efa nolazainao azy ilay izy. Fa ny olana tonga dia hitako dia ilay hoe : efa tsy mifanaraka sahady ianareo @ ilay izy.Tsy afaka manapakevitra irery ianao. Io ilay voalazako heo : voatery tsy maintsy miankina @ heviny ianao any aoriana any , kanefa izao ilay izy dia efa nipoatra.
Eritrereto hoe ny vadinao koa mbola hilaza ny heviny, dia olona 4 izany ianareo no hifandriritra eo ( ianao, ny vadinao, ilay sipanao , ny vadin' ny sipanao ). Sarotra dia sarotra ny hahita marimaritra iraisana @ izany.
26. JEMPL
(
15/10/2009 14:19)
tsy misy afaka maka ny zaza eo apelatananao raha tsy olona vita soratra ara-dalana aminao ihany . ny pivady aza tsy afaka hoe zanak'ilay ranga ny zaza fa tsy maintsy manjanaka @ fanjakana raha toa ka alohan'ny nisoratana ny nahazoana azy ...MANAMAFY ny hoe aza esorina ny zaza ny tenako .ZAO MANTSY :io zaza io no ilan'ity sipanao vaniny any aoriana hoe aiza ny zanako e,pamono olona enao e , lazaiko @ vadinao e , sns ka mety hiteraka tsy fahatokisan'ny vadinao anao mandrapahafaty satria tsy maitsy ho tonga any apototsofiny izany...NEFA tsy fatatrao koa ny fiainanao sy ity vadinao ao aoriana ,mety hamela anao izy ,mivavaha mafy mba ho izay .....Ivereno vakiana JEMPL ery apiandohan'ny resatsika voaloha...MAHEREZA ary mivavaka ho anao
27. xxx
(
15/10/2009 14:54)
misaotra, ra ohatra v ka tazomiko le zaza dia mety hila vaniny aminà indray le olona niaraka tamiko io any aoriana, za mantsy ra itazona dia ts iteny inininn @ vadiko fa tazomiko secret ko irery le iz, nefa ra sanatria ka mety mis risque d aleoko foana esorina.
28. ravonjison
(
15/10/2009 15:11)
xxx:
misaotra, ra ohatra v ka tazomiko le zaza dia mety hila vaniny aminà indray le olona niaraka tamiko io any aoriana, za mantsy ra itazona dia ts iteny inininn @ vadiko fa tazomiko secret ko irery le iz, nefa ra sanatria ka mety mis risque d aleoko foana esorina.
Izay indrindra ny XXX a , ny fisian'io zaza io any aoriana dia occasion ho azy mba hilany vanona aminao. Izany hoe ny fisian'io zaza io dia miteraka olana hoan' ny rehetra. Izany olana izany dia tsy ho voavahanao mihitsy satria ny tsirairay samy hitazona ny heviny.
Izay ilay " these " voalazako etsy ambony : voatery tsy maintsy mihaino azy ianao, tsy maintsy miresaka aminy ianao sns.. ( zanany io tsinona ko ).
Rehefa tsy misy anefa io zaza io, dia tsy misy inon'inona azony atao.
Azony atao ny mitatatata hoe: namono olona e, ho lazaiko @ vadiano e , sns...kanefa rehefa tsy misy porofo hita maso izy ( tsy misy ilay zaza ) dia ho lazain' ny olona fa adala izy.
Raha misy sy hita maso kosa anefa ilay zaza, dia azony atao ny mifandriritra aminao-
29. JEMPL
(
15/10/2009 16:42)
ozy aho hoe : ambara @ vadinao ny marina fa miandry fotoana dia ny hanombohan'io zaza io miteny hoe dada , inoako fa mbola tsy hitdy io zanany io ny sipanao mandrapahatongan'izay e .Misy fahamarinany ny tenin'ny namana hoe lazaina fa olona adala ity sipanao milaza hoe : nataonao aiza ny zanako , pamono olona ianao ,sns ...Nefa tsarovy fa tsy misy miafina zay tsy hitranga ....Raha mandinina ny fisainanao eto aho mantsy dia karazan'ny irony olona tsy mahatazona lainga irony ianao...nefa mbola io lainga io ihany ve no heritreretinao hibaiko ny fiainanareo mianaka,hamitahanao ny vadinao.Ekena fa mandalo fahasarotana ny fiaiananreo mivady saingy milamina ny sainao satria tsaarovy fa efa fampodiana ny hasin'ny fitiavana ny fanaovanao ny marina...VAVA tsy ambina kely fotsiny na koa nofy indray alina fotsiny mantsy dia ampy hinon'ny vadinao ny ataonao.Sady hevero anie ny fitonian'ny fonao @ hoe " efa saika maty kay izaho raha tsy ianao ry neny"
ZA MINO matsy fa tsy maintsy hanao zay fomba azoana anao io sipanao io satria zatra nahazo e,fombanay lhl sasany io
ZA MINO matsy fa tsy maintsy hanao zay fomba azoana anao io sipanao io satria zatra nahazo e,fombanay lhl sasany io
30. ritsa
(
15/10/2009 17:04)
Araka ny voalaza etsy ambony io hoe tsy misy afaka maka ny zaza eo aminao izany afa-tsy ny vady vita soratra aminao ihany;fa kosa any amin'ireny firenena matanjaka ireny,dia afaka mijustifier izy hoe zanany amin'ny alalan'ny test d'ADN le zaza fa araka ny lalàna dia an'izay misoratra aminy ihany ny fahefana feno amin'io zaza io e;fa lasa tantara be io aloha raha vao aterakao ilay zaza,nefa ny tsy miteraka ohatranay aza tsy fidiny fa tazony e,betsaka ny olona fantatro otran casnao fa miaritra satria efa nanao ny tsy nety,ny an'ilay bandy izay ary ny zaza roa tsy anazy daolo fa anin'ny sipan-dramatoa taloa izay efa manam-bady,ary de tena tsisy tian'ilay bandy ilay zaza satria fantany fa tsy azy,de tsy misokipé ireo zaza ioreo izy,fa manao ny ataony any ivelany.ka hoy aho hoe aza tonga de lazaina azy dieny izao aloa fa manimba ny hoavin'ny zaza.
Izay fa mahereza e
Izay fa mahereza e
31. botra10
(
16/10/2009 06:24)
io aloha de tsy hilamina velively raha ohatra ka fantatrin'ny vadindry izanyeh; marina ilay voalazan'xxx anakiray hoe tsisy bandy mamelona zanabaratra izany!!! hafa ilay hoe efa niteraka ianao no nalainy vady sy ny hoe vadiny ianao no miteraka aminolokafa fa aleo aza manapakevitra ny hanaisotra toizay manapakevitra ny hilaza @ vadindry fa raha tsy garantindry ny hahavoatazona ny secret mandrakizay de tapaho ny hevitra esory dieny izao. Fa ra mbola bandy misy kambo de tsy hanaiky izany mihintsy!! fa ra izy no manaiky de malina fa manomana vagence izy izay de vo maika raharaha :evil: :evil:
32. ravonjison
(
16/10/2009 08:04)
botra10:

Azonao tokoa ny tiako ho lazaina.
Raha manaiky ilay vadininao @ voalohany ( ny hitezana io zaza io, mety hoe mitsetra anao no anaovany izany @ izao). Dia malina tokoa ianao , satria mety mbola hiova ny heviny atsy aoriana , ary mety hanao vangence tokoa izy. Eo izany ianao dia tsy maintsy miandry hoe : rahoviana ilay vangence ary toy ny ahoana ny fisehony ?
Izay ilay " these " iray voalazako etsy ambony hoe : tsy maintsy miankina aminy izany ny fanapahan-kevotrao sasany ary tsy maintsy voatery hifampiraharaha aminy ianao any aoriana.
Avy eo dia hoavy koa ilay sipanao hilaza ny heviny sy izay tadiaviny. Raha mbola kely ny zaza dia tsy raharahiny satria betsaka ny asa manodidina ilay zaza. Fa rehefa lehibebe kosa ilay zaza, dia manomboka mieritraritra @ izay izy. Eo izany ianao dia tsy maintsy hifampiraharaha @ izy roalahy !!!!
Voatery miankina @ izy ireo ny hoavinao !!!!!
Izao aloha dia tsy miditra @ izay mihitsy . Fantatro tsara ny dikan' ny hoe : olona efatra voatery mitady ny marimaritra iraisana. Samy mitatatata sy be vava daholo : ny tombotsoan'ny zazakely no tadiavina e sns.... Kanefa samy mihizingizina @ heviny daholo.
Ny fiainanao dia ianao ihany no tokony hitanatana azy.
33. Mirananirina
(
16/10/2009 12:18)
Izay indrindra ny XXX a , ny fisian'io zaza io any aoriana dia occasion ho azy mba hilany vanona aminao. Izany hoe ny fisian'io zaza io dia miteraka olana hoan' ny rehetra. Izany olana izany dia tsy ho voavahanao mihitsy satria ny tsirairay samy hitazona ny heviny.Marina tanteraka io
Izay ilay " these " voalazako etsy ambony : voatery tsy maintsy mihaino azy ianao, tsy maintsy miresaka aminy ianao sns.. ( zanany io tsinona ko ).
Rehefa tsy misy anefa io zaza io, dia tsy misy inon'inona azony atao.
Azony atao ny mitatatata hoe: namono olona e, ho lazaiko @ vadiano e , sns...kanefa rehefa tsy misy porofo hita maso izy ( tsy misy ilay zaza ) dia ho lazain' ny olona fa adala izy.
Raha misy sy hita maso kosa anefa ilay zaza, dia azony atao ny mifandriritra aminao-
34. sakamalao
(
18/10/2009 02:21)
Safidy roa no azoko atoro anao
-na esorinao io zaza io, miala @lay sipanao enao, de miverina @laoniny ny rehetra (mibebaha, mivavaha mba tsy hamerina izany intsony)
-na ateraka ilay zaza de tsy milaza na @iza enao fa aoka ho tsiambara-telo ho anao irery izany,ary hazo fijaliana ho anao.Izay mitaiza azy no ho rain'io zaza io.Ny tanjona dia mba tsy hiteraka alahelo @ manodidina anao enao, @ vadinao, @zanakao voalohany izay mampalahelo raha hisy fisarahana eo @nareo sy vadinao noho ny nataonao, ary @io zanakao ho avy io mba ho tontolo milamina no ampanantenainao azy.
Ary f'anga sûr @zany enao fa tena tsy an'i vadinao io zaza io.

35. xxx
(
19/10/2009 06:20)
ny eritreritro lou d otran oe zanak'ilay olona niaraka tamiko izay efa nisarahako iz @ zao, antony,nanao RS zahay 10ème jours (nalefa tany na anazy) d aveo nanao RS t@ vadiko za 12 ème jours d ts nalefan vadiko tany ny spermes-ny fa oz oe aleo tena 14 ème jours tsara vo alefa dia mahazo vavy kely izahay, izahay mou mitady vavy, dia ts aiko intsony fa ny eritreritro oe zanak'ilay sipako, enga anie ka ts zanany, fa ohatra oe mety nisy kely lasa tany iany t@ le an vadiko.
36. Ratoa
(
19/10/2009 09:51)
ny zavatra iray azonao atao koa dia ny analyse d'ADN. Akanjo na borosy nify na échantillon de sperme-ny vadinao, raofina anaty tavoahangy kely dia atao analyse dia manao prélèvement amin'ilay foetus avant 3ème mois de grossesse dia ampitoviana. Misy valiteny ara tsiansa io dia eo ianao manapaka hevitra fa tsy misy olona na iray aza afaka manapaka hevitra ho anao.
37. Ratoa
(
19/10/2009 09:53)
après RS amin'ny vadinao ianao tonga dia mitsangana dia manao ilay prélèvement amin'ny tenanao ihany, donc tsy fantany.
38. ravonjison
(
19/10/2009 14:13)
Efa betsaka ny torohevitra fa ny ahy izay efa voalazako etsy ambony ihany no tohanako a \" argument \" : esory ilay zaza. Ny fanalaána ilay zaza dia misorona ny olana rehetra mety hipoitra any aoriana any.
I Ratoa moa milaza ny momba ny anylyse de DNA, izay azo atao tokoa. Hevitra tsara iny saingy tsy mamaha ny olana misy :
- alohan \' ny anaovanao an\'iny dia tokony hanana valinteny mazava ianao arakaraka ny resultats ny test.
Raha mazava aminao anefa fa ho esorinao ilay zaza raha toa ka ilay sipanao no rainy, dia tsaratsara raha tonga dia esorinao dieny izao ilay zaza, misy ny fotoana . ( tsy ilaina izany ny manao analyse na DNA )
- arakaraka ny zavatra betsaka ataonao , no metyy ahafantaran\' ny vadinao ny zava-misy.
- ny fiandrasana ny fanaovana ny analyse dia olana satria efa hoavy zao ny \" syndrome de grosesse \" ( fandoavana sns...) , dia ho tsikaritry ny vadinao ny fiovana misy eo @ vatanao sy ny psychique -nao. Ka raha atambany ny zavatra tsikariny ( fiovana eo aminao sy analyse de DNA ) dia ho tonga saina izy hoe : misy zavatra tsy mandeha ao ( na dia milaza aza ny resultat fa izy no rainy dia hampieritreritra azy izany).
Raha voaporofo moa fa ilay sipanao tokoa ny rainy dia voamaika fa loza, lany andro fotiny ianao, ary tsy azo afenina intsony fa bevohoka ianao.
Noho izany tsy dia mitondra vahaolana eo aminao ny fanaovana ilay analyse de DNA.
Itý mbola misy \" aspect \" iray tokony ho fantatrao mikasika ny lehilahy raha toa ka ho tezainao ilay zaza.
Raha ho tezainao ilay zaza dia hisaraka aminao ny vadianao, á 95 % ( efa voalaza etsy ambony fa tsy misy lehilahy hitaiza zana-baratra izany ).
Mazava fa zaza roa izany no eo ampelantananao. Ka raha mbola mieritreritra ianao fa hanambady any aoriana any , na hitady sipa, dia sarotra aminao ny hahita bandy : vao mahita ny bandy hoe roa ny zanakao ka samy hafa ny rainy , tonga dia mihemotra izy. Mampieritreritra ny lehilahy tokoa ny hoe : vehivavy manana zaza roa ka samihafa ny rainy.
Raha iray ihany kosa anefa ny zanakao ( hisaraka aminao ny vadinao raha sanatria fantany fa nanala zaza ianao), tsy olana aminao ny ahita olon-tiana vaovao any aoriana any.
Izaho tsy mahita vahaolana hafa afatsy ny fanesorana ilay zaza... Ary tsy mandany andro miresaka izany @ ilay sipanao.

39. Nanoo
(
23/10/2009 04:55)
Tsetsatsetsa tsy haritra: Ny zaza angalarina toy itony matetika protrait craché-an'lay hafenina.... Risky business!!! Bôny korazy!!!
40. xxx
(
23/10/2009 05:35)
xxx:Ny nenina hono tsy aloha hananatra fa any ahoriana handatsa. Efa trotraky ny adin-tsaina ve zay vao mba mahatsiaro ny Tompo ? Olona efa manambady, efa manan-janaka ny andaniny sy ny ankilana dia mbola manao adalana mijangajanga tahakizao iany? tsy vitan'izany fa mbola bevohoka @ ilay sipa iany! tsy mba misy fisainana na dia kely aza ! tsy misy fanajana na ny vady na ny zanaka, indrindra tsy misy fanajana an'Andriamanitra! Mahaiza mijinja izay nahafafafy fa hisy valiny daholo ny hatao rehetra! Dia aza ny anaran'Andriamanitra no tonontononina @ tsisy antony fa zakao ny hadalanao.
misaotra betsaka anareo @ conseil rht fa tena manana namana tokoa , mbola ireritreritra tsara oe inona ny ataoko sady mifona ampanetretena fa diso be eo anatrehan'Andriamanitra sy fiaraha monina. Misaotra indrindra