Misy mitady ahy hono ry tgv fa naninona

1. pikatti ( 23/10/2009 17:14)
Petsa tato ve lisany koa aty no mitonatonana klé,tsy mahita resaha ry tgv marina fe miresaka @ clone sisa
Andraso aloha hisy info ry zalahy fa lisany toa maimaika fotsiny
Io zao misy an'i Roindefo io de ahoana ,tsisy mahita ho lazaina ry tgv ha ha ha
Ahoana leity wiwi ao ve elah ,efa nokoziko lesy zoam sy kidoro fa tsisy koi hono é
Fa inona daholo aloha tony ps ataonareo sy patrick tony e, jereo tsara fa raha tamy eo zao lisany de miala any ndray ny clonage ntsssss :-D :-D :-D :-D
novalian'i pikatti ny 23/10/2009 18:20
2. terrywui ( 23/10/2009 17:37)
salut rapikany ! tena otran'ny mankadilo be ahy letsy ty rakidoro io fa aleo hiverina ndraipa eo fa mihinana io anio a! miseho milay nefa tsy hita akory ze tena tohanlery fa mitsontsona fotsiny ! miverena elah kidoro rah sahy hiady hevitra amiko a! ary ajanony ny teny ratsy sao esoriko ty PS mamofondrongony !
3. ndotofetsy ( 23/10/2009 17:38)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. terrywui ( 23/10/2009 17:40)
io ndray le vanivanin'dradontofetsy kle ! mbola misy tsy mlamm radonto fa aleo alou hifanazava amindrakidoro ah fa milamina alou a!
5. pikatti ( 23/10/2009 17:41)
salut rapikany ! tena otran'ny mankadilo be ahy letsy ty rakidoro io fa aleo hiverina ndraip

hampinano aho mintsy lesy iny tary iny fa tsss :evil: :evil: :evil:
6. terrywui ( 23/10/2009 17:59)
aiza ary le kidoropaty iny le !! :evil: :evil: nitsoaka?
7. pikatti ( 23/10/2009 18:08)
aza mivakla @ randoto elah , lery manao décor fotsiny :-D :-D :-D :-D :-D
8. swann ( 23/10/2009 18:12)
aleo atomboka amin lundi lety l fika mlay a! tsis mahakobo io e! efa vokozy ve ra-batista ? valio alou !!!!!
9. pikatti ( 23/10/2009 18:20)
raikitra za ny fa hantsoko lery , okay bainn*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1121