fandehanany regle niova be

1. fenouhy ( 25/10/2009 21:04)
manao ahoana daholo!
zaho de tvavy vao 28 taona fa ny regle-ko niova b ny fandehanany na @ fiaviany zany na @ abetsahany , taloha izy io apres 34 jours de tonga amin'izay izy bediab de mampisy tasy eo ambony fara2 foana aminy alina raha tonga izy io , ary izao izy de niova 46jrs zay vao tonga de amin'izay tsy de betsaka intsony .
de izany ny anontaniko anareo eto normal ve zany sa marary aho ?
marihiko etoan fa tafaran'ny zah niteraka izy io niova
misaotra an' izay mamaly
2. booboo ( 25/10/2009 21:22)
fa oviana i Fenouhy no teraka ? raha vao haingana dia tsy avy dia régulier ohatra ny taloha ny cycle kah.

Mety miova² ny cycle sy ny habetsaky ny red red kah niteraka ou pas niteraka, mpanao cycle régulier ou pas. Vao misy raha kely tsy mahazatra iainana dia efa mampiova ny hormones rehetra dia lasa misy fihatraikany @ red red : sorena, reraka, taitra, niviaka ny tension, tezitra mafy, sns.
3. Mirananirina ( 26/10/2009 08:23)
Ny ahy indray anefa taloha ny hiterahako no miovaova be,fa taoriana normal.Ny mahakamo amin'izy io fotsiny dia tsy fantatra intsony na bevohoka ny tena na ilay regle no ela vao mandeha.Fa ny remarqueko tamin'io aloha dia tsy dia mahabevohoka loatra izy io ary tsy fantatra intsony ny hipetrahan'ny zaza rehefa bevohoka avy eo.(ny date fixe io)
4. xxx ( 26/10/2009 08:28)
Isika vehivavy akia saro-pady be a ! ndraindray tena misy antony, aleo ra vo misy tsy azoazo de manatona gyneco. Izy no tena tsara toerana indrindra mahafantatra ze mahazo anao, na normal na tsia . Fa marina iany oe aza de miady saina be lotra alou mandrapa andehanana any @ gygy. Mahereza é
5. Mirananirina ( 26/10/2009 11:17)
efa mampiova ny hormones rehetra dia lasa misy fihatraikany @ red red : sorena, reraka, taitra, niviaka ny tension, tezitra mafy, sns.
marina mihitsy ny etnin'i booboo io .Ny ahy izany ny tension no nahavoa ahy taloha fa vao nihinana fanafody sy pilule moa dia normal tsara.
6. fenouhy ( 26/10/2009 11:31)
efa ho 2 taona ny zaza ry booboo a!
de niova marina angamba ny hormones nohony stress lava ty, ary le zaza ko otran madiditra ato

de zay ko ry Mirana ,tsy haiko tsony na bevoka na tsia amin'ilay izy elabe vao tonga ty

nohon zah tsy marari2 mints rehefa tonga regle de zay no mbola tsy nandanako gyneco ry xxx satria noeveriko mbola hiova izy io de zao voameka izy ela tonga de amin'izay izy tsy de betsaka ntsony

misaotra nareo namaly
7. Mirananirina ( 28/10/2009 10:07)
hevitra kely ity ry fenouhy asa raha mety.Maninona raha mihinana pilule dia mandeha normal araka ny fihinanana io e.Asa aloha !!hevitra fotsiny iny.isaky ny 28 jours dia mandeha foana na mahery kely.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6388