Addis Abeba: HANANGANA SAINA FOTSY RA8

1. kidoropamba ( 30/10/2009 14:28)
hihihihihihihihihihihi, mahafinaritra be ny politika malagasy le aza.
Heno izao vaovao farany fa tena tsipakin'ny miala aina ireny filàzana tao an-gazety nataon'ingahy levalo, "filoha voadaka-voude", vao haingana teo iny.

Efa mazava izao fa hoa tonga ny "reconaissance" an'i Transition, hanomanana ny fifidianana mba hidirana @ Repoblika fahaefatra.
Mipetraka tsara koa ny "lanjan-kery" satria ho avotra ihany ny TIM sasantsasany, miverina Deba laden, ary reconciliation azon'ingahy Zafy.

SAINA FOTSY, io no hatsangan-dra8 ao Addis Abeba satria efa nazava tsara ny nolazain'ny Jacob Nzuma, filohan'ny Sudaf fa "na Ra8 manangana saina fotsy" ka miondrika eo anatrehan'ny mpananim-bohitra, ka amin'izay izy dia omen'ny sudaf "droit d'exil", "Na izy mbola misary adala ka entin'ny mouvansa 4 any Madagasikara ka mivantana any Tsiafahy".

Niaiky le8 fa SAINA FOTSY no hitsangana ao AddisAbeba mba ho mariky ny fidabohan'ny jadona izay notarihany.

Tsy ny tody hoa no misy fa NY ATAO IHANY NO MIVERINA.
novalian'i pikatti ny 02/11/2009 20:18
2. xxx ( 30/10/2009 15:55)
tsy misy maharesy an-dra8 any Addis bebaka, i Ratsiraka efa olona tohanampotsiny, i kelifingotra domina kely dia efa mitsigidina,i Zafy tonga d mifezaka fa tsy te hivilana tsony ny vavany! ka asa zay hanangana saina fotsy @ izy 3 fa i ra8 d efa mpandresy mazava ary hody amboninahitra ary dia fitsenana makotroka no handraisany vahoaka malagasy azy!
3. rajy ( 30/10/2009 19:42)
aleo andeha rakidoro a !
mitenena aloha @zao fa anareo ny vava, ho avy tsy ho ela ny anay eny fa na ho ela aza.
mahazakah fotsiny fa ho avy eo ny tena dictat raha mila ialahy. :evil:
4. fijo ( 30/10/2009 20:21)
ho ita eo ihany fa miandry isika e
5. ndotofetsy ( 30/10/2009 22:29)
:^) :^) :^) :^) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. dadabe ( 31/10/2009 03:18)
inn doly zany vaovao zany leuleu :roll:
7. AndriambyII ( 31/10/2009 09:32)
Ny aina no matezà raha mbola hanao politika ihany ô ! izahay tsy mpanao politika no nifafa ny kihonay nandritry taona maro . Mba hitondra ny anjara birikinay izahay @ ity indray mitoraka ity ho fanafahana ny tanindrazana ,teboka vita . :idea:
8. swann ( 31/10/2009 09:40)
aza mbola misioka mitsy elah rakidoro fa vonjeo aloha le fivoriana sy fanambarana goavana refa aveo a! nenlah TGVendrana efa hitsoraka any anaty ranomasina io no ventesina lava eto ! mitapy ve !makà karoty any amn pikatti rah malailay ny pamba ! kidoropary
9. terrywui ( 31/10/2009 11:05)
hay ve nanaiky hanangana saina fotsy iany i ANDRY RAJOELINA vita zany an'ny TGV leaza ! veloma lava elah zany rakidoro a!
10. dadabe ( 31/10/2009 16:29)
:roll: ouayy leuleu
11. bazylou ( 31/10/2009 19:20)
saina fotsy feno ra ve ?, :-D :{ :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. xxx ( 01/11/2009 12:08)
Na inona na inona tsy fitiavan'le kidoro anDRA8 ,raha mba misaina le kidoro NA KELY IRAY VENTY fotsiny aza inona moa ny hidiran'ny resak voude eto mety misy site hafa any ambadika any rehefa tsy mahatanty tsy manao resaka voretra lava izao!
MBA HAJAO ny hafa rehefa tsy mahay MANAJA TENA enao é!
Sady mpamorona enao no mpandainga fa RAVALO tsy baikon'iza na iza any afrika na pays européen ohatran'i tgv ,mbola noho i RA8 no handehanan'ny mouvance 4 any addis abebba fa ENAO MIHINTSY no sady tsy maharaka ilay tantara no tsy manatsaina af tsy resak voude ,raha nanaiky ny teny carlton RA8 fa vita io fa noho izy tsy nanaiky no mbola hitohizan'ny addis abeba !
Mba harao ny tantara fa aza mampiseho fahambaniana lava a@reska voude lava eo !
13. kidoropamba ( 01/11/2009 15:29)
Tsotra kely no hamaliako anao.
Hoy ny ohabolana izay hoe: "Vouden'adala, ka ho hitantsika eo".
Ka ho hitantsika eo ny tohin'ny tantara ao Addis Abeba. Ka ho hitanao na mandainga Kidoro na ianao io no mamahana lalitra tena.
Ndeha hisotro kafé kely fa efa fotoanan'izao.
14. halloweenn ( 02/11/2009 14:33)
Misotroa elah kidoro mantsina amany rononon-dR8 tsara sao torana eto ,de mipetraha tsara ary diniho zay fipetrany fa tsy laozan'elah mirediredy eo :-D :-D
15. kidoropamba ( 02/11/2009 15:32)
"Tsy mampaninona raha toa ka hilazaonao izahay" hoy ireo dadaniste afaka telo andro, "satria ity manambitamby anao lava ity dia efa mahaleo e".

Vita kabary hoa!!!!!!hin hin hin hin hin
16. bazylou ( 02/11/2009 16:13)
ary tena tsy mahtanty resy le timiste an, tena resy marina , :�) :�) :�) :�)
17. pikatti ( 02/11/2009 20:18)
fa elah ve mihevitra hoe misy resy zany leity a ,tsy mbola arak'elah isany reto zany politika zany ,manaraha fotsiny aloha raha mbola tsy ao tsara :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0465