tafihany britannique Mcar

1. sylvain ( 19/10/2009 20:43)
raha tsy nisy ny frantsay isika efa zanatany anglisy:
http://www.ina.fr/histoire-et-conflits/autres-conflits/video/AFE85000863/agression-britannique-contre-madagascar.fr.html
somary miandry 5sec vao mande le video;
novalian'i pikatti ny 20/10/2009 23:06
2. harybe ( 19/10/2009 20:55)
ka mitovy ihany zany eh!! zana-tany foana tsika!! tsika efa nandevozin'ny frantsay hatramizay ka hatramizao!!
mety ho netinety koakoa aza angamba ny fari-piainan'ny vahoaka raha lasa zanatany anglisy tsika ! mba jereo ireo firenena zanatany anglisy taloha dia ampitahio amin'ireo zanatany frantsay taloha!
3. Papoose ( 19/10/2009 21:38)
ny toe-tsaina koa aloha no hitako mitondra an'io eee!!!!

rehefa dominena toe-tsaina mirefarefa @ tany dia tsy handroso velively fa iza no nanjanaka eo na iza
4. xxx ( 20/10/2009 10:15)
resa-tsily !
5. terrywui ( 20/10/2009 10:24)
:-D :-D :-D resa-tsily .....
6. stalingrad ( 20/10/2009 13:14)
:-D :-D :-D
7. fijo ( 20/10/2009 19:57)
tantara efa hay io,ny fanontaniana fotsiny dia hoe
-toa izao ihany ve isika rah azanatany angilisy,sa mba hafahafa kokoa?
8. patrick2002 ( 20/10/2009 20:38)
Tsy ampy ny tantara ,ny marina dia occupé ny Nazi nu antsasany la france i de gaulle nitsoaka tany angleterre ,ny antsasany la France noentiny Marechal Petain ( pro nazi) ny gouverneur taty madagasikara nandray baiko tany @ Petain pro nazi ,nisy ny tsy nanaiky teo koa no raikitra ny ady entre loyaliste izay nandray baiko tany @ Petain ,sy ny gaulliste .
Nandefa miaramila avy any afrika atsimo ny anglisy hanafika an`i madagasikara mba tsy handray baiko any @ fitondrana pro nazi ny gouverneur an`i la france eto Madagasikara .
Tsy nisy ady mihintsy hoe halainy anglisy Madagasikara tsia tompoko ,
9. pikatti ( 20/10/2009 23:06)
Tsy nisy ady mihintsy hoe halainy anglisy Madagasikara tsia tompoko ,

ty bandy ty tena hors sujet lava fa iza no miteny @ lah fa halain'ny Anglisy l'ty a,
ny Frantsay sy ny Anglisy efa nifanaraka hoe anay zany hoy ny Frantsay Madagasikara dia ny Anglisy Zanzibar( niaraka @ Tanzania taty aoriana)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0517