aok'izay zalah le fopla fa tsy ita tsony ze marna a

1. terrywui ( 26/10/2009 15:26)
Tena mba iangaviana laisany mpanao fopla sy clonage letsy mba ajanony alou ry zalah TIM fa tena ts ita tsony ze arahina a! efa tafanitsak kapa vao taitra foana i Pikatti le !
novalian'i terrywui ny 26/10/2009 16:26
2. kiidoropamba ( 26/10/2009 15:42)
leeety e! fopla atsy ,fosika aroa ,clonage ery ,faut jumeau etsy !!!!!!

--aoka zalah fa petsa ny serasera a ! kozy e! aok'izay eee
lou daholo ianareo,indrindsra reto jiolahy HAT reto
LOUUUUUUUUU ARY TENA LOUUUUUUUUU
3. swann ( 26/10/2009 15:43)
aok'izay pikatti , locl , batista , wuiwui fa lasa malaina anie le oul miditra eto e! jereo fotsiny izao i Noue :* fa tena hita mitsy oe malaina be izy maketo ! midira Noue fa malaelo anao zahay a! ao fa tsisy hanao adalana tsony eo e! ho teneniko mafy ry zalah reo fa midira amzay Noue a!
4. kidoropamba ( 26/10/2009 16:25)
Izay ilay fikan'ny levalo nahatonga azy nandositra any afrika ary milalao vouden'ny swaziland maimbomaimbo ireny. hi hi hi hi, tena ravalo mihitsy no mirevy an'ireny ary tsy te hiverina izany intsony e. hi hi hi
5. terrywui ( 26/10/2009 16:26)
:oops: :oops: =)) =)) :-D :-D :oops: :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.143