Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kidoropamba ( 03/11/2009 11:25)
Vita Ra8 satria tonga Guy Rivo ilay BSMM, hin hin hin
Efa nahazo tombony ihany Ra8 hatr'izay raha ry Manandafy, Fetison sy ny hafa no tao @ delegasiona. Io àry fa tonga indray Guy Rivo, ilay bandy BSMM (Be Sandry Mora Mandositra). Tadidinareo angamb... tohiny
novalian'i pikatti ny 03/11/2009 16:08
vatofototra ( 03/11/2009 10:31)
REGARDER Journal-Tour d'horizon-Départ Addis Abeba 02 nov09
REGARDER Journal-Tour d'horizon-Aller simple pour Madagascar 02 nov09 - Départ des délégations à Addis-Abeba pour participer à la résolution de crise de Madagascar du 03 au 05 novembre 2009 ... tohiny
novalian'i pikatti ny 03/11/2009 16:39
fetrakens ( 03/11/2009 09:49)
Hazo sarobidy!
Malaza be amin'izao fotoana izao ny fitrandrahana sy fanondranana ireny hazo lafo vidy ireny, iaraha-mahalala fa tena volabe tokoa no azo amin'izany. Araka ny hevitrao, inona no tokony hatao mba hiaro... tohiny
novalian'i Ratoa ny 03/11/2009 18:27
xxx ( 03/11/2009 08:53)
vali-kafatra
Te hamaly ny zavatra nosoratan'i jentilisa ao amin'ny blaogy ny tenanay mikasika ilay hoe [i]aleo samy hahita...[/i] fa ohatran'ny tsy dia tena hainay loatra angamba ilay fika fanaovana azy, ka mba mi... tohiny
tsimatimanota ( 03/11/2009 06:34)
APOKALIPSE TGV
ADIEU LOCOMOTIVE FANTOME... tohiny
novalian'i xxx ny 03/11/2009 19:26
rabaradaka ( 03/11/2009 06:17)
Vaovao farany ity omeko anareo ity avy aty Addis Abeba
La France est malicieuse, elle sait maintenant que la chance pour Andry Rajoelina est trsè mince et gracile, La France d'après une information issue d'un ancien Sénateur français ne cède jamais... tohiny
novalian'i bazylou ny 03/11/2009 19:03
zoam ( 02/11/2009 20:51)
mbola maro no tia an'i Ra8
ny asabotsy teo dia maro ny manifestation manarena an'i madagasikara manohana an'i ra8 , mahagaga ihany hoe ,ratsiraka niala teo tsy nisy vahoaka niaro nangataka ny fiverenany ,torak'izany koa i zafy ... tohiny
novalian'i reeves ny 04/11/2009 14:40
vatofototra ( 02/11/2009 19:37)
ECOUTER Journal Départ pour Addis-Abeba 02 nov 09
ECOUTER Journal Départ pour Addis-Abeba 02 nov 09 Tout le monde s’accorde à dire que la réunion à Addis-Abeba du 03 au 05 novembre 2009 représente un billet aller simple pour Madagascar. Nou... tohiny
novalian'i pikatti ny 03/11/2009 11:02
fozabe ( 02/11/2009 18:55)
fandresena tena izy
hoavy tsy ho ela ny fandresena tena izy hoan'ny tgv sy ireo vahoka be mpanohana azy Andry president ny transition sy future president de la republique faha efatra vive tgv ... tohiny
novalian'i bazylou ny 03/11/2009 19:01
terrywui ( 02/11/2009 16:45)
Efa eo apelatanan'i dada ny fandresena ao Adisaka vita n TGV
Miandry ora sisa elah ry kidoro fa tsy andro intsony de hitsangana ny saina fotsin'ny TGVendrana hitady fihavanana eran'ny Addis Abbeba mba ho ankatoavin'ny firenena rehetra a! tsy hainlah angah fa e... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/11/2009 21:40
halloween ( 02/11/2009 16:33)
Misaotra ny mpisera i Halloween tamin'ny fetiko afakomaly !
izany hoe nisy maromaro vitsivitsy nanatrika ny fetinay fa isaorana manokana i ifiona izay nanatrika teo hatramin'ny farany ! :* mirana tsy hita , noue nanjavona pikatti lasa zavona ! zoam tsy hita ,... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/11/2009 20:23
bazylou ( 02/11/2009 16:07)
tb le aza
izany lomotra izany indray hono no entin'ny deba any adisabebaka, tena ekipan'ny kakapisaka marina le aza, :-D :-D :-P :-P ... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/11/2009 20:11
kidoropamba ( 02/11/2009 15:01)
Fanazavàna lehibe @izay hiseho ao Addis Abeba raham-pitso
Hifarana manomboka raham-pitso ny krizy izay mianjady @ Madagasikara. Hanomana ny fifidianana amin'izay isika ary ho rava ny ady lahy politika. Nataoko izao resaka izao satria raham-pitso, indrindra... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/11/2009 19:42
terrywui ( 02/11/2009 13:33)
fetindra- HALLOWEEN afakomaly fa mb iarahaba azy isika e
Sady aniif nlery zany iny SAMEDI GRAS iny no tombé kou tam fotoana niovany ho TIM GTT ! ka mba omeo bizou iany lery fa efa mafana fo be ato amn GTT e ! :-* :-* :-* :-* de arahabaina indray lets... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/11/2009 19:49
rabaradaka ( 02/11/2009 08:46)
Ho ratsy fiafara ingahy Rajoelina
Raha mitambatra ny herin'ny dadatoa Ravalomanana sy dadatoa Monja Roindefo dia tsy omeko herinandro dia rava io tetezamita izay terena ho entin'ny Andry TGV io... tohiny
sitlo ( 02/11/2009 06:22)
Sangisangy zary tena faha-11
TGV> Arendrina taratasy oh, may may may, Ratsiraka ihany ny anay. [img]http://media3.washingtonpost.com/wp-srv/photo/gallery/090421/GAL-09Apr21-1917/media/PHO-09Apr21-158917.jpg[/img]... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/11/2009 19:48
niryna ( 02/11/2009 04:59)
Ny zaza soso-koditra sy ny zaza voaloboka
Mba misy afaka anazava ahy ve nareo mikasika ireo fiteny hoe zaza soso-koditra sy zaza voaloboka? Misy mantsy ny aretina mety mahazo ny vehivavy ary mety hoe eritreretiny fa bevohoka izy kanefa dia ... tohiny
novalian'i tiavanafi ny 20/11/2012 14:34
niryna ( 02/11/2009 04:49)
Namana ve izany ?
Nandeha ity resak'olon-droa ary dia niafara tamin'ny hoe raha tena namako indry hoy izy mantsy ilay iray tsy tokony niteny an'izany tamin'i D indry ? Fa maninona hoy aho satria teo aho no nandeha ny... tohiny
novalian'i niryna ny 10/01/2010 19:30
vatofototra ( 02/11/2009 03:16)
REGARDER Manandafy invité spécial TVPlus 31 oct09
REGARDER Manandafy invité spécial TVPlus 31 oct09 Manandafy Rakotonirina, Chef de délégation mouvance Ravalomanana,invité de Onitiana REALY à l'émission L'invité spécial TVPlus le 31 octob... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/11/2009 19:43
soanja ( 01/11/2009 21:33)
Manina an'i Ari.malala aho
Ela izay i Ari. malala tsy tazako teto. Mampamangy any aminy raha misy mihaona na mifanena na sendra miserana eo aminareo izy. Ari.malala, aiza indriako? Mivavaka lalandava amin'izay rehetra ataon... tohiny
novalian'i dadabe ny 27/01/2010 15:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.6879