Vaovao farany ity omeko anareo ity avy aty Addis Abeba

1. rabaradaka ( 03/11/2009 06:17)
La France est malicieuse, elle sait maintenant que la chance pour Andry Rajoelina est trsè mince et gracile, La France d'après une information issue d'un ancien Sénateur français ne cède jamais la place de la présidence de la Transition aux autres mouvances. Par conséquent, elle proposera l'ancien PM de ratsiraka en personne de Tantely Andrianarivo comme Président de la Transition à Madagascar.
novalian'i bazylou ny 03/11/2009 19:03
2. xxx ( 03/11/2009 07:34)
de ho hita eo zany lazain'ialahy zany, zany koa ve de mba marina e!vao maika aza mihamafy ny sezan'i tgv ko!de azo hinoana ve oe olonkafa akoatra an'i tgv no président transition?tsy mino aho ary tsy hino mihitsy, de mbola sahiko koa aza no milaza fa de mbola izy no hitarika ny 4ème répub, de ny tantara no hitsara e!aiza ve ka any addis abeba i ra-8 de efa securité be manadala nefa gasy 100isa no any ka aiza zany reefa hihaona @ malagasy 20millions?de mbola hitsara koa ny tantara ka...
3. kidoropamba ( 03/11/2009 09:20)
Hajanony hoa ireo revirevinareo io fa ho raraka pataloha eo nareo.

Karatra iray ihany hoa no lalaovin-dra8: karatra hiarovana an'i TIKO sy ny bizna. Teboka faramparany.
Hitanareo ve ireo miaramila maro be nanotrona an'i TGV teny Ivato iny? Hitanareo ve ireny "girady" miakatrakatra ka lasa jeneraly dolidoly ny colonely ireny?
Revin'ny any an-dafy io fiverenan'ny dadany io fa raha ny ao dago dia tsotra ny resaka: Richard, Ravalomanana, rahalahin'ny Marc ihany no hikirakira an'azy raha mianakendry ho tonga ao Ivato izy.

Nilaza koa Ndefo fa daka voude mafy no ahazo an-dra8 raha misary adala izany.

"Vonjeo ny TIKO sy ny bizna-ko" io no slogan an-dra8 ao Addis Abeba.
4. pikatti ( 03/11/2009 11:13)
TGV carte rouge !!! saina fotsy!!!
Ahoana zany lesy rabaradaka? elah zany anie lava-tanàna
Taraiky elah zany kidoro
Mikorapaka sahady ry lerony klé,zavatra tsy mbola misy ofisialy io :-D
5. kidoropamba ( 03/11/2009 11:19)
Tsssss! vita marina Ra8 fa tonga guy Rivo. hin hin hin hin hin
6. pikatti ( 03/11/2009 11:22)
io ary fa namoaka scoop kidoro klé :-D :-D :-D
de ahoan ny tohiny lesy :?:
7. kidoropamba ( 03/11/2009 14:14)
Hihinana ireo "indemnité homen'ny "pingy" (izany mantsy ny pronanSiaSion an-dra8) an-dry zareo fotsiny lery ka ampirevy "virja swazi" miaraka amindra8 ao.
8. anxs ( 03/11/2009 14:59)
ka zao anie no tena izy e ! raha ny lalana mifehy ny demokratia dia tsy mahazo mitondra ho filohan'ny tetezamita i tgv ;izay no antony voalohany satria izy d mpanonga mpanjaka ary izany dia tsy azo ialana hoe diso
9. xxx ( 03/11/2009 15:02)
dieny zao dia efa makahery ireo maherifoan'ny magro mba tsy hitsahatra hilahatra eo mandritry ny andro-piainany mba handrenesana hatrany ny anarandra8 fa inoko fa vita ny aminy @ fifidianana e .
10. kidoropamba ( 03/11/2009 15:40)
anxs:

ka zao anie no tena izy e ! raha ny lalana mifehy ny demokratia dia tsy mahazo mitondra ho filohan'ny tetezamita i tgv ;izay no antony voalohany satria izy d mpanonga mpanjaka ary izany dia tsy azo ialana hoe diso


hin!hin!hin!hin! aza mamoron-dalàna eo indray nareo é.
Mba fantatrao ve ny coup d'Etat an'i ATT tao Mali? Ny an'i Ould Ely Val tao Mauritanie? Ny an'i Jerry Rawlings tao Ghana? Ny an'i Abdusalami Bubakar tao Nigeria....ary farany teno ny an'i Mohamed Val tao Mauritania ihany.

Raha misy coup d'Etat hoa dia nohon'ny faharatsian'ny fitondrana no miteraka an'izany fa tsy tongatonga ho azy.
Ilaina ny coup d'Etat rehefa lasa mivadika ati-doha ny mpitondra fanjakana ka mitady hanao mpanjaka tena ao manjakamiadana, manabotry vahoaka, manao jadona, manitsakitsaka lalàna velona sy ny lalampanorenena.

Io vavabe andra8 sy BSMM, guy Rivo, io hoa tsy lasa lavitra fa rora very ary PalpitaSion very maina.

Ny hanarina ny firenena ao @ 4ème République izao no malaza fa tsy ny handinika ny problemandra8 efa mitapy io.
Ousssssttttttttt hoa!
11. pikatti ( 03/11/2009 16:05)

Ny hanarina ny firenena ao @ 4ème République izao no malaza fa tsy ny handinika ny problemandra8 efa mitapy io.


raha ny tena marina de elah no mifocaliser @ io problema io ,tsisy hitan'elah ny zavatra mahazo ny Malagasy @ zao
12. bazylou ( 03/11/2009 19:03)
retour à la case depart izany , :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2915