Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vatofototra
(
01/11/2009 18:23)
REGARDER Emission Invité du Zoma TVPLUS-Monja Roindefo 30 oc
REGARDER Emission Invité du Zoma TVPLUS-Monja Roindefo 30 oct09
Monja Roindefo invité de Onitiana Realy -TVPlus - Invité du zoma le 30 octobre 2009
http://www.vatofototra.com/topic1/index.htm...
tohiny
novalian'i pikatti ny 02/11/2009 20:30
bazylou
(
01/11/2009 18:07)
tgv hatrany ,ary tgv ihany
vive tgv, izay ihany no ady eo, ary rah ambola tsy misy ny be mokony noho izy dia , akombony daholo ny vava rehetra fa izy no lehibe, ary izay tianay sy tiany no atao.
Afaka mivovo daholo ny trondro ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 02/11/2009 20:32
xxx
(
01/11/2009 17:20)
inona no atao
Za dia vehivavy manambady 1taona zay no nanambadiako t@1 de nilamina sy nahafinaritra ery ny fiainatokatranonay mino aho fa tahakizay daholo rehefa vao manambady mahafinaritra ery fa ny mahagaga de mi...
tohiny
novalian'i Veloo ny 06/11/2009 20:43
xxx
(
01/11/2009 14:09)
Alefaso eto ilay endrika01 iny ihinanako azy kely,za bandy
refa tsy laninareo vehivavy ireo ilay endrika01 iny,alefaso aty ihinanako azy ,tsy hilefitra eo anatrehan'ny bandy aiza iny 8) 8) 8) ...
tohiny
novalian'i 3188 ny 04/01/2010 15:58
tlay
(
01/11/2009 10:38)
TGV milay
http://www.youtube.com/watch?v=I3uV-HrYJks :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 02/11/2009 20:08
Ratoa
(
01/11/2009 01:12)
Varanga, sakafo nentin-drazana
Iza no mahay mahandro varanga (viande de boeuf effilé)? ...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 16/05/2010 20:20
bazylou
(
31/10/2009 19:18)
ary angaha tsy anti frantsay indray
le8 , no mizity amin'ny ronon antavy ao amin'ny fr24,
tena lany marina ny saosy ka tsy maintsy miborosy soavaly maty le8 marina, , :-D :-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 02/11/2009 19:46
rakaroka
(
31/10/2009 14:26)
Mivavaha!...
am-po, saina am-panahy, araka izay azo atao ho an'ny namana gasy atsy Liban
araka ny vaovao :
"C’est sans doute pour réagir face aux récents cas de décès de femmes Malgaches venues travailler ...
tohiny
novalian'i rzakarivola ny 27/11/2009 08:58
xxx
(
31/10/2009 13:30)
Aoka
[color=blue]Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny hatanoranao; [u]fa aoka ho tonga fianarana ho an'ny mino hianao amin'ny[/u] [u]fiteny[/u], amin'ny fitondrantena, amin'ny fitiavana, am...
tohiny
novalian'i bobone ny 13/11/2009 06:45
terrywui
(
31/10/2009 11:01)
Na vitsy aza ireo olonasaina de ho alefa iany le fanambarana
Tompokolahy sy Tompkovavy !
misaotra anareo rehetra izay tonga manatrika eto anio !
izaho terrywui dit andrywui dia manao fanambarana lehibe ofisialy amitsika mpisera eto, fa noho ny fahatsapana...
tohiny
novalian'i pikatti ny 02/11/2009 20:36
terrywui
(
31/10/2009 09:33)
FANAMBARANA LEHIBE ETO AMIN'NY SERASERA AMN 11H30 TSY DISO
Efa nampitain'ny namana halloween omaly ihany ny fanambarana lehibe ho ataon'ny famille nay amin'izao fotoana lehibe NIOVANAY HO LASA TIM izao ! mety hisy fifandomambera eto refa aveo na mety hisy fiz...
tohiny
novalian'i terrywui ny 02/11/2009 13:14
milamm
(
31/10/2009 01:42)
manalasala toa angidina...
atao mahia be tratra,atao matavy kely rambo io zao no miseho @ zao fotoana
eo @ raharaha politika iainany firenena.olona mahay fanorona kilalaontsaina tena malagasy,kinga @teti-panorona/concept no ma...
tohiny
novalian'i milamm ny 31/10/2009 16:31
Belami
(
30/10/2009 21:31)
KOH LANTA
Rahoviana aza no mba hisy malagasy hahazo ny final @ Koh Lanta !
Ny mahatonga ahy hieritreritra izany dia satria manana faharetana be ny malagasy, na dia @ ny fahasahiranana andavan andro sy ny crise...
tohiny
novalian'i Belami ny 07/11/2009 19:33
Rakeke
(
30/10/2009 15:03)
tsy mahay mampiresaka sipa
Tena tsy mahay mampiresaka sipa intsony za ry reto fa mba ampio a
refa mahita sipa za de tsy sahy foana. Nefa za taloha tena nahay. Za zao lasa tena tsy mety tonga ato antsaiko foana izay tokony laza...
tohiny
novalian'i navigo ny 05/11/2009 09:05
kidoropamba
(
30/10/2009 14:28)
Addis Abeba: HANANGANA SAINA FOTSY RA8
hihihihihihihihihihihi, mahafinaritra be ny politika malagasy le aza.
Heno izao vaovao farany fa tena tsipakin'ny miala aina ireny filàzana tao an-gazety nataon'ingahy levalo, "filoha voadaka-voude...
tohiny
novalian'i pikatti ny 02/11/2009 20:18
halloween
(
30/10/2009 13:58)
HISY FILAZANA SY LEHIBE HAVOAKA ETO AM SERASERA RAPITSO
ARAKA NY FILAZANA NAMPITAIN' I [b]RAHALAHY TERRYWUI[/b] DIA HANAO FANAMBARANA [b]SURPRISE[/b] FANINDROANY ETO AMIN SERASERA ETO NDRAY NY FAMILLE RAHAPITSO ATOANDRO KA TONGAVA DAHOLO ENTO NY HAVANA AMA...
tohiny
novalian'i swann ny 31/10/2009 11:07
swann
(
30/10/2009 13:48)
miha matanjaka i MAGRO faritany rehetra izao !
hita fa ny any amin faritany mihitsy izao no efa miha matanjaka be ny magro (na ny aradalana) efa tsar fanomanana isika TIM :lol: amin'ny fidiran'i dada malala eto M/car ! hon hon hon!...
tohiny
novalian'i swann ny 31/10/2009 09:41
terrywui
(
30/10/2009 13:46)
Vita ze tgvendrana miditriditr eto !milaza ah zay ! anay ty
he he he ! anay ty serasera ty zao an'ny TIM ity fa tsy an'ny TGVendrana ! laisany eny antsisiny eny rah mba te hanoratr fa tsisy anlaisany tsony eto !! hon hon hon hon ! :lol: :roll: :idea: :rol...
tohiny
novalian'i bazylou ny 31/10/2009 19:21
terrywui
(
30/10/2009 11:46)
VIVE TIM VIVE GTT VIVE ARADALANA VIVE TIM VIVE GTT
VIVE TIM VIVE GTT VIVVIVE TIM VIVE GTT VIVE ARADALANA VIVE TIM VIVE GTT E ARADALANA VIVE TIM VIVE GTT VIVE TIM VIVE GTT VIVE ARADALANA VIVE TIM VIVE GTT VIVE TIM VIVE GTT VIVE ARADALANA VIVE VIVE TIM ...
tohiny
novalian'i swann ny 31/10/2009 09:45
vatofototra
(
30/10/2009 09:42)
REGARDER Journal-Tour d'horizon-Cap vers Addis-Abeba-29 oct0
REGARDER Journal-Tour d'horizon-Cap vers Addis-Abeba-29 oct09
- Préparatif addis abeba.
- Réaction Fetison mouvance Ravalomanana à la déclaration du GIC confirmant Andry Rajoelina à la Prési...
tohiny
novalian'i stalingrad ny 30/10/2009 13:52
