REGARDER Emission Invité du Zoma TVPLUS-Monja Roindefo 30 oc

1. vatofototra ( 01/11/2009 18:23)
REGARDER Emission Invité du Zoma TVPLUS-Monja Roindefo 30 oct09

Monja Roindefo invité de Onitiana Realy -TVPlus - Invité du zoma le 30 octobre 2009

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i pikatti ny 02/11/2009 20:30
2. xxx ( 01/11/2009 19:44)
Izany no izy refa nanao coup d'état dia coup d'état tsisy farany ,tena tsy mbola nidina ambany ohatran'izao ny MaLAGASY a@hataon'ireto jiolahy mpanao "coup d'état"ireto!!!
Mandreraka be ilay mihaino ilay olona mi rouleR " R",ny any andafy hindrahindrandrizareo ny TAMBANIVOHITRA hono no mi rouler R ka tokony hajanon'i monja sy radomelina fa manakarary sofina !
Rehefa ny samy mpanongam-panjakana no miady inona ihany no mbola handrasandra8 tsy manala ireo fa mankaleo be moa NY VAHOAKA NATAO tohatra fiakarana efa hila HIALa AINA raha izao no mitohy !!!
3. terrywui ( 02/11/2009 13:27)
micci ravato aa!
4. pikatti ( 02/11/2009 20:30)
pertinente kosa le Onitiana Realy ,nihodinkodina ingahy rainy klé,soa ihany fa voafetra ny fotoana,tsemboka mbamin'ny faladiany :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0464