HISY FILAZANA SY LEHIBE HAVOAKA ETO AM SERASERA RAPITSO

1. halloween ( 30/10/2009 13:58)
ARAKA NY FILAZANA NAMPITAIN' I RAHALAHY TERRYWUI DIA HANAO FANAMBARANA SURPRISE FANINDROANY ETO AMIN SERASERA ETO NDRAY NY FAMILLE RAHAPITSO ATOANDRO KA TONGAVA DAHOLO ENTO NY HAVANA AMANTSAKAIZA FA MOMBA NY FIOVAN'NY FAMILLE HO LASA TIM NO VOTOATINDRESAKA ! LAZAO NY NAMANA ZE TRATRA ANTSO REHETRA ! SADY RAPITSO TSISY BEDY FA TSY MAKEO HERY REFA W.E

VIVE GTT
VIVE TIM
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
novalian'i swann ny 31/10/2009 11:07
2. swann ( 30/10/2009 13:59)
Dray !! ho avy e! ho avy mitsy mo !! efa TIM ndray zao no malaza ! GTT ihany ny atsika ee! ho avy rahalahy a!!
3. kidoropamba ( 30/10/2009 14:29)
Tongava koa hanotrina sy hijery ny "SAINA FOTSY HATSANGAN-DRA8" ao Addis Abeba.

4. mitapiwui ( 30/10/2009 15:54)
hoavy ny fianakms e
hon hon hon hon hon hon hon hon
her her her her her
5. terrywui ( 30/10/2009 16:39)
Aok zay letsy batista le fopfopla nlah io oa fa manimb serasera
6. ndotofetsy ( 30/10/2009 22:31)
:^) :^) :^) :^) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. terrywui ( 31/10/2009 09:34)
EFA TONGA NY ANIO ! miandry ny nasaina sisa !!!.............
8. swann ( 31/10/2009 11:07)
vita tanteraka zany ny tantaran'ny TGV eto amn serasera ! aleo ry zalah zany mjannn na mifona na mivadika TIM dahol fa mangirifiry lava isaky ny mivoaka eto laisany a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1129