Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
terrywui
(
20/10/2009 09:54)
O lty BATISTA a!kozio lets lery aleo ajann amzay l PS fopla
[b]O lty BATISTA a!kozio lets lery aleo ajann amzay l PS fopla[/b]
Aleo ry izy mtsamy atsahatr amzay fa otran'ny tena nofa be le PS fopla bobaka be a! kozio lery Batista de aleo hilamm amzay oe aa,...
tohiny
novalian'i pikatti ny 20/10/2009 23:13
bobone
(
20/10/2009 07:53)
MASO SOLON'NY MASO
@ izao fiainana izao ry reto dia tena manjaka io teny io ary maro no mpihatra azy !!! tsy mifandefitra intsony ny olona fa mifanaratsy ! mifanompa, ny rafozana sy ny vinanto miady
dia tena manana k...
tohiny
novalian'i bobone ny 21/10/2009 06:31
sitlo
(
20/10/2009 04:22)
cougar
Misy an'izay antsoin'ny vazaha izay hoe cougar izay. Izany hoe ramatoa efa lehibe eo amin'ny 40-45 taona eo no miaraka amin'ny kofa 20-30 taona eo.
Dia mba lasa ny saiko hoe mba tena mifankatia sy ...
tohiny
novalian'i soanja ny 07/02/2010 15:22
dofinois
(
20/10/2009 01:56)
tsy misy mandeha @ laony ny fitondran'ny HAT
ny PM roindefo remerciena Andry rajoelina ary efa nivoaka ny decret manendry an'i mangalaza ho PM ,ny membre gouverenement roindefo tsy misy mandray baiko avy @ roindefo intsony.
Tsy hita e ,ny fanga...
tohiny
novalian'i pikatti ny 20/10/2009 23:51
sylvain
(
19/10/2009 21:11)
ity dada-tsika rehetra!
http://www.ina.fr/economie-et-societe/education-et-enseignement/video/CAF88036392/madagascar-la-voie-libre.fr.html
http://www.ina.fr/politique/politique-internationale/video/CAF94059901/mm-bongo-et-t...
tohiny
novalian'i pikatti ny 20/10/2009 23:32
sylvain
(
19/10/2009 20:43)
tafihany britannique Mcar
raha tsy nisy ny frantsay isika efa zanatany anglisy:
http://www.ina.fr/histoire-et-conflits/autres-conflits/video/AFE85000863/agression-britannique-contre-madagascar.fr.html
somary miandry 5sec vao...
tohiny
novalian'i pikatti ny 20/10/2009 23:06
Bazzylou
(
19/10/2009 18:57)
Beeuuuuuuuuuuurkkkkkkkkkkkkkkkkkkkk tgVENDRANAhihihihihihih
trondro maty ,karapapapa sy trondro maina aby ireto tgVENDRANA ireto
hon hon hon
her her her her
ha ha ha ha ha ha
hi hi hi hi hi hi hi hi hi
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i Bazzylou ny 20/10/2009 15:27
bazylou
(
19/10/2009 18:30)
teo tsy hita izay nafitsoka
fa rehefa tafatsoaka ary amin'ny rsa lany bala ary vao hoe , zaho anie mahery e, meketsy e makeroa , eefa resy sy lany bakla ny anareo ry tim a, na wawawaw isatsegondra eo aza tsy hisy hiaino azy eo ...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 20/10/2009 11:10
feticon
(
19/10/2009 18:04)
nonodina zaza tsy ampy taona i gilbert raharijatovo
minisitry hat ,ilay mpilaza vaovao tao @ radio RNM ,taloha ary efa deputes tim taloha saingy efa nivadika
nanodina zaza tsy ampy taona ary dia ny raimandreniny le zaza mihitsy no nahatratra azy teo h...
tohiny
novalian'i terrywui ny 20/10/2009 10:10
itaramasoandro
(
19/10/2009 17:14)
araho maso
... ka tondroy ireo mamdripaka ny harenan\'ny tanindrazana, ireo mpanararaotra itony krizy eto @ nosy ka manondrana tsy henatra tsy tahotra ny hazo sy zava maniry sarobidintsika, ho any ivelany mba h...
tohiny
novalian'i IMR ny 17/02/2010 21:01
zokely2009
(
19/10/2009 16:10)
inona ny soa azo amin'ny TOAKA?
manao ahoana daholo ianareo.
Mpirevy natsia dia mba tiako raha mamaky ity lohahevitra ity.NY TENA MANTSY TSY HANDAINGA FA TENA OLONA MPISOTRO.Naika zary isanandro ary zany ka tsy mahazo aina mintsy r...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 01/11/2009 21:10
arialy
(
19/10/2009 15:12)
resaka vavony
ony oà ry ireto , iza aminareo izay efa naharary vavony , na efa nahalala olona voan'izany? inona ny vahaolana azo raisina amin'izany? sns...
misaotra :) ...
tohiny
novalian'i arialy ny 22/10/2009 13:53
pikatti
(
19/10/2009 13:45)
Aoka nareo ry zalahy i wiwikely
Aza de mamely loatra ry fianakams a!!! Akama ihany anie i wiwi e, nareo mantsy toa manapetsa loatra :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i Bazzylou ny 20/10/2009 15:24
patrick2000
(
19/10/2009 13:14)
Mivoaha tao elah ry wiwi fa petsin'i pikatti ny serasera
Mivoaha tao elah ry wiwi fa petsin'i pikatti ny serasera,aiza elah manafika ry zalahy ,aiza ela zany ééééééééééééééééééééééééééééééé!!!!!!! ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ...
tohiny
novalian'i Bazzylou ny 20/10/2009 15:25
swnan
(
19/10/2009 12:07)
Tsy lasa intsony ty kelifigotra ty
Amin'ny saina tsy miangatra no hilazako fa tsy lasa intsony io kelifingotra io
Nihaino sy namakafaka an-dry zalahy GTT reto aho fa tena marina é,dehiangaviaoko zay rehetra fianakams wiwi mab hanarak...
tohiny
novalian'i pikatti ny 19/10/2009 22:50
baramina
(
19/10/2009 12:01)
mitady sipa
mitady sipa lava, tsy ngeza be tsy kely, lava volo, cool sady tsy mora tezitra :P :* ...
tohiny
novalian'i Papoose ny 22/10/2009 15:06
shanella
(
19/10/2009 11:29)
Bienvenue
Sali doly eeeeee!!!!!! Tongasoa ho an'ny tenako !!!
Tsitako oe aiza no tokn ho atao le sujet fa mbo te anoratra fotsn za e!!!
D miandry présentation avy @ forumiste rehetra ato kou!!!
Bonne semain...
tohiny
novalian'i Papoose ny 04/11/2009 16:23
pikatti
(
19/10/2009 11:18)
Nandihy tato ndray ry totozy TGV isany klé ha ha ha
Vao laozana kely mantsy lisany tony de miwawawawa eto fotsiny ,inona raha tsy mitovy @ Andry ihany vao tsy ny filoha Ra8 de io mipaika vola io fotsiny no adikleny,ha ha ha hataonay mamerim-bola lisany...
tohiny
novalian'i pikatti ny 19/10/2009 22:40
xxx
(
19/10/2009 06:22)
nono be: azo akelezina v? sa mapididoza ohatr risk du cancer
ny nono kely am zao de azo alebeazina am reny fitaovana manara penitra ireny
ka ny nono be ve mba azo akelezina kou !! ohatra am reny produits na creme amincissante reny ??? Sa mety mampidi-doza ny f...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 18/11/2009 21:10
vatofototra
(
18/10/2009 18:18)
ECOUTER Conférence de presse Ravalomanana le 18 octobre 2009
ECOUTER Conférence de presse Ravalomanana le 18 octobre 2009
Ravalomanana a répondu, en direct au téléphone de l'Afrique du sud, aux questions des journalistes de la radio Rindra, Fahazavana, M...
tohiny
novalian'i Bazzylou ny 19/10/2009 19:03
