tonga le fotoana ,sioka tokana 1+1

1. feticon ( 19/05/2010 21:43)
tonga le fotoana nandrasantsika vahoaka ,@ 8 mariana dia ho avy @ le sioka tokana
http://www.dailymotion.com/video/x32gd9_eric-manana-afindrafindrao
novalian'i pimaso ny 20/05/2010 09:02
2. ifiona ( 19/05/2010 21:47)
le vent aurait-il vraiment tourné?

efa be mantsy zay ny communiqué isan-karazana nataon'ny miaramila sasany kanefa tsisy concret mitsy hatr@ zay...
3. sylvain ( 19/05/2010 21:55)
tongava maro é! ho hita eo ny pasiny emmoreg na hidaroka reo olona @ hetsiky ny mpitondra fivavahana zay atao rampitso, hidina andalam-be koa izy reo na hifanandrina @ FIGN zay mitam-basy!
4. feticon ( 19/05/2010 21:56)
tsy sarin'ady io intsony ity fa tena efa izy e
5. ifiona ( 19/05/2010 22:02)
:roll: :roll: :roll: :roll:
6. feticon ( 19/05/2010 22:08)
avy eny mozolé midina manao afindrafindrao jusqu'a 13mai
7. ifiona ( 19/05/2010 22:17)
ary aiza oa i terrywui e?

zao ary , na tena sérieux aza io, ny vahoaka koa ve hanaraka? be ireo efa leo, aleony tsy miditra @ resaka politika ntsony, sady koa satria tsy voalohany ny karazana antso toy io dia mety efa leo ny olona hoe zay ndray ny an-dry zalah nefa ts manao lililll avy eo
8. feticon ( 19/05/2010 22:20)
io anie miaraka @ le Hmv e ,ny FIGN no misahana ny securité ny olona mitaky ny fialan'ny petit hitler ,tsy misy ra mandriaka izany eo ,io le tonga @ fitenenana hoe manala bitro @ zoma AMEN
9. pikatti ( 19/05/2010 23:34)
zao ary , na tena sérieux aza io, ny vahoaka koa ve hanaraka?
izaho aloha mino fa io no tena nadrasan'ny mpitolona, ny miaramila hiaro azy fotsiny , izany hoe hitovy @ izay ve ny hery ???eo no tena fanontaniana fa dia raiketo fa leo voan'anana ny pokona e
10. vitamatavy ( 19/05/2010 23:45)
aiza rawix sy bazylou hanao afindrafinrao eto e,tsy misy partinera ry ifiona ry noue ,mirananirina
http://www.dailymotion.com/video/x32gd9_eric-manana-afindrafindrao
11. pikatti ( 19/05/2010 23:53)
Miandry ny mpitolona sy izay mpankafy zavakanto aloha ho an'ny akamantsika e
http://www.youtube.com/watch?v=omhwdO5AETA
12. vitamatavy ( 20/05/2010 00:00)
milay e mandeha ihany ny pub no mitohy tolona e
13. diloo ( 20/05/2010 00:09)
pasiny emmoreg

I Kolonely Ra8 ve!
Ntss! miaramilam-potaka. Olona tsy manantsiny no sahin-dreo. Fa raha ny FIGN, miampy RFI sy RAS, dia mipararetra ireo.
Aleo ho avy any e!
Anjaran'ny FIGN sy ny Vahoaka indray no mamerina any amin'i Vital Camomille ilay fitenenana "Sans état d'âme".=))
Eisy e ry vital kamaoly e! Mpamafo kiraron'i DJ Tena Gabone Velona e!=))
14. pikatti ( 20/05/2010 00:18)
Eisy e ry vital kamaoly e! Mpamafo kiraron'i DJ Tena Gabone Velona e!

TGV= Tena Gaboné Velona :-D :-D
milay e mandeha ihany ny pub no mitohy tolona e

Adidy ho vita ny fahafinaretana ho azo e :lol:
15. pimaso ( 20/05/2010 09:02)
VITA A!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1251