Lalana izany ry Fijo ah! tsy i Hilton ihany fa tao @ SOTEMA koa t@ 1970 saika hampiakatra ny karamany mpiasa tao @ ny SOTEMA dia tsy navelany fanjakana ,
Ka io tsy i tsiranana ihany fa raha nianatra administration ianao dia tsy maintsy mitovy ny Barème ao @ firenena iray ,raha te hampitombo ny vola miditra ho an`i mpiasanao ianao dia homeo prime izy homeo avantage fa salaire tsy maintsy mitovy ny an`i samy ouvrier .ny samy cadre ,ny samy technicien ,@ firenena iray.
,raha te hampitombo ny vola miditra ho an`i mpiasanao ianao dia homeo prime izy homeo avantage .
hita mintsy ny maha tgv an'ny ty bandy ty de io lohana mpanararaotra io fotsiny,zany nga no tena tian'elah de hitsangantsanga any zamerika mihinana ny volan'n y assos :roll: :roll: :roll: