APOKALIPSE TGV

1. tsimatimanota ( 03/11/2009 06:34)
ADIEU LOCOMOTIVE FANTOME
novalian'i xxx ny 03/11/2009 19:26
2. pikatti ( 03/11/2009 11:21)
mbola tsy henonay aloha fa aleo hikatona tsara ny lohamaleminy aloha raha hanao politika nedala e,sady tombotsoany ihany no hilazana an'zany
3. pimaso ( 03/11/2009 11:39)
ny filahiany mihitsy no mbola malemy
4. pikatti ( 03/11/2009 12:09)
Hitako i Mialy mirevy ny body gard an'i Andry ,hé hé hé maty aho politikako
Mialy efa oviana no nilaza fa tsy mankasitra an'io hijanonam-badiny eo @ io seza halatra io fa é é é,de aleo izy halalaka f'efa nanasa tànana :-D
5. kidoropamba ( 03/11/2009 14:13)
pimaso:

ny filahiany mihitsy no mbola malemy


Tsy tokony ekena ny miteny ratsy eto satria tokony hanaja tena ihany isika. Tsy hadalanay akory ny milaza sahala amin'ny Dr SAKIS fa "bisous sur la tomate" ilay resaka fa tsy io vetavetabe an'i pimaso ity. tsssssss.. tsy mahalala fomba mihitsy. Zanan-dra8 é.
6. pikatti ( 03/11/2009 16:12)
elah alou rakidoro manana tendance pédophilie zany fa moramora ihany elah @ reo vidaka alefan'elah reo,zavatra misy lien maloto no alefan'elah eto , ataovy ihany moa fa tsofiko eo elah :-D :-D
7. xxx ( 03/11/2009 19:26)
Rehefa tsy mahazaka dinika rakidoro maimbo ampy dia mipitsika a!mpanao resaka maloto sy ambany fotra eto dia enao no voalohany ,enao noo efa ela no tokony nesorina tato fa tsy misy qualité no tsy misy cerveau fa lohan'ambany fotra lava no masaka andohanao,beurk hoy le akamanao izay refa lany fika sy tsy mahita handresen-dahatra izy!!! hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0461