ity dada-tsika rehetra!
1. sylvain
(
19/10/2009 21:11)
http://www.ina.fr/economie-et-societe/education-et-enseignement/video/CAF88036392/madagascar-la-voie-libre.fr.html
http://www.ina.fr/politique/politique-internationale/video/CAF94059901/mm-bongo-et-tsiranana-chez-m-pompidou.fr.html
http://www.ina.fr/economie-et-societe/vie-economique/video/CPF86624332/la-communaute-prend-le-depart.fr.html
miandr kely 5sec d misokatra ny video!

novalian'i pikatti ny 20/10/2009 23:32
3. pikatti
(
19/10/2009 22:44)
MIsaotra mizara lesy ry akama a,hevitry ny maro mahatakataditra sy mahita zavatra maro =D> =D> =D> =D>
papoose nga nijery le vidaka kou
papoose nga nijery le vidaka kou
6. rakaroka
(
20/10/2009 03:56)
Draisss!!!Misaotra nizara e! Ka izy iny 'zao no nahazoana ny "Cachan" foyer des étudiants"! famatanan'ny gasy maro ihany izay an! :wink:
7. xxx
(
20/10/2009 06:20)
Raha ho fintinina izany ireo tahirin-tsary ireo dia izao no azo tsohaina: lafrantsa no teo dia lafrantsa no ho eo. :)
8. ndenn
(
20/10/2009 08:16)
Ka ny devoir de memoire no mampiavaka ireo pays 11 ireo @ Mada . Dia inona no tian' iSylvain ho vohizina @ ireo documentaires ireo ?
9. xxx
(
20/10/2009 10:02)
ny tian'i sylvain ho voizina de ilay tsakk !tsakk ! zato tsakk ! tsakk ! arivo nahafaty mpianatra 35teo Analakely sy nampidirana Anosilava mpianatra 200
11. AndriambyII
(
20/10/2009 10:18)
Ny votoatin' iny tsakitsaky zato arivo iny dia tokony ho fantatra fa vokatry ny manipulation nataon' ireo vahiny tsy nahazo tombontsoa noho ny tsy fahafantarana ny tantara nikoriana tao Mada , nisy ireo vazaha efa valovotaka nonina nandritry ny taonjato 4 tao Dago ,nifandringotra interets t@ ireo tariky ry Gallieni sy Duschene , dia nihitatra hatrany @ fianarana dokotera sy infirmiera ,ny fananan-tany sy ny fitrandrahan-karena ilay izy .Nampian' ireo olona voavidin' ny mpanjanaka toa ny PADESM sy ny MENALAMBA ary nanomezana vahana azy ireo hamono ny mpiray tanindrazana taminy .Dadanareo ireny fa tsy dadanay mihintsy !!!
12. terrywui
(
20/10/2009 10:23)
oadray lé !!!!! fa dadan'iza ihany Ravalo e! sa ailika aty aminay rehefa ratsy ?? hon hon hon ! :oops: :oops: :lol: :lol:
13. AndriambyII
(
20/10/2009 10:27)
An an an , tsy i R8 no resaka eto fa i Tsiranana ra wui wui an !
15. terrywui
(
20/10/2009 10:40)
mba maniry an'io tsak tsak io ho dada angah i sylvain andriambyll ?
16. AndriambyII
(
20/10/2009 10:57)
Mety mila izany angamba i lery io satria inona ary no nandefasany ireo reportage tranainy ireo ? sa ve hoe nahafinaritra azy ny nahita malagasy novonoina sy naripaka noho ny adilahy politika ?
Hinoako fa tsy ho avy amin-dra 8 velively no hahatonga fifamonoana eo @ samy malagasy noho ny asan' ny tsy ampy fiheverana toa an- dra Sylvain , eritreritra nase sy esprit de looser no hitako taratra @ ilay titre hoe "ity dada-tsika rehetra "
:idea: :idea:

17. Mirananirina
(
20/10/2009 11:59)
hay ve e! ary misy PS fopla oe miranawui ndray ao ..aiza zany fa tsy hitako? :roll: :roll: :roll: taiza ary no nahitandrasylvain an'ireny,misaotra e,mankasitraka.
hay ve satro-bory ka efa president eh!tsy azoko ny hidiran'ny satrobory amin'izy ity.
18. AndriambyII
(
20/10/2009 12:27)
Satro- borin' i Tsiranana sy i satro- borin' i Ra-8 vé no tiana hampitahaina eto ry Mirana !!
Samy afaka manao amalgame anié ny olona é !!
Samy afaka manao amalgame anié ny olona é !!
20. fijo
(
20/10/2009 20:15)
aza hadino ihany koa anefa fa i tsiranana no nisakana ny vazaha"hilton" tsy hanome karama be ny gasy.
raha naika hanakarama ny mpiasany misimisy ny tao amin'ny hotel hilton,dia tsy navelan'ingahy tsirananan fa ny gasy hozy dia tsy mila vola be izany.
raha naika hanakarama ny mpiasany misimisy ny tao amin'ny hotel hilton,dia tsy navelan'ingahy tsirananan fa ny gasy hozy dia tsy mila vola be izany.