raha ohatra ve miteraka izahay
41. ravonjison
(
23/10/2009 07:53)
xxx:
xxx:Ny nenina hono tsy aloha hananatra fa any ahoriana handatsa. Efa trotraky ny adin-tsaina ve zay vao mba mahatsiaro ny Tompo ? Olona efa manambady, efa manan-janaka ny andaniny sy ny ankilana dia mbola manao adalana mijangajanga tahakizao iany? tsy vitan'izany fa mbola bevohoka @ ilay sipa iany! tsy mba misy fisainana na dia kely aza ! tsy misy fanajana na ny vady na ny zanaka, indrindra tsy misy fanajana an'Andriamanitra! Mahaiza mijinja izay nahafafafy fa hisy valiny daholo ny hatao rehetra! Dia aza ny anaran'Andriamanitra no tonontononina @ tsisy antony fa zakao ny hadalanao.
misaotra betsaka anareo @ conseil rht fa tena manana namana tokoa , mbola ireritreritra tsara oe inona ny ataoko sady mifona ampanetretena fa diso be eo anatrehan'Andriamanitra sy fiaraha monina. Misaotra indrindra
xxx a , marina tokoa fa afaka maneho ny hevitrao eto ianao, saingy " vahaolana concret " no tadiaviny eto , fa tsy latsa sy kina intsony.
Ny latsa sy kina dia tsy hamaha ilay olana velively.
42. ninimalala
(
23/10/2009 08:52)
Asa re ra toa ahy ny olona sasany fa amiko kosa indray matoa nanambady raha misy ny olana dia iarahana mitady ny famahana azy, ka ra sendra solafaka ny 1, eo ny ankilany hanarina azy ko nahona re no hoe : esorina, tsy taizaina fa omena olona hafa....sns Iza tamintsika re no tsy nanota ka hitora-bato azy ? Amiko ny zaza de fanomezana farany zay tsara indrindra nomen'Atra, ny tsy manana aza sahirana mipenopenona etsy sy eroa ko nahona no ianao indray no handrara ny tsy hahavelony ? Fitsapana ho an'ny tokantranonao ihany ko io zaza io ka de ateraho re de tezao ary de lazao ny vadinao ny marina fa inoko tsy olondoza na parfait akory ny vadinao fa olombelona tsotra ihany. Mahereza de tiavo ny tokantranonao fa matoa tsy tanteraka ny anao sy ilay sipa de izay no lalana voasoratra ho anao ka avelao izy ho any amin'ny misy azy any.
43. ni81
(
23/10/2009 09:05)
Tsetsatsetsa tsy haritra: Ny zaza angalarina toy itony matetika protrait craché-an'lay hafenina.... Risky business!!! Bôny korazy!!!tena marina tokoa io an! mahagaga!
44. xxx
(
23/10/2009 09:45)
ninimalala:anaty fijangajangana ve? @ tsy finajana na ny vady, na ny zanaka? Dia aiza ho aiza anaty Baiboly no misy filazana fa fanomezana farany zay tsara indrindra nomen'Andriamanitra ny fanaovana zazakely anaty fijangajangana?
Amiko ny zaza de fanomezana farany zay tsara indrindra nomen'Atra,
45. ninimalala
(
23/10/2009 10:13)
Na amin'ny fomba manao ahona nanananao azy xxx na amin'ny fomba manao ahona tsy misy mahavita aina afa tsy ny Nahary ka asa re ra enao zao no hilaza fa tsy fanomezana avy amin'Atra ny zaza.
Ary mba lazao ahy kosa ary aiza ho aiza ao anatin'ny baibolinao mpitora-bato ny milaza fa azo esorina ny zaza teraka tao anaty fijangajangana hilazanao azy.
Tsy mba nanota ve enao xxx eh ? Porofoy amiko fa miandry aho de asehoy ny anaranao fa aza ato xxx, lehilahy enao sa vehivavy ?

46. Ratoa
(
23/10/2009 22:51)
tsy hitako intsony izay toro-hevitra atao satria mihambahamba be ilay nila toro-hevitra.
Malaina izy anala satria zanany io ary ny fisalasalanydia manambara ny fitiavan'ilay rain-janaka, na iza na iza no rain'ilay zaza.
Mino aho fa raha niara nijoro taminy ilay sipa dia ho nanary ny vadiny izy.
Tsy fantatra intsony izay tena ahiany, ny hetsiky ny vadiny sy ny fandrahonana mety hataon'ilay sipa?
Raha izaho aloha no teo amin'ny toerany dia ny zanako efa hary no banjiniko, tsy ho zakakao ny ho fantatrin'ny zanako fa ny reniny dia sady nijangajanga no namitaka. Ka dia ho lazaiko amin'ny vadiko ny nataoko. Ho ekeko ny fahadisoako saingy tsy hifona akory ao satria matoa izao no misy dia nisy tsy famhombiazana teo amin'ilay vady. na dia izany aza, ilay vady no manana ny marina mùin'nizao fotoana izao ka izay tapany dia ho sitrako. Izay no hany fanafody, na iza na iza no rain'ilay zaza.
Ny fanafody faharoa dia ny manala antsokosoko io zaza io, na iza na iza rainy satria vitsy foana ny dokotera na sage-femme na clinique sy hopitaly hanaiky hanao avortement tsy ierana amin'ny rainy.
IANAO IRERY no tompon-tsafidy fa ny sisa soso-kevitra fotsiny.

47. ravonjison
(
24/10/2009 09:56)
Ratoa a , mbola eo ampieritreretana lalina tokoa izy, ary mety tsy eto ihany fa any @ olonkafa koa izy no maka toro hevitra.
Dia tsy maintsy mbola miandry aloha isika @ fiafaran' ny tantara.
Dia tsy maintsy mbola miandry aloha isika @ fiafaran' ny tantara.
48. botra10
(
26/10/2009 07:41)
xxx:
[quote=xxx]
trotraky ny adin-tsaina ve zay vao mba mahatsiaro ny Tompo ? Olona efa manambady, efa manan-janaka ny andaniny sy ny ankilana dia mbola manao adalana mijangajanga tahakizao iany? tsy vitan'izany fa mbola bevohoka @ ilay sipa iany! tsy mba misy fisainana na dia kely aza ! tsy misy fanajana na ny vady na ny zanaka, indrindra tsy misy fanajana an'Andriamanitra! Mahaiza mijinja izay nahafafafy fa hisy valiny daholo ny hatao rehetra! Dia aza ny anaran'Andriamanitra no tonontononina @ tsisy antony fa zakao ny hadalanao.
8O 8O 8O 8O 8O
49. Veloo
(
26/10/2009 18:30)
tena mamparary fo tokoa ilay tantara, fa dia tsy itako izay mba lazaina. sarotra be ilay izy.
Andriamanitra anie hanoro anao ny tokony atao fa dia mivavaka ho anao no ataoko. :-* :-* :-*
Andriamanitra anie hanoro anao ny tokony atao fa dia mivavaka ho anao no ataoko. :-* :-* :-*
50. Ratoa
(
26/10/2009 22:06)
tena vaka tokoa anie ny saina ravonjison é!
Misy mpivady mitady zaza tsy mahazo. itony mahazo eny eny fotsiny. Dia olana indray ilay vohoka.
Ny hevitra faha telo koa, raha tena manana ny maha izy azy ilay vehivavy dia ialany daholo izy roalahy.
Ny vady: satria tsy nahatsikaritra inoninona mihitsy izy. Izany vady izany anie ka olona tena akaiky dia akaiky é! Ka raha nanam-potoana anaovana izao ramatoa dia "psychologiquement éloigné" izany ilay vady, na samy mifanalavitra izy mivady.
Ilay sipa: tia tena . Naka maminy dia lasa. Tsy mendrika ho rain'ilay zaza. Jereo tsara anie fa raha iteny ity vehivavy fa mitondra vohoka ny zanany izy dia handà fatratry ity sipa.
Samy olona tsy mieritreritra ka ny tsara aminy dia ny manalavitra ny tompo-mbady. Hoy ny renibeko hoe: mahaiza mitondra tena ianareo vehivavy fa ny lehilahy dia toa ny tsiriry vorona: manifi-drano dia lasa . Ianareo vehivavy kosa hita takaitra.