manoltra an'i ndefo ho PM de consensus

1. feticon ( 22/10/2009 22:03)
izaho mouvance ravalomanana dia manolotra an'i monja roindefo PM de consensus
mpanao sonia fitison
future ministre de population
répondu par fijo le 23/10/2009 19:28
2. ifiona ( 22/10/2009 22:18)
fitison :-D :-D :-D
3. xxx ( 23/10/2009 05:58)
http://www.koreus.com/video/ane-plage.html
4. patrick2002 ( 23/10/2009 12:15)
:-D :-D :-D tena possible izany ,politika anie io eh! interet no ao ambadika.
5. terrywui ( 23/10/2009 12:45)
fa angah tsy foza tsony i Ndefo ? toa lasa Mpanjaka kelin'ny TIM GTT ndray ? vendrana !!!!!!!!!!!!!..............io ndray zao no tompoin'izy mianakavy isan'andro sy nofisiny lava any ampandriany any ! ndefo kely ! ndefo malala ! ndefo cheri ! ndefo ....ndefo ..........ndefo .... vendrana , tena vendrana noho ny vendrana ...................!!!!!!!!!!!


mitomania ! :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:
6. patriick2002 ( 23/10/2009 13:13)
tena possible izany ,politika anie io eh! interet no ao ambadika.i Andry ndray zao zany :-D :-D :-D :-D :-D
7. fijo ( 23/10/2009 19:28)
andry sisa hoe,de lasa daholo ny adala rehetra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0793