Ny adala no tsy miova hevitra 2 ! (mpanoratra Hery !)

1. terrywui ( 28/10/2009 15:49)
salut hery ! efa akama ah zao hery an ! sao de vizanina eo ndray ah an !! hon hon ! nindramiko kely ity dinik'i toi tatsy ambany alavidavitra tatsy ity mba hamelezantsika ireto TGVendrana ireto hery a! zaako ane efa niova e! hin hin ! kozy e!! ....hon hon !

Manomboka hita fa miha tonga saina ny olona. Indrindra ireo izay nieritreritra hoe ho tafita ilay TGV. Aty aoriana vao mahita hoe tsy mety tafa ilay izy. I Andry Rajoelina mety ho nilay ihany fa ilay fikany nanongana fanjakana mijoro ara-dalàna no tena blem ka tsy mety tafa mihitsy satria tsy mahazo saosy. Na ireo mafana fo tamin'ny 8 volana lasa aza dia maro no efa hita hoe kivy satria tsy nisy vokany ny tolona natao... fahavoazana no hita.

Tsara dia tsara ny hevitra hoe Tanora no hitondra, tokony hiala ny goaika saingy tamin'ny fotoana tsy nampety azy fotsiny. Azo inoana tanteraka fa mety ho nilay raha niandry fifidianana ny TGV.

Koa mankahery ireo tanora ireo ny tenanay hoe aza kivy fa mbola TENA hitondra ny tanora. Marina fa vokatr'izao tsy fahamatoran'ny tanora eo @ fitondrana izao dia mety ho sarotsarotra ny handresy lahatra ny Malagasy hifidy tanora indray. Kanefa mbola lavalava ny fotoana hijoroana hialana sy hanadiovana ny maha tanora... dia ny miala ao amin'ny TGV dieny izao.

Aza menatra hoe nafana fo tamin'ny 8 volana lasa kanefa dia hihemotra amin'izao ka hiditra @ resaka ara-dalàna. Raha hita fa diso ny natao dia ny adàla ihany no tsy miova hevitra. Mbola tsy tara mihitsy raha izao no mahatsapa tena, dieny mbola afaka manadio tena sy mbola manaiky anao ny tantara.hon hon hon! hin hin hin!

Mahereza hatrany.!


mediateur wuiwui ! hin hin hin ! tena za io fa tsy clonage a!
novalian'i terrywui ny 29/10/2009 12:52
2. kidoropamba ( 28/10/2009 15:58)
"Na izaho anie mba gaga ary tsy nanampo mihitsy, ary TSY NAMPOIZIKO fa ho voahongana teo. Kay telo volana fotsiny dia vita ny momba ahy ary nandositra ahy". Izany no nivaoka ny vavan'ny Ra8 androany, 28 oktobra 2009. Teny miendrika FAHELEMENA BE IZANY ary manaporofo fa TSY DANGITRA na TSY MAHAVITA TENA (impuissanCE) lery (io aloha ny dinkateny fantako ka miala tsiny raha misy tsy fihetezany).

Ny adala no tsy miova hevitra. Niova hevitra @ ilay demission iny ve Ravalo sa amin'ilay tsy hitondra ny Transition intsony, ka nahatonga azy tsy adala intsony?

Miraiki-tapisaka ato antsaiko ilay teny hoe: "TSY NAMPOIZIKO"...

Tonga amin'ilay hiran'ny door's group izay hirain'ny dadaniste ao @ Magro ao isa-maraina hoe: "Nahoana kosa ky no de handosiranao ilay foko mbola tia e"; dia mamaly Ravalo any afrika atsimo hoe: "TSY NAMPOIZIKO e"....

Tsy din din din tena mila miova hevitra marina e.
3. xxx ( 28/10/2009 16:00)
hors sujet kidoro !
4. kidoropamba ( 28/10/2009 16:04)
F'angaha misy sujet hafa eo raha tsy iray ihany? hihihihihihihihihihi
5. halloween ( 28/10/2009 16:14)
aiza ony elah pikatti ,locl mirana, noue ,hery ,nancy,papoose, penguin fa tonga namana ve vo mavomavo a, aiza elah ra-zoam a, efa nahazo akama milay io laisany vo midongy ndray lisany aa
6. naritsimba ( 29/10/2009 06:39)
IO HONO ZA DA TS'HITANY Ô!
7. stalingrad ( 29/10/2009 11:49)
Koa mankahery ireo tanora ireo ny tenanay hoe aza kivy fa mbola TENA hitondra ny tanora. Marina fa vokatr'izao tsy fahamatoran'ny tanora eo @ fitondrana izao dia mety ho sarotsarotra ny handresy lahatra ny Malagasy hifidy tanora indray. Kanefa mbola lavalava ny fotoana hijoroana hialana sy hanadiovana ny maha tanora... dia ny miala ao amin'ny TGV dieny izao.

Aza menatra hoe nafana fo tamin'ny 8 volana lasa kanefa dia hihemotra amin'izao ka hiditra @ resaka ara-dalàna. Raha hita fa diso ny natao dia ny adàla ihany no tsy miova hevitra. Mbola tsy tara mihitsy raha izao no mahatsapa tena, dieny mbola afaka manadio tena sy mbola manaiky anao ny tantara.hon hon hon! hin hin hin!
mialà tao dieny izao ry bazylou fa fesona ao a! efa kely sisa de ho azon'ny TIM io fanjakana nagalarina io anie ! vita ao elah !
8. pikatti ( 29/10/2009 12:31)
matin'ny lisany bazylou lou lou dôlidôly :-D :-D :-D :-D
9. terrywui ( 29/10/2009 12:52)
manaraha anay manao TIM ko elah ra-bazylou oa fa efa hilentika io sambo TGV tsisy frein io !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2163