Liste des messages

Liste des messages, inserés par feticon, par ordre de date
feticon ( 19/05/2010 21:43)
tonga le fotoana ,sioka tokana 1+1
tonga le fotoana nandrasantsika vahoaka ,@ 8 mariana dia ho avy @ le sioka tokana http://www.dailymotion.com/video/x32gd9_eric-manana-afindrafindrao... suite
répondu par pimaso le 20/05/2010 09:02
feticon ( 24/04/2010 05:15)
may volo tratra vao maheno an'i chissano i tgv
[URL=http://ti1ca.com/27z7hlc7-car2404-car2404.jpg.html][IMG]http://mk0.ti1ca.com/27z7hlc7.jpg[/IMG][/URL] efa ho endasina indray izany ialahy ry tgv ,izay vao tena ho vita matavy ,ny miaramila ity e... suite
répondu par fijo le 27/04/2010 18:34
feticon ( 18/04/2010 06:24)
tena tsy efficace le sanction individuelle,hon hon hon
contre quiconque qui constituent un frein au retour à l’ordre constitutionnel à Madagascar. Le président de l'Union africaine (UA) Jean Ping, le 16 décembre 2009 à Copenhague © AFPLe PrÃ... suite
répondu par pikatti le 18/04/2010 21:27
feticon ( 09/04/2010 22:31)
avy aty anao petition omena ny UE
aiza daholo ireo mpiara mitolona mafana fo toa an'i ifiona ,yuka,ry mirananirina ,locl,pikatti ,fijo ,zoam ,papoose,hery,vatofototra,noue,diamondra27,diloo,rijadolly, zakilinina milamm,tess ,stilo,AN... suite
répondu par pikatti le 14/04/2010 10:33
feticon ( 14/03/2010 21:50)
hon hon hon hon tonga tsy ho ela ity fety
hoavy ity ny 17mars,hanao fety be izany ny fat satria hoavy ny GIC hizara cadeaux noho izao tsingerin taona nahateran'ny fat(y) izao, :lol: :lol: :lol: ... suite
répondu par fijo le 15/03/2010 22:50
feticon ( 04/03/2010 23:32)
teny hifampiangana
tsy nisy nandeha t@ laoniny akory teny ivato raha ny omaly no niresahana toy ireny mijery spectacle ireny no tao,ny olona miteny moa dia fidifianana ihany no miteny na ry jose kely aza dia kivy mihi... suite
répondu par zama92 le 06/03/2010 10:41
feticon ( 01/03/2010 16:11)
conference fanavotan-tena ny FAT(y) ny 4,5 mars
tsy hita intsony izay teny gasy azo handikana azy ,satria raha hiteny hoe may volo tatra ny fat(y) dia ho tsy nirarahin''ireo izay volo tratra hirehitra any fa :lol: :lol: :lol: fa rehefa ho tong... suite
répondu par ndotofetsy le 02/03/2010 22:27
feticon ( 25/02/2010 20:03)
mbola hisy surprise avant le 16mars fa mino fotsiny ihany
popolita akama bonne fa aza mikorapaka isika zanak'i dada ,fombany ihany io ,a partir le 10 mars dia handeha hanao va et viens ary @ farany dia hanaiky mapoto ihany :^) :^) :^) ... suite
répondu par fijo le 26/02/2010 21:56
feticon ( 16/02/2010 22:56)
ho tapitra tsy ho ela ny politikan'ny Hon hon hon hon
efa manisa andro fotsiny isika eto,efa tena akaiky le fotoana nifanomezana dia ilay sactions individuelle hoan'ireo fat ireo ,nefa alohan'izany aloha dia mbola ho maro no hitsoaka andaharana mpikamba... suite
répondu par pikatti le 17/02/2010 15:43
feticon ( 05/01/2010 18:07)
fety be tao @ magro androany
[URL=http://ti1ca.com/jdaka2h2-DSC-1256-DSC_1256.jpg.html][IMG]http://mk4.ti1ca.com/jdaka2h2.jpg[/IMG][/URL]... suite
répondu par pikatti le 06/01/2010 13:23
feticon ( 30/12/2009 03:28)
r8 mangataka ni-abrogé loi t@ 17mars 2009
Mba mahagaga ahy ihany ilay ordonnance nataon-dRajoelina ni-abrogé ilay ordonnance nataony ni-ratifié ny accords de Maputo. Satria raha ni-abrogé ilay ordonnance nataony namindra ilay fahefana tami... suite
répondu par ndotofetsi le 30/12/2009 16:27
feticon ( 23/12/2009 23:26)
iza no legale @ ireto hoan'ny miaramila
Hoan'ny olona mieritreritra iza no légale @ zao? Hoanareo miaramila aiza ny neutralité-nareo? Ny convention nosoniavina teo antrehan'ny C.I ve sa ny ordonnance nisy vava-basy? Anjaranao izay misaina... suite
répondu par fijo le 25/12/2009 19:55
feticon ( 23/12/2009 12:57)
patriote mitsangana hiaro ny firenena
vive velona madagasikara http://www.dailymotion.com/video/x53iwe_ry-tanindrazanay-malala-ooo_music... suite
répondu par xxxw le 23/12/2009 16:13
feticon ( 16/12/2009 18:14)
lasan'i tgv ny titre president transition dia ...
io titre president ny transition io ihany no tena nokendreny dia iny izy no tsy hita ,ka asakasak'izay mbola hidinika amin'olona ohatran'izany.Tsy misy zava banona eto,tsy misy mihitsy izany fitsinjov... suite
répondu par fijo le 18/12/2009 20:43
feticon ( 14/12/2009 18:08)
vaovao ny gtt tany suise
mila an'i Noue hanazava ny vaon dalana avy any suise... suite
répondu par pikatti le 15/12/2009 06:52
feticon ( 10/12/2009 07:24)
MIALA REHEFA TSY MAHAVITA AZY
Matetika i andry rajoelina no miteny hoe ny 3 mouvance no responsable ny fikatsoana misy @ izao,f'iza no milaza ny tenany ho president tsy mahatapakahitra eo ? rehefa tsy mahavita dia miala :evil: ... suite
répondu par naritsymba le 10/12/2009 13:49
feticon ( 23/11/2009 22:26)
tokony hiala daholo ny gouv an'i roindefo vao
les propos du Pr ZAFY ne sont pas adéquats mais il faut quand méme préciser qu'en droit constitutionnel pur, le décret portant fin de fonctions du PM ou la démission de celui-ci entraine ipso fac... suite
répondu par terrywui le 26/11/2009 09:56
feticon ( 15/11/2009 21:46)
i fetison indray izao no lancena
Fika maivana be hoe i fetison indray no hindrahindrana ho candidat potentiel ho an'ireo mpanao gazety mpanohana an'i tgv ,ny antony dia ny fahatahorana mafy an'i ra8?,aleo lavitra mifampitana an'i fet... suite
répondu par xxx le 18/11/2009 02:23
feticon ( 14/11/2009 22:10)
efa manomboka sahady ny propagandy
nitsidika tany antsirabe ry fetison ,vahoaka be no nitsena azy,i rajoelina koa mba nitsidika tany brickaville zara raha nisy olona curieux nijery azy,tena hafa ihany ra8 e ,mitohy ny fitsidihana ny fa... suite
répondu par xxx le 16/11/2009 00:44
feticon ( 11/11/2009 21:43)
sondage
misy orinasa mpanao sondage local( sofres,ipsos...) kosa eto tana nefa toa tsy heno mihitsy ,mino aho nefa fa nisy izany ary tsy vao ela akory no nahenoiko fa nisy sondage nampanaoviny GIC teo tana ... suite
répondu par fijo le 12/11/2009 22:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0481