Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kiidoropamba ( 26/10/2009 15:58)
ADISONA BE VAVA LE TGV
Efa nilaza t@ TGV aho hoe: Aza tia tena loatra ianao io ary tohanana ianao raha hanarina ny tanindrazana marina. Kinanjo, zavatra hafa no nataony ka lasa izy indray no namelona andra8 izay efa nandosi... tohiny
ktsif ( 26/10/2009 15:57)
Ohabolana ankehitriny
betsaka ny fomba fiteny @ izao no mampme alefaso ary MAMPIFILAFILA OHATRY NY COMORIANINA MAHAY PIANO... tohiny
novalian'i mmmhh ny 09/11/2009 13:44
stalingrad ( 26/10/2009 15:40)
hiditra eto efa vita fifanarahana ve i Ravalomanana sa tsia
Asa aloha na entin'ny fo fotsiny Ingahy Ravalomanana,na ireo tompo menakelin'ny TIM eto M/car no manome information ratsy azy! fa raha ny logique sy ny resaka mazava tsisy olakolaka aloha dia mbola mi... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/10/2009 17:41
Mirananirina ( 26/10/2009 15:34)
Bizoroka
Ary foana ve ny bizoroka sa mbola misy fa izaho no tsy mahita.Misaotra ... tohiny
novalian'i feticon ny 27/10/2009 21:06
terrywui ( 26/10/2009 15:26)
aok'izay zalah le fopla fa tsy ita tsony ze marna a
Tena mba iangaviana laisany mpanao fopla sy clonage letsy mba ajanony alou ry zalah TIM fa tena ts ita tsony ze arahina a! efa tafanitsak kapa vao taitra foana i Pikatti le ! ... tohiny
novalian'i terrywui ny 26/10/2009 16:26
kiidoropamba ( 26/10/2009 15:10)
Asaivo miverina R8 fa lou dolidoly ny eto @ tAnàna
louuuuuuuuuuuuu louuuuuuuuuuuuuuuuu tsisy afa tsy louuuuuuuuuuu, maimbo daholo ny eto @ tanàna :oops: :oops: :oops: ... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/10/2009 17:42
kidoropamba ( 26/10/2009 14:39)
Miandry an-dra8 hamerina ny volan'ny Banky centrale izahay
Miandry mafy dia mafy an-dra8 izahay mba hamerenany ny volan'ny banque centrale nangalariny ary nandehanany nikirakira ireo vehivavy tao swaziland. Mitongava mamerina ny volambahoaka ra8 fa any Tsia... tohiny
novalian'i terrywui ny 26/10/2009 16:24
patriick2002 ( 26/10/2009 13:57)
Aza manahy fa averinay ny fameriny e ry Deba a
[quote]Une chose est certaine, il joue une carte très personnelle et se positionne en fonction du rapport de force entre Rajoelina et Ravalomanana. Plusieurs sources sérieuses avancent l'hypothèse ... tohiny
novalian'i swann ny 26/10/2009 15:56
pikatti ( 26/10/2009 13:39)
Un retour imminent dans le pays
R8 a par ailleurs tenu à faire remarquer que « c’est l’anarchie qui règne à Madagascar, le peuple vit dans la misère. Ceux qui se disent dirigeants ne font que ce qui leur plait. Ils ne pen... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/10/2009 22:15
kiidoropamba ( 26/10/2009 13:08)
ZAH NO TENA LOU FA TSY NY MALAGASY SY MADAGASCAR
Mifona @nareo Malagasy tsy vaky volo nohon'ilay redirediko teto indray mandeha iny e,efa nangatahiko ho fafan-dRahery ihany ireo dinika nataoko ireo fa angamba be asa be izy @ ty fanavaozana an'ity se... tohiny
novalian'i xxx ny 27/10/2009 17:41
swann ( 26/10/2009 12:44)
Tandremo ry vahoaka Malagasy,mitandrema fa zavadoza !
Hisy dahalo hiakatra hono ny tanàna ato ho ato ! mpandroba Banky izy io ary efa namoahan'ny Tribonaly Didy sady mbola tsy foana sy mbola manankery ! ----ka izay mahazo vaovao momba io dahalo nandroba... tohiny
novalian'i swann ny 26/10/2009 15:57
terrywui ( 26/10/2009 12:33)
Rakidoro! raha ny TIM sy ny namany de lou fa ny TGV lux !
hin hin hin hin ! ary sao kosa ary de ny sesika natao tao anatinlah mihitsy Rakidoro no efa lou de mitarika fofona maimbo ao antranonlaisany ! Fitondrana vao tsisy 1taona ve letsy ! sady zay voafingan... tohiny
novalian'i swnan ny 26/10/2009 17:32
bazylou ( 26/10/2009 10:41)
tongha indray le esona hoe
hiverina hono le8; aleo hiditra eo ho faizina e, sady zany mangahazo izany koa tena kobo be hoe mpiala bala fotsiny kay, sady mifarihy amin'i ndefo fotsiny tazy, vive tgv :-D :-D ... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/10/2009 17:44
xxx ( 26/10/2009 09:55)
Reny niteraka sy ny zanany
Tsy manan-kavana mihitsy izy (zaza kamboty) ary nanambady dia niteraka roa. Maty ilay vadiny ary efa nahazoazo taona izy dia nalain'ilay zanany hiaraka hipetraka amin-dreo. Nandeha sy nilamina tsara... tohiny
novalian'i soanja ny 03/11/2009 17:15
xxx ( 26/10/2009 08:52)
momban'ny solon'anarana
Salama daholo ! Za ry reto te hisolo solon'anarana eto @ serasera a ! inona no tokony hatao ? Ny "surnom" ako mantsy no nataoko solon'anarana kay tonga za de be pahafantatra be, tiko ho soloina mint... tohiny
novalian'i ni81 ny 26/10/2009 09:32
bounany ( 26/10/2009 07:23)
menaka kapôty : mampaniry volo hono
marina ve fa ny menaka kapôty dia mampaniry volo ary tena efficaec mitsy???? Aona ny fomba fampiasana azy kay ho an zay efa nampiasa??? Inona no zavatra tokony hotandremana sdy ny sisa ?? Ny voloko ... tohiny
novalian'i Djhamhal ny 11/11/2009 14:46
essera ( 26/10/2009 06:47)
Fanafanana lanonana
Salama daholo, Ny FIESTA MUSIC dia faly groupe efa nampandihy efa nanomboka tany amin'ny 10 taona lasa tany ho any. Ankehitriny rehefa niezaka ny mpikambana dia nanangana fitaovana ho azy mahaleo t... tohiny
novalian'i andryrabe ny 02/11/2009 02:37
vvgasy ( 26/10/2009 05:51)
aprés operation fibrome
mety mbola afaka mitoejaza ve aoriany nanesorana fibrome, misy manko olona miteny fa impossible hono, dokotera nefa miteny fa possible. Mba misy olona fantatrareo ve nodidina fibrome nefa mbola nitera... tohiny
novalian'i jarifa ny 11/11/2009 05:41
niryna ( 26/10/2009 05:02)
Dia niteny malefaka izy....tiako anie hianao e
Lavitra ny lalana,mba te haka torimaso kely fa tsara ny toerana teny ambonin'ny bus nitondra.Vao nikipy ny maso dia ireo nisy olona roa tsy fanta-pihaviana hoe inona no anton'ity ady.Niteny malefaka i... tohiny
novalian'i niryna ny 22/11/2009 22:57
fenouhy ( 25/10/2009 21:04)
fandehanany regle niova be
manao ahoana daholo! zaho de tvavy vao 28 taona fa ny regle-ko niova b ny fandehanany na @ fiaviany zany na @ abetsahany , taloha izy io apres 34 jours de tonga amin'izay izy bediab de mampisy tasy e... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.9502