Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou ( 21/10/2009 09:21)
foinareo malagasy marina i madagasikara
jereo fa ny seza ihany no mahamaika ary tsy misy hafa tsy ny saosy ihany no ady eo. na dia efa manao zay ho afany hanao fifampirahrahana aza i tgv dia hita mibaribary izao fa le goaika antitra telo ka... tohiny
novalian'i fijo ny 22/10/2009 21:31
vatofototra ( 21/10/2009 09:07)
REGARDER Journal-Tour d'horizon 20 octobre 2009
REGARDER Journal-Tour d'horizon 20 octobre 2009 - Les manifestations publiques des partisans de Ravalomanana se multiplient en province. - Andry Rajoelina donne son avis sur le report de la réuni... tohiny
novalian'i xxx ny 21/10/2009 20:47
locl ( 21/10/2009 09:03)
ZERO FOANA NO AZO
Mitohy hatrany ny fahazoana naoty ZERO ho an'i HAT, izao indray ny "reporters sans frontières" no namely azy. Baraka etsy, baraka eroa, tena efa tsy olombelony amiko fa biby ireo. Fa iaza ireo olo... tohiny
novalian'i swnan ny 22/10/2009 13:02
ravonjison ( 21/10/2009 09:03)
Ny hevitry ny teny " kokosaka "
Sao dia mba misy mahalala ianareo , inona no dikan' ny teny hoe : kokosaka. Izy io mantsy ao @ hiran' ny TIANONDAY : ..Karolina e , mamilafila ..Karolina e , kokosaka e. Misaotra mialoha . ... tohiny
rabaradaka ( 21/10/2009 05:58)
Tokony hijoro amin'ny heviny tsara i Andry Rajoelina
Htramin'ny nisian'ny krizy dia mivadibadika be foana ny hevitra sy fanapahan-kevitra ataon'i Andry TGV, asa na izy zaza vao amin'ny politika sa koa mety ho tsy fahaizana mihitsy. Fa na izany na tsy iz... tohiny
novalian'i swnan ny 22/10/2009 13:00
vitamatavy ( 20/10/2009 22:29)
aleo omena ny rasil ihany ireo toerana efatra tsy voazara
araka ny tapaka tany mamputo 1 dia ny president transition ,ny vice president ny PM ny vice PM mbola tsy nahitana an'ilay consensuel mihitsy donc efa mihomakomana ny rasil sasany satria mety ho handa... tohiny
novalian'i pikatti ny 21/10/2009 11:16
pikatti ( 20/10/2009 22:12)
Tsy foana lesy zah rawix de io elah fa traingo klé
Tsy tato foana lesy zah wiwi de io elah fa traingo klé,laozan'elah mampiteny olona tsy fotsiny ,lazaiko mantsy elh t@ phone afak'omaly iny fa tsy ho eto zah androany de nanararaotra ndray ingahy rain... tohiny
novalian'i pikatti ny 21/10/2009 12:16
rtcflora ( 20/10/2009 17:53)
teraka de mba omeo sopapa
za vo teraka herinandro de manasa lamba sy mahandro sakafo, mamafa trano marina ve fa misy fiatrakany le miasa sahady fa tokony ho ray(1) moi hono . le piaramonina mamendrofendro manko no miteny an... tohiny
tsiory94 ( 20/10/2009 15:32)
Mionona
salut daholo ny mpisera ééé mba mitady ny clipn'io hira io za ze mba manana ianareo azafady iandrindra tena mba tiko mantsy izy io no souvenir tany dago de mba ilaiko misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i tsiory94 ny 21/10/2009 16:07
swnan ( 20/10/2009 15:15)
AOKA LESY PS SANDOK'ELAH TY RY WIWI A
her her her hon hon hon ha ha ha hi hi hi hi 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O ... tohiny
novalian'i pikatti ny 21/10/2009 00:04
niryna ( 20/10/2009 14:46)
Matokia an'i Jehovah ....fa ataony ho lavorary ny dianao
Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao ,aza miantehitra amin'ny herin'ny sainao,amin'izay rehetra ataonao dia ankino aminy izany fa ataony ho lavorary sy tanteraka ny dianao . http://www.youtube.com/wa... tohiny
vatofototra ( 20/10/2009 14:36)
REGARDER Journal-Tour d'horizon 19 oct 09-Addis Abeba ou Gen
REGARDER Journal-Tour d'horizon 19 oct 09-Addis Abeba ou Genève Tous les mouvances ont leurs raisons pour le choix de l'endroit où doit se tenir la prochaine réunion des 4 chefs de fil. Entre ... tohiny
locl ( 20/10/2009 13:46)
Tantely afa-drakotra
O ry zareo a! Jereo fa tantely afa-drakotra ange ny vola anaovan'ireto HAt azy ireto e! Jereo fa tsy mifanaraka @ rafitra fandaniambola ny dépenses ataon'ireo ministre. Ny sasany miakatra be ny com... tohiny
novalian'i ifiona ny 21/10/2009 17:14
terrywui ( 20/10/2009 12:53)
Mpanoratra badboys : averiko kely letsy le dinik'elah tao a
Maninona moa no ao afrika ihany no tiandRa8 anaovana sonia ilay fifanekena : satria ireo mpanelanelana afrikanina izay tsy ampy "S"azony omeny tsolotra hanaiky izay tadiaviny!(ireo sosy be nopehany ta... tohiny
mmmhh ( 20/10/2009 11:51)
Cancer de la gorge : Azo sitranina????
Miarahaba o, Misy olona akaiky be n'ny fianakaviana voan'ny cancer de la gorge, (efa confirmer), de nilaza ilay dokotera nandidy we, ny cancer @ tenda hono azo sitranina fa somary lafolafo ny fanafod... tohiny
novalian'i niryna ny 27/10/2009 05:11
ifiiona ( 20/10/2009 11:33)
HAY VE KA I WIWI NO MPANAO PS FOPLA ATO !!!
[quote]fa maninona koa ifiona manao PS bobaka otrizany ?? hanaraka ny toetran'i Pikatti koa[/quote] Mody hoe pikatti hay nedala ihany io :roll: :roll: :roll: ... tohiny
novalian'i pikatti ny 20/10/2009 23:47
terrywui ( 20/10/2009 10:45)
MIVOAH ELAH PIKATTI FA MIANDRY ANLAH HIFONA NY OUL
Hay zany kay nifampizaranlah sy i ra-zilibera lety zany kay le sipa ? tsy vitan'ny efa manimba forum elah fa mbola manimba zaza tsy ampy taona ndray ? :-D :-D tsisy zavatra ze tsy simbanlah ty lets... tohiny
novalian'i xxx ny 20/10/2009 17:32
fidinirina ( 20/10/2009 10:45)
Jesoa Kristy dia Andrimanitra tokoa...
Matio 1.21 ka hiteraka Zazalahy izy, ary ny anarany hataonao hoe JESOSY "Jehovah no Mpamonjy"; fa Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin'ny fahotany. 1.22 Ary izany rehetra izany dia tonga mba hahat... tohiny
novalian'i rakaroka ny 29/10/2009 20:56
stalingrad ( 20/10/2009 10:33)
Manàna fahendrena hianareo fa olondehibe daholo ny eto
Andrywui dit terrywui , pikatti dit bekintana ,zoam dit batista ,feticon dit swnan ,pikatti dit terryiwiui ,Mirananirina dit papoose ,ifiona dit nancy, noue dit AnA ,pikatti dit patrick2000.....efa hi... tohiny
novalian'i pikatti ny 20/10/2009 23:18
fetrakens ( 20/10/2009 09:56)
Teny tsy tonga volana eny ambony Taxi-be!
Zah no manomboka an: " Misy miala ve ao @ Spaoro Digy !! Misy miala ve oa ao @ Spaoro Digyyy!!? Taxi be Ivato io a! 8-) nefa (Score Digues)" hi!hi!hi!... tohiny
novalian'i Ratoa ny 17/02/2010 13:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.8007