MIALA REHEFA TSY MAHAVITA AZY

1. feticon ( 10/12/2009 07:24)
Matetika i andry rajoelina no miteny hoe ny 3 mouvance no responsable ny fikatsoana misy @ izao,f'iza no milaza ny tenany ho president tsy mahatapakahitra eo ?
rehefa tsy mahavita dia miala :evil: :evil: :evil:
2. AndriambyII ( 10/12/2009 08:46)
Ny directoire militaire no nametraka azy teo , raha tsy azonao dia raiso ohatra hoe president par interim i andry , na ny tahatahak' izay .
3. Rafahafahana ( 10/12/2009 09:36)
AndriambyII:

Ny directoire militaire no nametraka azy teo , raha tsy azonao dia raiso ohatra hoe president par interim i andry , na ny tahatahak' izay .


Tsy mamely lé TGV é, tia tena fa tsy tia tanindrazana, mampahory vahoaka ho hitatsika eo ny tohiny é.


4. andreasr ( 10/12/2009 09:52)
breff
5. MRifiona ( 10/12/2009 10:41)
Le communiqué du ministère français des Affaires étrangères et européennes et celui du Conseil de Paix et de Sécurité de l’Union africaine rappellent à l’ordre les quatre mouvances et plus particulièrement Andry Rajoelina qu’il n’y a point de salut hors transition. Car celui qui est tenté par l’abandon de la transition est bien Andry Rajoelina. :!:
6. wxxx ( 10/12/2009 11:14)
Hanangana gouvernemanta seul hono kelifingotra miaraka @ ny miaramila :idea:
7. terrywui ( 10/12/2009 11:53)
wxxx__________tena izany tokoa ! hanangana gouvernemanta mihitsy izahay satria nareo 4 tonta mitady hanongam-panjakana ! MAZAVA VE ? :?: :?: :?:
8. terrywui ( 10/12/2009 11:54)
ayy !....azafady alou let Batista a..! salut elah ....mampiesona mpisera ato ndray ise an..! :-*
9. terrywui ( 10/12/2009 12:54)
KMDT

Mangataka hisamborana ny avy amin’ny ankolafy 3

Mbola mitohy hatrany ny fanehoan-kevitra avy amin’ny Komity Miaro ny Demokrasia sy ny Tetezamita na KMDT izay tarihin’ny Filohany Marcellin Razanakoto. Taorian’ny zavatra nitranga tany Maputo afakomaly izay nanaovan’ny avy amin’ny ankolafy 3 – Zafy Albert sy Marc Ravalomanana sy Didier Ratsiraka- dia nanambrana ny KMDT fa fanonganam-panjakana ny zavatra nataon’ny ankolafy 3 . Araka izany mangataka amin’ny Filoha Andry Nirina Rajoelina sy ny fitondram-panjakan’ny Tetezamita izy ireo mba hametraka fitoriana ary hisambotra ireo izay nanao sonia ny Maputo III. Tsy izy telo lahy izay mpitarika ny ankolafy 3 ihany fa ireo izay delegasiona sy ny mpanelanelana avy amin’ny GIC ihany koa. Sady fanonganam-panjakana mantsy ny zavatra nataon’ny ankolafy telo, hoy izy ireo, fa eo ihany koa ny famadihan-tanindrazana. Efa im-betsaka moa ity fikambanana ity no nanao fanambarana. Efa nisy ihany koa ny fanakianany ny Filoha Andry Nirina Rajoelina izay nolazainy mihitsy fa tsy nanaja ny fifanarahana tamin’ny vahoaka teny amin’ny kianjan’ny 13 mey. Nitaky koa izy ireo ny tokony hameranana ny Fahefana Avon’ny Tetezamita satria iny rafitra iny no nifanarahana tamin’ny vahoaka mpitolona teny amin’ny 13 mey .
niry ramanitra


10. jajaf401 ( 10/12/2009 13:29)
Na tsy fanonganam-panjakana fa hita kosa fa tena blocage-n'ny teteza-mampita no ataony eh!
Raha nanaiky an'io Maputu 3 io Andry dia hisy in-1 Mapt 4 ; 5 ; 6 ; 7 decalés d'1 mois doly reo, respectivmt hanangana Cst; HCC; CNR; Congrès de lany 15 mois de la transition zay vao ho tsapantsika kay misy nanao saboty ilay tetezana de samy tsy niampita.
11. AndriambyII ( 10/12/2009 13:39)
KMDT ??? inona indray ary ity ?? :lol: :lol:
12. naritsymba ( 10/12/2009 13:49)
KMDT=Kondrana Mikambana Daholo Tsika :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0653