Namana ve izany ?
1. niryna
(
02/11/2009 04:49)
Nandeha ity resak'olon-droa ary dia niafara tamin'ny hoe raha tena namako indry hoy izy mantsy ilay iray tsy tokony niteny an'izany tamin'i D indry ?
Fa maninona hoy aho satria teo aho no nandeha ny resak'izy roa.(A sy B io )
Nisy fivoriana izahay hoy izy dia tsy teo ilay namana iray D ary noheveriko fa adinon'ilay mpampiasa i D satria nisy olon-kafa vaovao koa teo hay tsy nitovy ny fivorianay.Vao tapitra hoy izy ny fotoana dia lasa ity A niresaka an'i D ary mety ho hafa ny firesany na D nandray an-tendrony.Saingy iny kosa i B falifaly mba hiresaka ilay vaovao an'i D mba hizara ilay vaovao noho ny tsy nahateo azy ary inona no nitranga? Tonga dia nisafoaka i D.Kenda sy hendratra i B nahita azy ary niala tsiny satria zava-dehibe ilay fivoariana ary nisy olona vaovao teo ka noheveriny fa adinonin'ilay mpampiasa izy.Fitiavako anao no nahatonga ahy mba nampahatsiahy fa tsy nisy inona ka satria nisy olon-kafa kanefa hianao miara-miasa ahy dia mba nampahatsiahy aho fa sao voadingana ny anaranao.Nifanaraka sy nifankahazo tsara anefa ny resak'ilay B sy D satria nino tanteraka tokoa izy fa fitiavany azy ilay izy ary dia tsy nisy na inona na inona intsony ny azy ireo hatreo.
Tsy nety nianatra lesona tamin'ity tia -kilazalaza anefa i A fa dia nanao ny fanaony ihany tamin'olon-kafa saingy niady ilay olona roa hafa noho izy ary dia hoy aho mantsy azy roa hoe indraindray isika rehefa mampita resaka dia mety miova na ny mandray koa mety mandray amin'ny fomba hafa fa raha izaho no teo amin'ny toeran'i A dia tsy niteny na inona na inona akory aho satria raha fantatro fa ahatezitra an'i D ny filazako ilay izy ,indrindra mpinamana A-B-D dia naleoko tsy niteny.
Hevitro ity an
Raha fantatra fa mety handratra olona ny tena izay lazaina dia tsy ho voatery hiteny izany isika na nisy fahamarinany kely aza eny fa na dia namana aza,mila lanjalanjaina ilay firesaka indraindray fa tsy tonga dia hoe lazaiko ity
Ny ahy rehefa misy olona miresaka olona dia mametraka fanontaniana foana aho hoe inona no tombotsoa raha ilaza izany aho,mahasoa ny iray ve sa mety ahatezitra ny iray ? dia aleoko tsy miteny fa aleo ny hafa ilaza azy any fa ny ahy dia tazomiko ho ahy samirery dia ariko( avelako any) rehefa avy eo fa tsy vakiko loha
Rehefa nomeko an'i A ny hevitro (io ambony io) dia ny navalin'i A ahy dia hoe izaho tsy maintsy milaza satria namako i D :roll: :roll: :D
Dia hoy aho mantsy azy hoe fa tsy ny marina rehetra akory dia ho lazaina avokoa raha fantatra fa mety ampiady ny namanao izany .Dia hoy izy hoe tsy fantatro hoe nahatezitra an' i D izany ka. :roll: :cry: dia tsy niteny aho fa nahita lesona tamin'izy roa vavy fotsiny :D
Ahoana ny hevitrareo ,naman'i B sy D tokoa ve izany A ?

novalian'i niryna ny 10/01/2010 19:30
2. niryna
(
10/01/2010 19:28)
niryna:
Raha fantatra fa mety handratra olona ny teny izay lazaina dia tsy ho voatery hiteny izany isika na nisy fahamarinany kely aza eny fa na dia namana aza,mila lanjalanjaina ilay firesaka indraindray fa tsy tonga dia hoe lazaiko ity
Ny ahy rehefa misy olona miresaka olona dia mametraka fanontaniana foana aho hoe inona no tombotsoa raha ilaza izany aho,mahasoa ny iray ve sa mety ahatezitra ny iray ? dia aleoko tsy miteny fa aleo ny hafa ilaza azy any fa ny ahy dia tazomiko ho ahy samirery dia ariko( avelako any) rehefa avy eo fa tsy vakiko loha
3. niryna
(
10/01/2010 19:30)
Ny tena atao hoe namana koa dia mifampanitsy ary mifampizara izay mahasorena na mahasosotra,tena namana izy raha mitazo ny tsiambaratelo fa raha zarainy ny hafa kosa izay teny natokisana azy dia tsy namana izy izay fa mpamadika :roll: :D