Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Djhamhal
(
23/10/2009 10:36)
mpanampy manatitra ankizy !
ity tranga ty dia itan'ny masoko : nandeha niasa maraina aho ary nandeha tongotra dia nahita mpanampy hanatitra zaza hianatra , teo alohako ry zareo , tafintohin'ny vato ary le zaza dia nianjera satri...
tohiny
novalian'i soanja ny 03/06/2010 16:51
vatofototra
(
23/10/2009 09:34)
REGARDER VIDEO Journal 22 oct 09 Conseil d'Etat se déclare i
REGARDER VIDEO Journal 22 oct 09 Conseil d'Etat se déclare incompétent
Le Conseil d'Etat, par sa séance du 22 octobre 2009, n'a pas donné suite aux requétes de Monja Roindefo, pour statuer sur...
tohiny
novalian'i pikatti ny 23/10/2009 18:14
xxx
(
23/10/2009 07:57)
Messages
Ahoana no tsy maharay messages mihitsy aho nefa mandefa foana?! de tsy hisy olona mamaly mihitsy ve na de iray monja aza!! possible ve oe misy mamafa ny messages tonga ao @ boîte-ko nefa zah mba ef...
tohiny
novalian'i hery ny 23/10/2009 18:22
fetrakens
(
23/10/2009 07:52)
Rapela ô! rapela ô!!
Ahoana ny fahitanareo iny hiran'i Doudou iny e!?...
tohiny
vitamatavy
(
23/10/2009 06:53)
i monja roindefo no namono ny voay ka izy no merité
tsy vanona iny tolona iny raha tsy teo i monja izay nanaiky ny tenany niakatra teny ambohitsorohitra ny 7fevrier teo
tsy tonga t@ izao toerana izao i Andry raha tsy teo ireo miaramila sy zandary m...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/10/2009 19:31
patriick2002
(
23/10/2009 02:12)
Madagascar, finalement c’était un putsch,entre putschiste e
Passé l’effet de surprise, la communauté internationale a décidé d’appeler un coup d’Etat un coup d’Etat à Madagascar .L’Union européenne et Washington ont dénoncé un «coup d’Et...
tohiny
novalian'i pikatti ny 23/10/2009 17:26
feticon
(
22/10/2009 22:03)
manoltra an'i ndefo ho PM de consensus
izaho mouvance ravalomanana dia manolotra an'i monja roindefo PM de consensus
mpanao sonia fitison
future ministre de population...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/10/2009 19:28
fijo
(
22/10/2009 21:03)
eh eh eh manomboka ny filim
io ary fa manomboka ny filim fa samia maka seza tsara aby.
Monja Roindefo
Réunion d’urgence à Mahazoarivo hier
Le Conseil d’Etat a annoncé hier que la demande en annulation de la nomi...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/10/2009 19:30
zoam
(
22/10/2009 20:33)
le frere siamos politika malagasy ,vita ihany roindefo
vita ihany ny famisarahana an' le siamois politika gasy,voatery i andry rajoelina nanendry an'i manorohanta en fin ary niteraka an'i mangalaza
jereo tsara io sary io,fampatsiahivana an'ireo mbola ts...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/10/2009 19:38
mathla
(
22/10/2009 19:35)
Ahoana marina ireto miaramila ireto?
Toa isaky ny misy hetsika ara-politika eto amin'ny tanàna dia misy fanambarana foana avy amin-dry zalahy reto ary ny zavatra hambarany dia hoe iray tsy mivaky ny tafika.
Ny tiako holazaina dia misy...
tohiny
novalian'i milamm ny 23/10/2009 11:19
zoam
(
22/10/2009 19:12)
ity le zavatra,henoy tsara le hira
http://67.220.228.110/~o101925/
vive ravalomana...
tohiny
novalian'i pikatti ny 23/10/2009 17:24
vatofototra
(
22/10/2009 16:50)
ECOUTER Roindefo débouté par le Conseil d'Etat 22 oct 09
ECOUTER Roindefo débouté par le Conseil d'Etat 22 oct 09
Monja Roindefo a été débouté par le Conseil d'Etat le 22 octobre 2009.
Il a déposé une requéte pour un sursis à exécution au dé...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/10/2009 09:54
Mirananirina
(
22/10/2009 15:33)
andrakaiky ô,mails 300 isa alefan'i sera2
Androany vao hitako ny mails 10 jours fa loza???hihihi,hay raha mametraka hevitra aminy namana dia misy mamaly iny dia alefa any amin'ny mail koa, :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 23/10/2009 11:18
terrywiui
(
22/10/2009 15:09)
Hitako Dada tsy mety nanaiky le fika be
Politique, Madagascar, publié : mercredi 7 octobre à 18:13
[quote]M. Ouedraogo a toutefois déjà rappelé que les accords de Maputo prévoyaient la possibilité pour le président de la ...
tohiny
novalian'i terrywiui ny 23/10/2009 15:27
terrywui
(
22/10/2009 14:54)
Ef matanjaka hono izao ny TIM fa afaka mamory oul eran M/car
De izany hevi taingina izany no alefan'ny TIM sy ny GTT aely eran'ny Mass Media rehetra eto M/car zao tompoko! efa matanjaka hono izy zao! :-P :-P :p :p de raha mijery facebook koa nareo de jere...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/10/2009 20:36
pikkati
(
22/10/2009 14:40)
Tsy tafavoaka intsony isika TIM fa mafy be ny adva tsika
Efa malaina dia malaina mihitsy zaako Pikatti miditra eto amity serasera nohon'ny tsy fahombiazan'ny tolona atao ,ka aza manome tsiny be ahy hianareo namana mavitrika eto raha tsy de mahavaly andry za...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/10/2009 17:37
Endrika1
(
22/10/2009 13:40)
Miady bandy virja,na vadin'olona ho fitia an-tsokosoko
Aza tonga dia mandatsa ianareo fa mba toroy ihany izay mba azoko atao
Zà ry reto tsy mba mety afa-po mihintsy @ vadiko a!
Isakin'ny avy miasa izy dia mandray gazety dia eo laozany mamaky miandry s...
tohiny
novalian'i andy2016 ny 07/03/2016 09:30
fidinirina
(
22/10/2009 13:04)
Fa inona tokoa moa no helok'i Jesoa Kristy...
[b]Fa inona tokoa moa ny helok’i Jesoa Kristy ?[/b]
Moa tsy nanasitrana ny marary ve Izy, nampahiratra ny jamba, nampiteny ny moana, nampitsangana ny malemy, namoaka demonia t@ olona, nanangana n...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/12/2009 17:46
falifenosoa
(
22/10/2009 12:31)
Afaka mihaino malalaka ihany koa isika zay liam-baovao
Tsy mitsahatra mitady ny fomba hampandresena ny tolona natomboka teny amin’ny Magro ,ny mpomban'ny ara-dalàna
Taorian’ny fanitarana ny hetsiky ny mpomba ny Filoha RAVALOMANANA tany amin’ny far...
tohiny
novalian'i stallingrad ny 22/10/2009 19:23
naritsymba
(
22/10/2009 12:07)
R8 ihany no milay n'inona lazainareo
zà aloha tsy mila AndryTGV e, efa ela no nanazavako an'izany teto.
Aleo andeha dia ho hita eo fa any an-kady any no hiafaran'io; zahay niadana tsara ,nisakafo tsara ,nianatra tsara daholy ny ankizy ...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/10/2009 19:36
