ity le zavatra,henoy tsara le hira

1. zoam ( 22/10/2009 19:12)
http://67.220.228.110/~o101925/
vive ravalomana
novalian'i pikatti ny 23/10/2009 17:24
2. zoam ( 22/10/2009 19:13)
tonga dia mandeha automatique le hira fa juste asiana feo fotsiny
3. ifiona ( 22/10/2009 19:31)
io site de gtt lasa ts mety misokatra mitsy ato amiko
4. ifiona ( 22/10/2009 19:36)
pikkati >> :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:




:-D :-D
5. locl ( 22/10/2009 19:47)
Milay le hira
6. mathla ( 22/10/2009 19:49)
Fa za to tsy maheno hira e
7. zoam ( 22/10/2009 20:18)
http://67.220.228.110/~o101925/
juste asiana feo fotsiny e
8. fijo ( 22/10/2009 20:25)
tsy mety misokatra koa ny aty ????
9. vitamatavy ( 22/10/2009 20:25)
milay le hira e
10. fijo ( 22/10/2009 20:28)
izahay tsy mahazo
11. vitamatavy ( 22/10/2009 20:36)
site gtt no misy azy an'io ry fijo an ,mandeha automatique le izy ,milay be le hira an
12. fijo ( 22/10/2009 20:37)
efa mahazo izao ka
13. Papoose ( 22/10/2009 20:48)
fa hira in fa tsy mety misokatra aty amiko?
14. fijo ( 22/10/2009 20:52)
sokafy wa nendry fa tssss
15. pikawui ( 22/10/2009 21:54)
allez va au lit papoose :evil: :evil: :evil:
16. fijo ( 22/10/2009 21:55)
eo ampandriana hono izany ka
17. pikawui ( 22/10/2009 22:05)
dia efa misokatra ve
maty aho basi njanako
18. Papoose ( 22/10/2009 22:28)
:lol: iza no hanokatra azy eeee, tsss reto koa :lol:
19. AndriambyII ( 23/10/2009 00:36)
Manja ka ! na an an an , na ôh ôh ôh ,izahay misotro ronono Tiko !
20. terrywui ( 23/10/2009 12:18)
na an an an , na oh oh oh ! zahay misotro ronono an-tavy Tiko ! :-D :-D :-D :-D :-D :-D






* tavy = po !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0526