Misaotra ny mpisera i Halloween tamin'ny fetiko afakomaly !

1. halloween ( 02/11/2009 16:33)
izany hoe nisy maromaro vitsivitsy nanatrika ny fetinay fa isaorana manokana i ifiona izay nanatrika teo hatramin'ny farany ! :* mirana tsy hita , noue nanjavona pikatti lasa zavona ! zoam tsy hita ,hery tsy hita ! fa mba vita soamantsar iany ny fetiko ary voaova ho TIM soamantsara iany ah ! ary nahazo certificat GTT !


Vive Tim
Vive Gtt

ny naharatsy kely azy fotsiny de vitsy ireo TGV nampitahoriko lolopaty tam samedi noir iny ! GGGrrrrrrr !!...ouuuuuuuuuuuhhhh....
novalian'i pikatti ny 02/11/2009 20:23
2. terrywui ( 02/11/2009 16:40)
ho ela velona elah e !

=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
3. bazylou ( 02/11/2009 16:53)
:p :p :p :p :-@ :-@ :-@ :-@ :@ :@ :@
4. ifiona ( 02/11/2009 18:48)
:-* :-* :-*
5. kidoropamba ( 02/11/2009 19:17)
Ity aloha ilay kadô é. Aiza kosa izany fety tsy misy kadô izany: http://www.youtube.com/watch?v=T-ru6jGYBdA&feature=fvw

Tsy din din...
6. pikatti ( 02/11/2009 19:33)
noue nanjavona pikatti lasa zavona
:-D :-D
mbola nampiaraka lesy zay a,de tratran'ny fety elah klou zany é

Elah ry kidoro's group aza mandrevy eo klé,maty ozatra leity de eo no lasam-borona tsy @napany

Hay ve ifiona tato e, ary tsy tazana tato ato mantsy

rawix,de ela velona zany e :-D
7. ifiona ( 02/11/2009 20:19)
pikatti > za ary no mba nanotrona ny fetin'izy mianakavy fa nareo tsita daolo ko

:lol:
8. pikatti ( 02/11/2009 20:23)
ka zay anie nifankahita vatana mintsy ry ifiona e, enao nantsoiko fa rép foana foana lol, nisy zus tany hin hin hin
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0515