manalasala toa angidina...

1. milamm ( 31/10/2009 01:42)
atao mahia be tratra,atao matavy kely rambo io zao no miseho @ zao fotoana
eo @ raharaha politika iainany firenena.olona mahay fanorona kilalaontsaina tena malagasy,kinga @teti-panorona/concept no mampikambana ny fiarahamonina 1 na firenena ,niseho tao amintsika io na de tsy vita hatr@ farany aza(Imboasalama,efa nisy ny foloalidahy nanana basy t@ androny Napoina).2 no hevitra fanoitra lehibe azo tsoahina @ ho soa fianatra nandritra izany,nirindra ny fitondrampanjakana misahana ny fitantanany raharampirenena manontolo sy ny fifandraharana any ivelany na de tsy ampy aza noho ireo (stratagem & diplomacy)
izao zany @ teny fohy,raha ny miseho @ zao fotoana no ampitahaina
-ny fifandonany ireo hery maro an\'isa mitaky ny zony ny rariny sy hitsiny no tena olana mazava fa tsy ny fankasitrahany mpanelanelana any ivelany ny ady seza ataony firehana politika 4 ireo,ka na iovaova aza ny mpivadika palitao de tsy hisy hiova eo fa efa iarahamahita ny vokany izao
Aleo de samy mazava tsara @ ts1/1 fa tsy azo alentiky reto miseho ho be atidoha miady seza tsy mahavita intsony ny firenena,sy ny ho aviny firenena
novalian'i milamm ny 31/10/2009 16:31
2. xxx ( 31/10/2009 09:06)
Rhefa dinihana ange tsy misy tia tanindrzana ireo olona rehetra teo @fitondrana é! samy hano ampaosy ny mahamaika fa ny pire dia ity tgVENDRANA ity ,sady izy tsy tompon'ny tenany akory fa ny farntsay sy ry ratsy irak ratsy honanan ,ry ramarosaona no ao ambadiny dia raha izao no mitohy mijanona statu quo foana le raharaham-pirenena !

IRAVALO izao ta@mpitondra nifanesy teo no mba nanao zavtra lalna sy sekoly ary dispensaire dia jereo sahady ny fanimbana ny lalana asa isika Malagasy angamaba tsy tia zavatra tsara ,tsy ny rehetra koasa aloha ,ary mba noeritreretindraeo mapnagalatra pouvoir ireo ve ny hanoanan'ny VAHOKA MADINIKA hatra@izao ???
hato TOHATRA FIAKARANA FONA le vahoaka ,mba noeritreretindreo milaza fa tia tanindrazana ARY MITONDRA NY FIRENENA ANY ANKADY @IZAO FOTOANA izao ve ny hoe rehefatsy nadray karama 6mois ny olona dia vaoraoaka eny antokotany fa TSY NALOA HOFATRANO ,tsy naloa écolage ,angamba izany no zavatra tsy manahirana indrindra ireto HAT IRETO ,ny SEZA NO VAOALOHANY IMASOANY FA IZAY VAHOAKA MATY NY HANOANANA tsy problème drizareo mihintsy !
I RAVALO izao no tokony handray fepetra HAINGANA NY @izao na izy hangataka aide ny firenena matanjaka hamaha ny olana @FANALANA IREO MPANO NGAMPANJAKANA ireo na hiziriziry @ny heviny handany andro @maputo efa fantany ny problème-ny tgv fa tsy izy ny manapaka fa ny biby olona ao ambadiny mbola MILALOTRA EO FOANA
Efa fantany fa fanhiniandreo hat ireo hatarazoka ny raharaha dia eo foana na afaka zato taona aza as inona ihany no tsy hirosoana @solutiona hafa HARODANa AMInKERY ireo hat ireo fa tonga ta@kery sy basy ,efa makaleo be le izy nefa hiainana isana'andro !!!
3. AndriambyII ( 31/10/2009 09:27)
Ny @ ireo olona mpitondra efa naloan' ny toetr'andro , dia tokony hatao an-tsaina ny tenin' ny ntaolo hoe , ny tànana zatra nitsotra tsy afaka hiforitra intsony , efa raikitampisaka ao @ ireo olona ireo ny fomba fiainany ka sarotra ny hanova izany , ny mety dia ny mampihendanja ny fahefan'izy ireny @ fomba maotina sy haja ,tsy asiana dobo-drano ary tsy asiana fankalazana . Tokony hatao ampahanginana sy fahamatorana , ary aseho eo imason' izy ireny ny zavatra rehetra tsy nety maro nataony fony izy ireo teo @ fitondrana .
4. milamm ( 31/10/2009 16:31)
voalazanao ry Andriambyl ,i kidorompamba ko efa nivazavaza teto momba ireo voankazo lo ao anaty harona mila esorina ,misy fahamarinany ko izay.
fivorian'alika fotsiny ireny fihaonana ataon'ireo antokonjiolahy rehetra any ivelany ireny fa tsy misy sahy miatrika ny olana mianjady @ firenena,izao krizy izao no tonga de tadidio fa tsy avy @ vahoaka (fa noho ny tsy tan-dalana)izay mandalo vanimpotoana mivaivay mamaritra ny tantarampireneny Malagasy,ireo izay nanitsakitsaka lalana toy ny toka-maso any antaniny jamba de tsy ho tompon'andraikitra araky hevitry izy reo.ny LALANA no maha fanjakana ny fanjakana ,oh @ zany io rafitra simba io no mila avaozina @ alalany fanarahamaso ireo fitondrampanjakana tetezamita tokony iaraha manaiky sy soniaviny ireo ankolafinkery 4
-fananganana andrimpitondrana mahaleo tena manaramaso ny transition sy manana fahefana manapaka mitovy @ HCC tsy atolotry ny antoko fa avy @ sokajimpiarahamonina rehetra(sosialy,ekonomia,fahasalamanmbahoaka sns)
-afaka mampita mivantana @ fampielezambaovao ny toedraharaha sy mitaky ny mangarahara
mba tsy hisiany tokamaso any antaniny jamba de ilaina ireo(power shift,transparency of good governance)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0801