Tsy lasa intsony ty kelifigotra ty
1. swnan
(
19/10/2009 12:07)
Amin'ny saina tsy miangatra no hilazako fa tsy lasa intsony io kelifingotra io
Nihaino sy namakafaka an-dry zalahy GTT reto aho fa tena marina é,dehiangaviaoko zay rehetra fianakams wiwi mab hanaraka ny fianakams pikatti :lol:

novalian'i pikatti ny 19/10/2009 22:50
4. pikatti
(
19/10/2009 14:50)
Amin'ny saina tsy miangatra no hilazako fa tsy lasa intsony io kelifingotra io
mety lasa ihany lery fa lasa any an-kady :lol:
5. pikawui
(
19/10/2009 18:52)
ary dadany sasany any afrika atsimo ilaozany mitady zoulo vavy fotsiny