r8 mangataka ni-abrogé loi t@ 17mars 2009
1. feticon
(
30/12/2009 03:28)
Mba mahagaga ahy ihany ilay ordonnance nataon-dRajoelina ni-abrogé ilay ordonnance nataony ni-ratifié ny accords de Maputo. Satria raha ni-abrogé ilay ordonnance nataony namindra ilay fahefana tamin'ny Directoire Militaire Ravalo dia toa tsy nasian'ny Mpitsara sy Maramila sira ilay izy. Tsy haiko aloha ny hevitrareo fa tena raha izao no izy dia foano mihintsy ny fitsarana sy ny miaramila fa tena tsy misy ilavana azy fa dia manaraka fotsiny ny hadalany sasany fa tsisy hazon-damosina mihintsy. Efa hita izao fa tsy mety fa dia arovana foana.Foano mihintsy ireo dia aleo manofana vaovao.
novalian'i ndotofetsi ny 30/12/2009 16:27
2. mitapiwui
(
30/12/2009 03:51)
hon hon hon efa resy aloha dia mba mipetraka e,ny 26janvier efa nipirina ny dossier hon hon ,izao lisany saika mutinerie tonga dia gouaka ny voudi nefa izahay mba nahavita tsara koa tao @ capsat,tsy voahantso teny fiadanana akory,
4. jarifa
(
30/12/2009 09:20)
hi hi hi marin' iazy fangaha mora2 ny mitantana an'io " malok'ila io an"
