Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
jlan
(
25/10/2009 18:16)
Leo ditra
Leo ditra aho!
Tantara be ty raha ho tantaraina eto daholo izay efa vita rehetra, fa ny conseil omeko dia izao:
-ho an'ny vehivavy, libérer-o @ fantasme-ny i ramose, fa tsy ho diso fanantenana ...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/01/2010 19:53
jlan
(
25/10/2009 17:25)
FACEBOOK au bureau
Facebook bloqué par proxy au bureau, accès interdit, ..... aiza no misy adresse hahafahana mi-contourner proxy any ampiasana hijerevana FACEBOOK azafady?...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/10/2009 20:40
kidoropamba
(
25/10/2009 16:26)
Asaivo mody i 1er Tour mba ho vita e
Asaivo miverina ao Dago izany 1er tour malaza avy ao swaziland izany hanaovan'ny zanak'i Jaoba azy ao. Mihevitra an'i jean laborde tsy vazaha mantsy lery ka avelao hiditra eto fa ao Satrobory, alain a...
tohiny
novalian'i terrywui ny 26/10/2009 16:12
kidoropamba
(
25/10/2009 10:29)
Vavaka: HAVERENO NY SAFO-DRANO fa lou i Madagasikara
Na ny mpomba an-dra8, na ny mpanohana an-drajoelina, na ry zareo mpomba an'i Monja Roindefo, na ireo mouvansa isan-karazany dia tena lou daholo.
Ny vahoaka malagasy no mihinana ny faisana noho ny af...
tohiny
novalian'i pikatti ny 26/10/2009 17:21
vatofototra
(
25/10/2009 08:30)
REGARDER Emission Ny Hevitrao Rolland Ratsiraka 23 oct09
REGARDER Emission Ny Hevitrao Rolland Ratsiraka 23 oct09
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/10/2009 22:01
vatofototra
(
24/10/2009 18:53)
REGARDER Resabe MaTV 23oct09-Attacher vos ceintures
REGARDER Resabe MaTV 23oct09-Attacher vos ceintures
Un peu long mais ça vaut le détour.(Partie 1-5 : 1h20mn)
- Affaire Andry Rajoelina/Roindefo.
- Les coulisses de la HAT. La crise c'est po...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 25/10/2009 12:57
ndotofetsy
(
24/10/2009 15:57)
tsy misy sary
voafafa ny sariko fa lazaina ty mifanaraka @ hevitr i ra hery
misaotra raha izay no fandraisanao azy hoe libre expression
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 26/10/2009 13:46
vatofototra
(
24/10/2009 09:14)
REGARDER journal-Tour d'horizon 23 oct 09 Carte d'identité b
REGARDER journal-Tour d'horizon 23 oct 09 Carte d'identité biométrique
En vue des prochaines élections, la carte d'identité biométrique va étre mis en Å“uvre.
http://www.vatofototra.co...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 24/10/2009 15:58
xxx
(
24/10/2009 09:12)
Ranomasom-behivavy, inona no dikany?
Salama dôl dôl nareo retraretra.
Fanafenana ny tsy mety atao ve ny ranomaso ho anareo vehivavy rehefa tratra amin'ny zavatra atao ianareo?...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 01/11/2009 21:25
tess
(
24/10/2009 08:32)
sary aseho sy tsy aseho
Hery! ilay fifidianana sary aseho sy tsy aseho koa mbola tsy niverina toy ny taloha, ohatra hoe ilay sary vaovao nampidiriko anio ihany no tiana aseho fa ny sary sisa taloha votokana ho an'ny namana m...
tohiny
novalian'i tess ny 25/10/2009 08:14
milamm
(
24/10/2009 00:03)
mivarilavo ny fiainana politikantsika
mampalahelo fa de mbola misy karazan'olona mifaly @ reto antokonjiolahy karamainy frantsay ivarotra ny tanindrazany reto hat satria efa nanary ny maha-malagasy azy,tsy mendrika ny ny vahoaka Malagasy ...
tohiny
novalian'i milamm ny 28/10/2009 01:03
xxx
(
23/10/2009 20:36)
Terryw, sy pikatty olona tsisy atao
Aza mitap les elaisaina a! mahamenatra ny fomba laisany. Ary laisany tsy mety leo anity resak politika ti a! mahagaga. Mba mamaky ny com laisana za fa tena 0 ny zavatra mba resahanareo ao. Lasa miteni...
tohiny
novalian'i terrywui ny 26/10/2009 13:08
swann
(
23/10/2009 18:19)
aiza i Noue sy Oay ? misy ifandraisany ve ry zareo ?
Asa na tsaroanareo le resaka oe mpametaka afisy ! le kozy nanalan'i Oay an'i Noue ka nahatezitra be matetika an'i Noue teto ! izao de samy tsy misy hita izy roa! ? sao de nifanambady ary ? nanori toka...
tohiny
novalian'i swann ny 26/10/2009 16:06
terrywui
(
23/10/2009 17:46)
Valin-kafatra ho anlah ty RAKIDORO !
Ealah mitsy no tena tsisy saina ry lety a!
--Fitondrana mbola tsy niasa anie ry lety fa io mbola itanlah fa rebirebendry zalah amin'ny hoditr'akondro io ka aiza ary ahitanlah fivoarana alou ! raha t...
tohiny
novalian'i terrywui ny 26/10/2009 16:13
pikatti
(
23/10/2009 17:14)
Misy mitady ahy hono ry tgv fa naninona
Petsa tato ve lisany koa aty no mitonatonana klé,tsy mahita resaha ry tgv marina fe miresaka @ clone sisa
Andraso aloha hisy info ry zalahy fa lisany toa maimaika fotsiny
Io zao misy an'i Roindef...
tohiny
novalian'i pikatti ny 23/10/2009 18:20
kidoropamba
(
23/10/2009 15:45)
TGV, lou! Ra8, lou!Roindefo, lou!
Nilaza Monja Jaona fa "lou" dolidoly ireo mpanao politika. Io indray izao no miseho amin'izao.
Vola avy aiza, ary taiza no hiveloman-dra8 ao afrika atsimo ao kanefa potika dolidoly ny fananany tao d...
tohiny
novalian'i pikatti ny 26/10/2009 17:45
bazylou
(
23/10/2009 15:06)
misy olona manoro hevitra ahy atsy
ambany atsy. tena tsar ale izy, ary misy probabiliteny tsara, eto aho dia mapitandrina sahady fa raha tanteraka izany dia tsy misy intsony zany 4 mouvance, tgv, le8; sy ny tariny fa ajedako daholo an...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/10/2009 19:15
terrywiui
(
23/10/2009 14:08)
bazylou ,patrick2002 ,vs tgvendrana clonagewiwi
AMPY LESY ZAY RAPA A?TSY AMPY ANLISANY VE RY BAZYLOU NY MAHAZO AN'ANDRY MBOLA PETSANAREO ETO FOANA KLE
MAHAZO DAKA VODY HOTRAN'NDEFO LISANY AN :twisted: :twisted: :twisted: ...
tohiny
novalian'i swann ny 23/10/2009 18:15
xxx
(
23/10/2009 13:39)
i pikatti avec son clonage vs fianakams dirigé par wiwi
efa mifampiadry eto mihitsy izahay sy pikatti fa vao mipoitra eo iny tonga dia petsaiko...
tohiny
novalian'i terrywui ny 23/10/2009 17:53
terrywui
(
23/10/2009 12:35)
Faly manenjika s manaratsy fa ts atao z ivoahna anat lavaka
Alefa eto daholo izao fatina vaovao motramotrakan'i Vatofototra tadiavina eran'izao vodimototra rehetra izao ,de hanaratsiana sy hanenjehina be fahatany olona na antoko fotsiny ! mitapi-maso otran'ny ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 24/10/2009 09:50
