iza no legale @ ireto hoan'ny miaramila
1. feticon
(
23/12/2009 23:26)
Hoan'ny olona mieritreritra iza no légale @ zao? Hoanareo miaramila aiza ny neutralité-nareo? Ny convention nosoniavina teo antrehan'ny C.I ve sa ny ordonnance nisy vava-basy? Anjaranao izay misaina no mamaly
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
novalian'i fijo ny 25/12/2009 19:55
2. falifenosoa
(
24/12/2009 00:16)
Ny tohanan'ny CI ihany no ara-dalàna Madagasikara,Guinée Konakry,Togoefa naloan'ny Bekinatana
Mauritanie naverina satria manraka moramora ny demokrasia
Mauritanie naverina satria manraka moramora ny demokrasia
3. feticon
(
24/12/2009 00:28)
ny problem efa betsaka ny miaramila no voavidy vola ,ary tsy mba vola kely raha ny fandinihana azy fa tena betsaka tokoa,mino aho anefa fa maro ihany koa ny miaramila efa miha tonga saina ka tsy maiky an'izao zavatra izao saingy tsy afa manaohatra fa tonga dia eny tsiafahy raha vao tsy vita hatramin'ny farany ny mission
4. falifenosoa
(
24/12/2009 00:39)
Eo ry akama no tena olona , betsaka loatra ny miaramila manao excès de zèle mila 19 @ radomelina ,miady ny hiakatra girady sy ny ho dekorena hany ka raha tsy manao ny sasany dia lazaina fa tsy mamely sady ampiadiany ny intimidation etsy an-daniny tsy laitra
Miaramila "neutre" zany tsisy fotony, resabe fotsiny io
Miaramila "neutre" zany tsisy fotony, resabe fotsiny io
5. milamm
(
24/12/2009 01:52)
tsy nisy anie hatr@ zao zany miaramila niady ho an\'ny tanindrazana izany taorinany 1947 ,maromaro no matiny ilay amiraly t@ reo manamboninahitra ambony toy azy Itpkl ,Ratsimandrava,Sibon Guy,Itpkl Joel Rakotomalala sy ireo tsy voatanisa zay nampanginina ,sosy tsy tapaka sy misondrotra karama @ tsy ka tsy koi @reto loyal t@ amiraly reto resep lasa fis,kapisaty* mo de ny mpiray tanindrazana no natao lasibatra notifirina 91 teny mavoloha,26/01/09 black monday nampiany ramarson nandoro tanana ,07/02/02 teny ambohitsirohitra
6. AndriambyII
(
24/12/2009 08:52)
Efa nolazaina tany aloha tany ny tokony hanaovana restructuration d'encadrement militaire fa hatramin' izao aloha dia mbola ny omaly tsy miova ihany no mibaiko ireto officiers sup matim-boninahitra vinaninany ireto .Misy mihevitra ny tenany fa mahavita tena tanteraka sans apport exterieur mantsy no betsaka ao.Andry natao hianteherana raha misy mafy tsy laitran' ny fiarahamonina izy ireny , nefa dia toa tsy izany no zavatra hita .
8. wxxx
(
24/12/2009 18:12)
Tsy fiarovam-bahoaka ny miaramila fa lasa famoretam-bahoaka hitazomana toerana sisa,lasa fitaovana :oops:
10. fijo
(
25/12/2009 19:55)
ka fitaovan amihintsy anie ny tafika,saingy le ampiasana azy eto no diso
