Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
soanja
(
28/10/2009 22:05)
Afaka mihary ve ny tenanao?
Ie, afaka mihary zavatra isan-karazany isika rehefa vonona hikaroka sy hitrandraka ary hampiasa ireo talenta sy fitaovana novatsian'Andriamanitra amintsika isanisany avy.
Mpihary isika fa samy man...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 07/11/2009 12:51
bazylou
(
28/10/2009 19:01)
miala any indray izany ny 5e movansa venansa
mahagaga le fisainana gasy ka, marna anga, kozy e, lasa 5e movansa indray ny ndefo, dia iza ko ano ho avy eo avy eo, i tsiranana ve sa i pastera miola sa i hanta tiana ,,, beuurrrk tena soavaly azon a...
tohiny
novalian'i terrywui ny 29/10/2009 12:46
bazylou
(
28/10/2009 18:41)
fandrosoana aiza ??
tamin'ny deba koa anie k anano ohatran'ireny le8 ireny ihany koa izy e, fa rehef aela ,y ela dia dangy ihany.
Ireo mpitaingina soavaly maty moa di be menomenona ery satria very fihinanana daholo ry l...
tohiny
novalian'i pikatti ny 29/10/2009 12:26
lema
(
28/10/2009 17:30)
tsa tsiou
sao mba misy mahay ny fanaovana ireny tsa tsiou reny lé" henan-kisoa amidy eny @ sinoa reny mamy masira"...
tohiny
novalian'i riah ny 30/10/2009 09:21
niryna
(
28/10/2009 17:26)
Hiverina aminy ve aho e....
Hoy ity ramatoa iray izay nilaza fa kristiana izy,nanambady olona tsy kristiana izy ary efa 45 taona no nivadiany,tsara fanahy ,ray manampy amin'ny fitaizana ny zaza,manampy amin'ny zavatra rehetra sa...
tohiny
novalian'i niryna ny 13/11/2009 06:00
kidoropamba
(
28/10/2009 16:19)
3 volana: Nirodana ireo Lainga nahangona tao anaty 7 taona
Porofo hoa io fa tena "mauvaise gouvernance" ny an-dravalo satria tsy hitandravalo mihitsy ny fihavian'ny "missile" avy tato @ mpanohitra.
Nolazaina fa mpanohitra "bado indrindra eran'izao tontolo i...
tohiny
novalian'i pikatti ny 29/10/2009 12:25
mathla
(
28/10/2009 15:56)
Aza mba matim-bola ihany
Hita sy voamarina izao fa dia fitadiavam-bola tanteraka no manainga an'ireto lazaina fa mpitondra miahy ny vahoaka ireto.
Hatramin'izao ny resaka sy ny fanohanan-kevitra aroson'izy ireo dia miankina...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/10/2009 14:12
terrywui
(
28/10/2009 15:49)
Ny adala no tsy miova hevitra 2 ! (mpanoratra Hery !)
salut hery ! efa akama ah zao hery an ! sao de vizanina eo ndray ah an !! hon hon ! nindramiko kely ity dinik'i toi tatsy ambany alavidavitra tatsy ity mba hamelezantsika ireto TGVendrana ireto hery a...
tohiny
novalian'i terrywui ny 29/10/2009 12:52
kidoropamba
(
28/10/2009 14:31)
"Ny hany fahotako dia ny nampandroso haingana loatra i Mcar"
Malahelo aho namaky an'i dadanareo tao @ Lemonde: http://www.lemonde.fr/afrique/article/2009/10/28/madagascar-le-president-dechu-accuse-la-france_1259709_3212.html
PalpitaSion koa palpitaSion. Mar...
tohiny
novalian'i pikatti ny 29/10/2009 12:17
vatofototra
(
28/10/2009 11:53)
REGARDER Journal Tour d'horizon-27 oct09.Dernier round Addis
REGARDER Journal Tour d'horizon-27 oct09.Dernier round Addis-Abeba
- Réunion GIC - 4 mouvances le 27 octobre 2009
- Intervention Ny Hasina Andriamanjato
- Affaire Monja Roindefo - Conseil d'Etat...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/10/2009 20:02
terrywui
(
28/10/2009 11:34)
TENA HIVADIKA TIM AMZAY AH FA TSIS ILAINA AZY RETO TGVndrana
Mialohan'ny iresahako milamina amitsika mpisera aloha de fantaro tsara tena izaho ANDRYWUI dit TERRYWUI no manoratra fa tsy fopla na clonage na jumeau intsony !
--Ka raha mahita isika de na ao anaty ...
tohiny
novalian'i halloween ny 28/10/2009 16:13
rakapy
(
28/10/2009 11:26)
Mamela heloka marina ve A/tra?
Raha ny voalaza ao @ baiboly ny momba ny tantaran'i Adama sy Eva dia napetrak'A/tra teo avovoan'ny sahan'i Edena ilay hazo voarara.
Ilay hazo ahafantarana ny ratsy sy ny tsara, ilay hazo nahatonga fa...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/12/2009 23:30
xxx
(
28/10/2009 10:40)
dictionnaire français
azafdy, mba mitady dictionnaire azo téléchargena aho ho an izay afaka manampy ahy, français français no tena ilaiko, ary gratuit an! misaotra mialoha e...
tohiny
esserra
(
28/10/2009 00:58)
Le GIC désavoue Ravalomanana
Le Sommet des chefs de file d’Addis Abeba, du 3 au 5 novembre, sera consacré à la mise en place des institutions de la Transition. A priori, la question relative à la présidence, à la vice-pré...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/10/2009 20:12
Bazilou
(
28/10/2009 00:46)
« Andry Rajoelina n’est pas le président de la Transition ».
« Pour la mouvance Rajoelina, l’ancien président Marc Ravalomanana et l’ancien Premier ministre, Monja Roindefo, jouent le méme jeu car il n’y a que les deux qui ne reconnaissent pas Andry...
tohiny
novalian'i terrywui ny 28/10/2009 11:44
xxx
(
27/10/2009 23:27)
Identité biometrisée .
Fa dia inona loatra no mahazo ny malagasy no dia ovaina isaky ny misy fiovam-pitondrana ireto zavatra manaraka ireto;
Karampanondro
Vola
Mbola tsy leo ny naha vazaha taratasy ny razana taloha an...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/10/2009 16:20
Koditra
(
27/10/2009 22:56)
kakakaka masina (tohiny)
Nohon’ny fahantrany sy ny fahasahiranany dia nitaraina sy nangataka fanampiana t@ ireo iraitampo aminy i Benoa nefa dia voailikilika. Tapi-dalan-kaleha izy, nivavaka ary dia nataony antsoratra izany...
tohiny
novalian'i peta83 ny 03/11/2009 16:38
fijo
(
27/10/2009 22:02)
Ambroise?
ary inona indray hono ity nahazo an'ingahy Ambroise,fa toa voasakana teny amin'ny magro????...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 29/10/2009 06:20
xxx
(
27/10/2009 21:55)
lafy tsara sy lafy ratsy @ fikapohana zaza
Mieritreritra za fa refa miteraka any aoriana any de tsy mba hikapoka ny zanako zany mitsy. Ny hevitrareo momba ny fitaizana zaza??? Ilaina ve ny fikapohana zaza???? Hoy mantsy ny fiteny hoe: ny zaza...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/12/2009 14:10
feticon
(
27/10/2009 21:04)
non comment
http://www.dailymotion.com/video/x9e3ef_robert-bourgi-raconte-les-pratiques_news...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 27/10/2009 22:53
