Identité biometrisée .
1. xxx
(
27/10/2009 23:27)
Fa dia inona loatra no mahazo ny malagasy no dia ovaina isaky ny misy fiovam-pitondrana ireto zavatra manaraka ireto;
Karampanondro
Vola
Mbola tsy leo ny naha vazaha taratasy ny razana taloha angaha ireto tanora vao misandratra no miana-kendry manafintohina ny Razambe ? :idea:

novalian'i xxx ny 28/10/2009 16:20
3. soulajn
(
28/10/2009 05:30)
ketrika hanaovana maloto io!!!! io minisitra io no ni-démissionne voalohany! diniho ny antony marina! Nahazo mariboninahitra frantay izy vao tsy ela! avy eo tafakatra vice praim ny atitany!! Namoaka fanambarana omaly ny frankofonia fa "partante @ io carte d'identité biométrique io"!!!
Mazava b! Iza no ambadik'io ketrika io: frantay!!!!

4. kidoropamba
(
28/10/2009 09:05)
hihihihihi, frantay izany indray no ambadika ao hoy soulajn. Tsy misy frantay izany afaka hibaiko eo raha manohitra ny vahoaka rehetra e. Matoa tsy manohitra no sady nandroaka an'i levalo ny vahoaka dia ao "raha".
Ohatra voalohany: Tsy mihinanana vary in-telo isan'andro intsony ny vahoaka. Maro ny tsian'asa. Tsizarizary ny hopitaly. Inona anefa ny vaha olana hitan'ny levalo? nividy avion mitentina 60 millions de dolara (nahavitana hopitaly 20 mahery, nahafahana nanome asa olona aman'hetsiny....) hanaovana haingitraingitra. Dia ny frantay indray izany no nahatonga an'izany?
Ohatra faharoa: 80% n'ny vahoaka dia mpamboly, mamboly vary, café, vomanga, sns....Kanefa tsy ampy sakafo ireo mpamboly ireo satria tsy zarizary ny vokatra, tsy ampy ny vola miditra. Inona no vaha olan'ny levalo? Varotra @ coréana ny "tany" izay hany fanan'ny mpamboly. Ary tsy tany fe tany fotsiny fa tena ilay tanindrazana mihitsy no hany naripaka handeha hambolena katsaka indistroaly (mandany rano, mamono ny tsiron-tany, mamotika ny tontolo iainana...).
Dé any @ frantay indray no hitodihan'ny "dadaniste". tsssssssss........
Ampiasao kely hoa ny "loha" fa avelao ny "fo" hitempo normaly sao dia tratrin'ny palpitaSion eo.

6. xxx
(
28/10/2009 16:20)
ny tokonana tsy afaka dia hiakatra ho aiza hono ? Mba efa nisy nahita ireny birao any @ fanaovana kara-panondro ireny ve nareo ???