Ef matanjaka hono izao ny TIM fa afaka mamory oul eran M/car

1. terrywui ( 22/10/2009 14:54)
De izany hevi taingina izany no alefan'ny TIM sy ny GTT aely eran'ny Mass Media rehetra eto M/car zao tompoko! efa matanjaka hono izy zao! :-P :-P :p :p de raha mijery facebook koa nareo de jereo fa misy manokatra koa ao hoe GTT international hono ! de asa na misaina na ahoana fa ataon'i Pikatti sy Noue ahoana no hanamafy ny TIM -ny any M:car nefa ary izy aty tsy maharaka izay vaovao mitranga any akory ! sssh! resa-boloky mangala-boatseva!
répondu par fijo le 22/10/2009 20:36
2. terrywiui ( 22/10/2009 15:30)
:snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:
3. locl ( 22/10/2009 16:29)
Ka ny olona leo ny lainganareo TGV, tsy jamba izy ka tsy mahita ny réalité. Hiafara @ fanampahandoha andry ity rahraha ity aminy farany
4. fijo ( 22/10/2009 20:36)
ka nareo malemy ko aiza no tsy ho mafy ny tim
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1173