FANAMBARANA LEHIBE ETO AMIN'NY SERASERA AMN 11H30 TSY DISO
1. terrywui
(
31/10/2009 09:33)
Efa nampitain'ny namana halloween omaly ihany ny fanambarana lehibe ho ataon'ny famille nay amin'izao fotoana lehibe NIOVANAY HO LASA TIM izao ! mety hisy fifandomambera eto refa aveo na mety hisy fizarana cadeau tampoka fa tongava eto daholo ! tsisy atahorantsika TIM mitsy koa anio amin'ireo mpanakorotana TGV fa ataotsika mihinana eo ireo !
Hery rahateo tsy mba maketo refa Week end ka afaka mikaretsaka ny voalavo amze tiany hatao ! hon hon hon !
VIVE TIM ALOHA E !..............
Hery rahateo tsy mba maketo refa Week end ka afaka mikaretsaka ny voalavo amze tiany hatao ! hon hon hon !
VIVE TIM ALOHA E !..............
novalian'i terrywui ny 02/11/2009 13:14
2. swann
(
31/10/2009 09:36)
vaovao azo farany : raha vao vitsy ny olona nasaina no ho tonga hono de ahemotra le Filazana lehibe ! surprise !.........
4. terrywui
(
31/10/2009 11:02)
aza manao anzany fihomehy tsy mendrika zany tsony ifiona a! mbĂ hendry amzay ! hin hin hin no izy zao ! misaotra an-dry nanatrika fivoriana :* :* :* :* :*
6. Mirananirina
(
31/10/2009 13:28)
hoon hon hon hon hin hin hin her her her:-D :-D :-D
tsisy fisaorana e , aiza ny zus
8. terrywui
(
02/11/2009 13:14)
tendakanina ifiona ! resaka no atao ka hanina no tedavina ! ovina misy fivirian'ny gtt ndray fa mba hanao ze vitako am fampandrosoana ny TIM eto am tanana ny tenanay :lol: :idea: :wink:
