fetindra- HALLOWEEN afakomaly fa mb iarahaba azy isika e

1. terrywui ( 02/11/2009 13:33)
Sady aniif nlery zany iny SAMEDI GRAS iny no tombé kou tam fotoana niovany ho TIM GTT ! ka mba omeo bizou iany lery fa efa mafana fo be ato amn GTT e ! :-* :-* :-* :-* de arahabaina indray letsy elah de aza mamono olona sy mivadika fantome tsony aa! :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: (l) (l) (l) (l) (l)
répondu par pikatti le 02/11/2009 19:49
2. xxx ( 02/11/2009 13:34)
aok'izay ny ditra ary
3. Mirananirina ( 02/11/2009 13:59)
Tena resaka sérieux ve ity ry terry sa mananihany anay indray ianao an.mahazo kapoka moa fa ataovy ihany. :-P
4. halloweenn ( 02/11/2009 14:17)
Misaotra mahatsiaro e, de biz koa ho anareo rehetra namana :-* :-* :-* :-*
5. kidoropamba ( 02/11/2009 15:42)
Tena nafàna be kosa ny fetinareo izany halloween sàna.
Hita fa mirevy Ra8 nareo: http://www.youtube.com/watch?v=GMEsXOgP0QE&feature=related

aie!aie!aie!aie! Fety be é.
6. terrywui ( 02/11/2009 16:23)
aleo samy hihira mafy ho anlery isika TIM rehetra e! ny TGV maka sisiny mahazo manaraka moramora eny !

[u]happy birthday to you!...[/ :lol: u]
-Tratry ny tsingerintaona nahaterahanao ianao !!!......
-Tratry ny tsingerintaona nahterahanao ianao!.... Halloween
-Tratry ny tsingerintaona nahaterahano ianao! Halloween ;........!
-Tratry ny tsingeritaona nahaterahanao ianao...... Halloween !...!!
7. pikatti ( 02/11/2009 19:49)
-Tratry ny tsingerintaona nahaterahanao ianao !!!......
-Tratry ny tsingerintaona nahterahanao ianao!.... Halloween
-Tratry ny tsingerintaona nahaterahano ianao! Halloween ;........!
-Tratry ny tsingeritaona nahaterahanao ianao...... Halloween !...!!
=D> =D> =D> =D>
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0467