tgv hatrany ,ary tgv ihany

1. bazylou ( 01/11/2009 18:07)
vive tgv, izay ihany no ady eo, ary rah ambola tsy misy ny be mokony noho izy dia , akombony daholo ny vava rehetra fa izy no lehibe, ary izay tianay sy tiany no atao.
Afaka mivovo daholo ny trondro maty sy ny alika rehetra , :-P :-P :-P :-P
novalian'i pikatti ny 02/11/2009 20:32
2. terrywui ( 02/11/2009 13:26)
o rabazylou a! tsy de any tsony anie letsy ny kozy zao fa aleo miova letsy de manaraka ny paikandry pikatti sy ry mirana ! fa petsa eto ane elah e! ny akama rehetra izao efa niova aby ! marina e! ntsss ko zao vao teo nandefa mesaz tamiko fa leo tgv ko hono lery fa hanaraka ny fahamarinana :lol: :idea: :wink:
3. bazylou ( 02/11/2009 15:58)
izahay tsy miova, e, miova sy mivadiha izay te hivadika fa izahay eto ihany e, :-D :-P :-P :-P :roll: :roll:
4. terrywui ( 02/11/2009 16:27)
kozy ve zan adinlah zany rabazy ? :lol: :idea: :wink: :lol: :idea: :wink:
5. pikatti ( 02/11/2009 20:32)
basse loha sy ny daina :-D
de inona aloha ny hevitra sy dinika alefan'elah ry beuuurrrrk fa tsy elah mimenomenona sy mivouvou lava eo :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0527