sondage

1. feticon ( 11/11/2009 21:43)
misy orinasa mpanao sondage local( sofres,ipsos...) kosa eto tana nefa toa tsy heno mihitsy ,mino aho nefa fa nisy izany ary tsy vao ela akory no nahenoiko fa nisy sondage nampanaoviny GIC teo tana momba an'i president ny transition. :idea: :idea: :idea:
novalian'i fijo ny 12/11/2009 22:17
2. fijo ( 11/11/2009 21:50)
efa hay ny valiny fa nafenina.20% no momba ny tgv de nasitrika
3. feticon ( 11/11/2009 22:02)
mety mbola betsaka izany fa toa 10 a 13% no nolazain'i manandafy ny mpomba an'i andry rajoelina sisa eto tana ary 56% ny mpomba an'i ra8
4. pikatti ( 11/11/2009 23:23)
Tsy populaire intsony i Andry un mois après an'iny coup d'état iny ;
efa betsaka ny sondages tetsy sy teroa fa io kôzin'i fijo io hoe nasitrika satria ny mpanohana ny frantsay ihany izany no nitsapa an'io hoe hatraiza herin'ny poulain-ny na ny lapin-ny moa izany é,dia tsy maintsy naroso @ izay aza ny hoe politikan'ny bodongerony sy ny azonay tsy avelanay ary ny anay frantsa anay ny miaramila anay ny basy,no ady teo dia io hiaraha-mahalala io no niafarany...
tsy hoe akory mamoha fota-mandry fa tsetratsetra tsy aritra fotsiny iny
Tantara mitohy....
5. milamm ( 12/11/2009 03:05)
ny an\'i lavanify no ho be indrindra atsy ho atsy nefa lesona ho any rehetra izay niseho izay ary ko i ravalo aza,nalaza eratany ny20 taona nankalazana ny firodanany rindrina nanasaraka ny alema(1989-2009),federaly sy demokratika tsy ny fisarahambazana ihany no lefy fa ny vahoaka alema marobe no afaka niala t@ jadona fitondran\'antoko tokana tao @ atsinanana noho ny fivakiany bolongana kominisma ny sovy(marxism-leninism),i gorbatchev mo no nitondra izany rivotra vaovao izany t@1985 le natsoiny oe glasnost(dikanteny mazava=fisokafana @ rivo-politika vaovao) sy perestroika(fanavaozana rafitra ),1990 mo de nanaraka ny alema ny polska,romania,bulgaria,hungary,rava ny firaisana sovietika ny 1991,nihenika hatraty afrika noho ny fanavakavahambolokoditra niseho tao atsimon\'ny afrika niova anefa zany refa nipoitra ilay gorbatchev-n\'i afrika atsimo(frederick de klerk)noho ny sazy sy lalana fampiatona ny fifandraisany vondrona iraisampirenena ary ny zv nataony voalohany de ny nanafaka an\'i N.Mandela(fev90),satria tsapany fa tsetsina daholo ny lalana rehetra raha ny zo-ny marobe no voaitsakitsaka sy ireo fahafahany ao @ taniny niaviny,ny ifandraisany eto de tsotra tsy misy hafa @ zay ny nahazo antsika taorinany fanjanahana1895-1960 norobainy frantsay sy notsetsefiny daholo ny tombotsoampirenentsika ,azo ny fahaleovantena refa sepotry ny plan quinquenale an\'i itpkl.tsiranana (1960-1972)nofeheziny antoko padesm izy reo ihany no nanjaka de nodimbiasany ilay mpanongampanjakana voalohany t@ taonjato lasa teo iny deba(refa najedany i itpkl ratsimandrava izaySt cyrien tahaka azy ko) sosialista filohany arema namorona ny revolisiona mena(sosialista1975-1991),jadona sy tsindry hazo lena no azo avy @ antoko tokana de tonga i ravalo nifehy ny toekarena kapitalisma nitondrana ny fiaraha monina kominisma(didy kofehy lehibe)tim ihany sy ny mpanaraka azy ihany no mandimandina,nitohy ny tantara de tonga ny jiolahy 1 hafa lavanify 2009 nampiasa hozatra @ kapisaty(refa no vatsiany frantsay tsikolikoly) nanala azy teo,ny vokany iaraha mahita any anaty hantsana ny firenena toy ny ao guinee,somalia,mali,niger,benin ...gorbatchev an\'i rosia,i de klerk an\'i afrika atsimo fa mila olombanona sy mendrika @ zay ny firenena hanafaka ny zon\'ny olompirenena sy hananany firenena fahaleovantena,ny safidintsika rehetra @ farany 2010 no hitaky izany,masina ny tanindrazana
6. tsipolitra ( 12/11/2009 06:01)
ka isika tsy mahay maka lesona tsara amin'ny zavanisy .
7. terrywui ( 12/11/2009 14:48)
mihetsika indray ny hagegen'i batista lelika e ...! mila fatorana kely ndray lety ! :lol:
8. vitamatavy ( 12/11/2009 18:12)
ravalo 52%
Tgv 8%
rolland ratsiraka 12%
monja roindefo 4%
ireo aloha no vinavina :* :* :*
9. fijo ( 12/11/2009 21:24)
izay nolazain'i manandafy tsy haiko,fa nisy tokoa io fitsapana ny hevitry tana io,dia io 20% io no hitandry zalahy,dia nasitrika haingana ilay izy avy eo
10. ndotofetsy ( 12/11/2009 21:44)
4% ve de kely
:^) :^) :^) :^) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
11. ifiona ( 12/11/2009 22:01)
vitamatavy :* :* :*
12. fijo ( 12/11/2009 22:17)
mbola anesorana ny halatra madinika io ry ndotofetsy an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0821